Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
fijo ( 19/05/2005 22:30)
baiboly sy coran
ny coran dia tsy nihafahafa nilaza fa i mahomet dia olona tia sy nanana vady maro.ary misy antsipirihany maro voasoratra aza ao. ny baiboly nefa toa mihezaka mafy manafina fa i rajesosy sy i marie ma... suite
répondu par dadabe le 06/07/2005 16:25
ds ( 19/05/2005 19:35)
Dally milalao tennis ao Strasbourg
Tennis - Hautepierre Strasbourg : Dally tafakatra amin'ny lalao antsasa-dàlana na dia somary nampitaintaina aza tamin'ny seta fahatelo (4-2;4-3;4-4;5-4;6-4). Efa mahazo 7500 $ sahady izy eto. ... suite
Maretikely ( 19/05/2005 15:52)
Gasy Belgique
Mba ahoana avy ny fety sy ny sisa @ ity 26 juin efa akaiky ity e?Tsy dia andrenesam-baovao loatra fa mangingina isika eto Belgique, ahoana raha mba asiana fihaonana?... suite
répondu par fijo le 28/06/2005 21:59
kally ( 19/05/2005 15:47)
Day rankizy e!
Jereko mba betsaka ihany ny ankizy avy any Antsirabe eto @ serasera nefa dia tsary mifanerasera mahitsy sa vy tsary tianareo ilay mandeha forum yyy?Mba mifampitapita vaovao eto rankizy sa anareo kamo?... suite
répondu par fijo le 26/05/2005 22:50
niainaharison ( 19/05/2005 14:36)
mitia olona roa ...
mbo nanandrana zaho fa tsy tafa...fantatr'ilay ankiray "tsy dé tiako loatra" foana hoé tena misy lona hafa tianao kokoa any...hoy ny namako hoé tsy aiko ny teknikany...tsy izany anefa fa efa toetra... suite
répondu par rrh102 le 29/05/2005 21:13
niainaharison ( 19/05/2005 14:30)
tokony lazaina aminy olontiana daolo ve ny fiainana rehetra?
amiko aloha rehefa olona tiako de tsy mampaninona ahy ny milaza aminy ny hafaliako sy ny fahoriako rehetra é...hafa tsy ny lasako..io indray dé tsy tiko mihitsy ny anontaniana amiko, satria tsy mba ... suite
répondu par ttittie le 22/07/2005 14:21
ari.malala ( 19/05/2005 10:41)
Ndao hihira
soraty eto ary ny hiram-pitiavana na hira tena nandona ny fonao! Za hanomboka Matokia matoria fa izaho eto ihany Sombin'aiko ry aiko eto anilanao, Matokia re f'izaho tia anao Hiran'i Lalao Rab... suite
répondu par fijo le 24/08/2005 19:57
fmr ( 19/05/2005 10:23)
Samy miantso ny masina...
Fandaharana télé roa samihafa no hitako ary nahavariana ahy : 1.Niantso ny masina samihafa ( mpanjaka Andrianampoinimerina sy ireo razana samihafa efa maty ) teo @ doany ilay zokiolona ,mba hanatri... suite
répondu par pitchou le 12/07/2005 13:35
hery ( 19/05/2005 08:33)
Resak'olon-dehibe
Fampatsiahivana ho antsika namana rehetra fa misy dinika manokana antsoina hoe resak'olon-dehibe eto amin'ny forum. Ny resaka saro-pady rehetra (izay tsy tokony hovakian'ny ankizy sendra mandalo :-)) ... suite
répondu par tsylaitra le 05/10/2005 19:43
Mandamina ( 19/05/2005 07:43)
nivadika bibilava ny filahiany
mba misy afaka manazava ve amintsika ny tena fandehan'io zavatra ray io, tô tsy mampino nefa tena nisy... de aza mba voany ihany mo zany ko... suite
répondu par lilbon le 20/07/2005 10:37
haingo23 ( 19/05/2005 05:37)
La femme la plus conne.....
Lehilahy telo mpinamana no nifampiresaka : amerikana, italiana ary belge. Samy niaiky izy ireo fa ny vadiny dia tena adala mihitsy ary sur t@ affirmation-ny avy izy ireo. - Hoy ilay italiana : ny ahy... suite
répondu par dadabe le 10/07/2005 14:24
pika ( 19/05/2005 04:37)
mariazy?
misy milaza fa vao maika mamono ny fitiavana hono ny fanaovana mariazy, ahoana ny hevitrareo ny amin'izany:?:... suite
répondu par fijo le 30/05/2005 22:43
Rainimaharavo ( 18/05/2005 22:25)
Dàdàny aloha Ra8 ê!
Niverina antanindrazana ny SASANY rehefa avy nanao magazay tany Frantsa.Nanontanian'ny fianakaviany izy hoe mba manao ahoana rangahiroa izany any andafy? dia hoy ny SASANY hoe : Dadany aloha i Ra8 ê... suite
répondu par dadabe le 10/07/2005 14:25
niainaharison ( 18/05/2005 21:48)
samy mitaraina izy roa mpisipa, za anelanelany...
misy namako izay somary maditraditra lava tongotra...mazava ho azy fa amiko izy no mitantara ny "aventure-ny" noho ny maha mpinamana....namako bé koa anefa i kala sipa tena vadiben'i lery...kanjo mah... suite
répondu par fijo le 19/05/2005 21:28
niainaharison ( 18/05/2005 21:38)
lay olona miaraka aminy namanao bé mamboraka fitia aminao...
tonga le namako ni-présenter olona tamiko hoé : izy no miaraka amiko...Lasa namako bé koa lé olona satria naman'ny namako bé tsinona...sady ty namako bé ity izaho no famborahany zay mitranga reh... suite
Missie ( 18/05/2005 17:59)
eritreritra mandaloo
Zao zao ato de manontany tena oe: :?:Mba inona azany zaoo mba haton'ny namana isany @ zao fotoana zao:?: Za zao kalou de mijery dinika ato @ serasera zao! Ary nayeo mba manao inona kay??????:-*... suite
répondu par fijo le 22/06/2005 20:23
welie ( 18/05/2005 13:43)
Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...
Saika ho ataoko tao @ eritreritra mandalo ito lohateny ito nefa indray dia aleo ho ato. Mba lasa ny saina hoe ianareo ve kay mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...??? Bizzz kely ... suite
répondu par welie le 30/05/2005 19:04
rpk ( 18/05/2005 13:40)
kontôrsiônista
Mety tsy miteraka hono ireny sipa kôntôrsionista reny? ( le sipa tena soupla be reny zany de le manao fampisehoana afaka mivalona hôtran’bodofotsy reny). Aza mba azon’reny iany @ alina fa de mi... suite
répondu par fijo le 30/05/2005 22:57
rpk ( 18/05/2005 12:57)
be tratra
Manaranaka ve ny hoe be tratra ny sipa???:-D:-D:-D... suite
répondu par fijo le 25/08/2005 23:18
vegas ( 17/05/2005 23:32)
Be ny manatalenta, ka hono hoa...
Tena bedebe ny hitako manatalenta amin'ny fahandroana sakafo ato, ko maninona mo ra mifanao fotoana de sady excursion no mihinana ny sakafon'dranona sy anona? Fa ny sakafon'lery iany no tsy azo kitihi... suite
répondu par nanourand le 02/08/2005 01:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8856