Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
booboo ( 12/05/2005 12:52)
ankamantatra malagasy
Sady kolotsaina. Aza asiana mananihany ho an'izay mamatretraka fanontaniana.Valiny 1 isan'oul ihany no azo atao ary oul telo no afaka mamaly isaka ny fanontaniana iraika. Rehefa tsisy mahita ireo 3 re... suite
répondu par dadabe le 30/06/2005 02:03
hery ( 12/05/2005 10:25)
Miely loatra ny virus
Betsaka ny bibikely informatika (Virus) izay miparitaka be mihitsy amin'izao fotoana izao. Isanandro dia mandray emails anjatony maro misy tovana (zip, scr, exe sns). Soa ihany fa miasa tsara ilay siv... suite
répondu par rhevinilsen le 13/08/2005 19:38
haingo23 ( 12/05/2005 05:45)
Ami honnête
NB : efa voadika @ teny malagasy ao @ dinika io ihany ilay honnetete de l'homme izay nahitsin'ny hery ho an'izay mbola tsy mahita. Ity indray ny momba ny namana ... Nisy mpifankatia roa nilalao kar... suite
répondu par sasa le 18/05/2005 05:42
dadabe ( 11/05/2005 16:56)
resaka mpamosavy sy ody fitia
resa be tao ambadika tao de ho entiko eto,ahoana ny hevitra @zany hoe mpamosavy ? ody fitia? inona ny vaha-olana . raha azo atao de asio reference biblique e... suite
répondu par dadabe le 26/05/2005 16:24
xxx ( 11/05/2005 13:56)
izaho dia afaka mamorona hira ho anao ( rock, pop, hard,..)
raha misy groupe na olona tsy manana hira, na te hamorona , na tsy mahay mamorona, dia mba hanoraty aho fa izaho afaka mamorona ho anao ( reo )( rock fm, na pop, na hard,heavy, speed, symphonique, slo... suite
répondu par fijo le 16/05/2005 22:40
naritsimba ( 11/05/2005 13:08)
FIHAONANA T@ ANGIE
Miarahaba antsika namana rehetra. Tanteraka androany 11/05/2005 ny fihaonana t@ namana iray angie. nahafinaritra ny fihaonana tahaka ny olona efa nifankahalala efa ela. Ny irariana dia ny mba hisian... suite
répondu par Angie le 01/06/2005 08:30
ari.malala ( 11/05/2005 10:41)
mitady ê!
mpianatr'i La Sainte TA2 promotion 93 - 94.... suite
répondu par fijo le 19/07/2005 20:08
hery ( 11/05/2005 08:25)
Sakafo gasy be dia be
Dia napetrako ao amin'ilay encyclopédie malagasy @ internet [url]http://mg.wikipedia.org[/url] ny rohy hametrahana ireo sakafo gasy rehetra na lahatsoratra momba ny sakafo gasy. Raha toa ka hametr... suite
haingo23 ( 11/05/2005 07:25)
L'honneteté de l'homme
Nofafaina ny votoatiny. Ataovy amin'ny teny gasy na omeo ny rohy misy azy t@ internet hamakiana azy any. [i]Nahitsin'i hery[/i]... suite
répondu par sasa le 17/05/2005 06:05
hery ( 11/05/2005 06:52)
Farihin'Anosy
Sady endriky ny tanàna no fanariana maloto. Sady toeram-pitsangatsanganana no fieren'ny jiolahy. Zany no hita eo Anosy. Inona no hevitra virtoaly hitanareo tokony hanaovana an'io Anosy io? Amin'ny ca... suite
répondu par pitchou le 26/05/2005 20:56
hery ( 11/05/2005 06:04)
Dinika vaovao : Tontolo iainana
Araka ny fangatahan'i rhevinilsen dia nosokafana ho dinika tsotra ilay dinika manokana momba ny tontolo iainana. Dinika noforonin'i Cupido izy io fa nataony ho dinika manokana fa amin'izao dia natao h... suite
répondu par rpk le 17/05/2005 09:01
rhevinilsen ( 11/05/2005 00:02)
Aiza n programanasa hiadiana amin'ny dorotanety, efa misyv?
Izao no baie de majunga rehefa jerena avy eny ambony tsy takamaso eny, hita ami\'zao ny fivarinan\'ny tsiron\'ny tany ho any andranomasina. Ny ao amin\'ny plage moa d\'efa tsy tenenina intson, iza no ... suite
répondu par pitchou le 27/05/2005 13:48
rhevinilsen ( 11/05/2005 00:00)
mba mangataka mba hasiana rubrique hoe tontolo iainana
mba mangataka mba hasiana rubrique hoe tontolo iainana ao amin'ny forum... suite
répondu par hery le 11/05/2005 05:34
rhevinilsen ( 10/05/2005 23:53)
Mihamahazo vahana ny fisainana X aty @ tandrefana
Miroborobo fatratra izao ny industrian\'ny fanaovana \"horonantsary mahavoafady\", ny eto madagasikara toa efa manomboka hono...Ireo misy statistika kely azontsika hoeritreretina [quote] - 2 ka hatr... suite
répondu par cutie le 27/05/2005 21:24
fijo ( 10/05/2005 21:49)
nivadika bibilava "hono"
namaky gazety midi aho androany dia nahita fa nisy lehilahy "nangalatra"vadin'olona hono dia nivadika bibilava ny azy???????????????????????? efa honoko hatry ny ela izany resaka izany nefa tsy mbola... suite
répondu par pitchou le 01/07/2005 07:56
fijo ( 10/05/2005 21:29)
ny batisa sy ny zon'ny ankizy
azafady ry zareo ,fa zavatra hitako izy ity na tany mada na taty.ny kato tsy haiko fa resaka proteta no haiko. ao dia atao batisa ny zaza vao mena vava na mbola tsy ampy taona.3 na 4 taona mahery eo.... suite
répondu par marozevo le 22/05/2005 21:47
hery ( 10/05/2005 15:41)
Val: Censuré
[quote=aristar] Censuré !!! J'ai été censuré sur sera². C'est tout à fait leur droit et je ne conteste pas. Ce que je ne comprends pas c'est que quelque temps avant que Hery ait répondu à mon... suite
répondu par kitjo le 14/05/2005 17:34
dadabe ( 10/05/2005 12:04)
hay ve e
sady lalao no hatsikana ity a,samia aza isika miteny ny toetran'olona (virtuel)eto @serasera ,zany hoe raha vao iny ps iny no miditra de ........anjaranao ny ,manohy aleo zah no hanomboka azy voal... suite
répondu par dadabe le 01/06/2005 11:36
vegas ( 09/05/2005 23:09)
io ara lay télé sur le web
atolotra indrindra ho an'ireo akama lavitra nefa mba te aharaka ny fandeanjavatra. www.voissa.tv mazotoa ary o!... suite
répondu par vegas le 29/09/2005 00:38
Veloo ( 09/05/2005 16:53)
Rahoviana ny gasy any am-pita voa mba hiray saina ????
Ny olana dia samy olon-ko azy ny gasy any am-pita hany ka tsy mba tafita mihitsy. Ny olona hafa rehefa any ivelany mifanampy mba ho samy tafita....Mba miakatra ny economie any amin\'ny firenena-dry z... suite
répondu par fijo le 26/05/2005 23:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0005