samy mitaraina izy roa mpisipa, za anelanelany...

1. niainaharison ( 18/05/2005 21:48)
misy namako izay somary maditraditra lava tongotra...mazava ho azy fa amiko izy no mitantara ny "aventure-ny" noho ny maha mpinamana....namako bé koa anefa i kala sipa tena vadiben'i lery...kanjo mahiratra bé ra-sipa fa kobony avokoa ny mouvement de paikan'i bandy!Tratrany mbamin'ny adiresin'ireo "rafivavy"...ka tonga mitomany aty amiko izy fa mahatsiaro ho maharary hono ka inona no tokony hatao fa tiany lotra ra-bandy ka ahoana no atao mba ahahendry azy?...dé mbo inona moa no lazaiko éo, fa de lasa zaho mankany amin'ilay bandy akamako, mody manao hoé: sao de mba diso tafahoatra lesy ny ataon'élà...tsy sahy zaho miteny hoé: kobony daolo ny fikafikan'élà (tsy mbola haiko hatramin'izao aloha hoé ahoana tokoa no nahakobon-drasipa lé kozy!), fa sao dé lasa ny sain'i lery hoé, zaho mihitsy no tena fopla tsy mahatambava...fa ra-sipa ve any Mada, dé ahoana no ahatratrarany ny adiresin'olona mipetraka any Allemagne sy Angleterre????? vaka ny saiko...
lery koa milaza ho tsy mahatoky ny "fahendren'ny vadiny"...nefa mba hitako fa hendry tokoa le zanank'olona...vaka ihany koa ny saiko...
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:28
2. fijo ( 18/05/2005 23:30)
io ry akama adin'ny mpivady an.ùmiady antoandro mampiady fipipizana amin'ny alina.kany fahendrena dia ny tsy mitsabaka ao
3. felicia ( 18/05/2005 23:34)
zay lazain'i fijo izay no tena fahendrena...
4. pika ( 19/05/2005 04:21)
marina ny voalazan'ny fijo sy felicia resaka mivady tsy tsara mihitsy ny miditra fa izay hifanarahany any, aleo ry zareo ny miregle izany
5. fijo ( 19/05/2005 04:25)
ianao miditra ao indray no hifoterany avy eo
6. pika ( 19/05/2005 04:31)
raha oh enao zany hiteny hoe ialaho na soloy rehefa hita fa tsy .....avy eo anefa izy miaraka indray dia lazainy fa ianao no efa saika nampisaraka azy. efa mba be expérience @zany e
7. fodykely ( 19/05/2005 06:16)
ni tena marina dé ri zareo pisipa miadi sami mahai miresaka nefa olona ts'milamina
za aloa d naita misti é, enao ndrai no lazaini ratsi loha nefa izi sami miresaka aminao
ialao fa refa ts'mazaka d aleo hihinana eo daolo
sur
8. Mandamina ( 19/05/2005 07:33)
aza miditra amin'ny fiainan'olo ry 'ty ah (ataovy fitenin'i Joëlle) :)
9. Mandamina ( 19/05/2005 07:38)
aza miditra amin'ny fiainan'olo ry 'ty ah (ataovy fitenin'i Joëlle) :)
10. sonwin ( 19/05/2005 08:41)
izay mihitsy ra-niana a, tsy miditra fa may ao rangahy.
11. majakely ( 19/05/2005 13:04)
hendry daholo ny namana eto zany an!:wink:
12. sonwin ( 19/05/2005 13:23)
mody hendry :wink:
13. Veloo ( 19/05/2005 16:16)
sonwin a fa ahona enao angaha maditsa be? alazako any @ cutie njy raha izany :lol::lol:
Niaina marina ireo teny lazain'ny rehetra ireo, tandremo fa lasa ela ndray no sipan'ilay sipa kely mitantara an :-D:-D:-D:-D
14. fijo ( 19/05/2005 21:28)
rehefa hiditra ihany dia ilay sipa hidirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3481