Day rankizy e!
1. kally
(
19/05/2005 15:47)
Jereko mba betsaka ihany ny ankizy avy any Antsirabe eto @ serasera nefa dia tsary mifanerasera mahitsy sa vy tsary tianareo ilay mandeha forum yyy?Mba mifampitapita vaovao eto rankizy sa anareo kamo?
novalian'i fijo ny 26/05/2005 22:50
7. welie
(
20/05/2005 13:42)
sonwin ari.malala> Hihihi....
sonwin> Ka elà zany tsy avy ao Antsirabe fa Fianarasou kou mou a! :-p
sonwin> Ka elà zany tsy avy ao Antsirabe fa Fianarasou kou mou a! :-p
8. kally
(
20/05/2005 15:05)
sonwin:
iaho aloha maketo foana fa tsa mahay akizy avy any tanana loatsa
Tratra fa tsy avy any ianao!
11. dadabe
(
21/05/2005 04:24)
kally >tsary haiko hoe inona no resaka tokony hatao amizao?anay any tsa mba mahay miresaka:-*
12. kally
(
21/05/2005 07:18)
mamzelkely:
za alo tsoriko fa tsy avy any nefa za tena ty ovy be!!!hihiho
Any Ambatolampy ny ovy fa karôty ny any Antsirabe.
dadabe> Ny ankizy mbola any no angatahina mba hifampita vaovao fa tsy hoe inona akory e!
13. sonwin
(
21/05/2005 08:04)
Mba manao ahona marina aza izao ny lalana ao antampo-tanana Antsirabe ao?
Za tany efa nazeran'ny posy an, saika maty, ilay posy moa nizara telo mitsy:^)
Za tany efa nazeran'ny posy an, saika maty, ilay posy moa nizara telo mitsy:^)
14. mamzelkely
(
21/05/2005 13:15)
zany refa ngeza lôtra:-D!!!
kally< ka zay tsy mahalala an zany fa ny olona avy any antsirabe ono tô we mpitsoka ovy dôly kou!!! :roll: sa ve diso zany?
kally< ka zay tsy mahalala an zany fa ny olona avy any antsirabe ono tô we mpitsoka ovy dôly kou!!! :roll: sa ve diso zany?
15. dadabe
(
21/05/2005 15:03)
:evil::evil:zahay anie avy any e:evil:aty mahazoarivo eo akaikin'ny mess:evil:tsy mpitsoka ove zany zahay fa kofy milay
16. kally
(
21/05/2005 15:16)
mamzelkely:
zany refa ngeza lôtra:-D!!!
kally< ka zay tsy mahalala an zany fa ny olona avy any antsirabe ono tô we mpitsoka ovy dôly kou!!! :roll: sa ve diso zany?
N'aiza na aiza rehefa mamay ny ovy tsofina foana fa tsy ao Antsirabe irery:wink:
dadabe> hay ve ka eo Mahazoarivo e?Mety efa mba nifanena ihany isika an!
18. kally
(
21/05/2005 18:12)
sonwin:
za indray ao Mahafaly Tomboarivo eo ka:)
Masaka izany!mpandeha @ sisin-dalamby sa mpividy bôksa eo amin'ny serira?:lol:
19. dadabe
(
22/05/2005 02:56)
kally>samy efa nataoko lesy zany a
hatrany @saint joseph @09 al lesy efa :wink:kiiii aoka fotsiny less:wink:
hatrany @saint joseph @09 al lesy efa :wink:kiiii aoka fotsiny less:wink:
20. sonwin
(
22/05/2005 11:13)
kally> voalazanao tsara :), izy roa miaraka
dadabe> tadidin'ialahy ve ilay teo ambavahadin'i St Joseph indray alina iny?...dia avy eo teo amin Station, gaigy be iny an
dadabe> tadidin'ialahy ve ilay teo ambavahadin'i St Joseph indray alina iny?...dia avy eo teo amin Station, gaigy be iny an
