Day rankizy e!

21. kally ( 22/05/2005 17:14)
Mba tantarao an'izany izahay ry reto a!inona no ataonareo eny ambavahadin'ny st joseph @ 9 alina?Sa nakanaka tany Ambavahadimangatsiaka tany dia...?:?:
22. sonwin ( 23/05/2005 09:10)
Aprem aloha zahay nilalao boule teo Ambavahadimangatsika teo, eo am face Hotely Miaramasoandro,eo amin'ny arabe io mitsy zahay no nilalao dia refa nahazoazo teo zay an, dia nitatra ny hevitra refa alina...dia aleo tohizan'i bedada:)
23. dadabe ( 23/05/2005 09:21)
makany @colis express lesy a!
kally>raha tsy fantatrao le fanao eo @devant saint joseph le aty akaikin\'ny Hotel de terme de tsy ponina antsirabe enao zany :wink:
hihihihi frera a !:D
24. kally ( 23/05/2005 15:17)
Izaho kosa tao no teraka sy lehibe fa tsy fantatro izany marina e!
Mihinana masikita ve?Nefa toa tsy any...sao dia maka an'ilay naman-dry zareo teny ambody zavokà taloha ary izany?
25. dadabe ( 24/05/2005 05:57)
kally:-$
26. kally ( 24/05/2005 07:46)
dadabe>Mitovy amin'ilay eny ambody zavokà matoa tsy manazava e!

Raha mba hoe akaikin'nycollège sy arotel dia mety mba hoe billard fa eny @ thermes ve???


27. sonwin ( 24/05/2005 14:07)
:roll:
28. dadabe ( 24/05/2005 17:04)
:roll::roll:inn lety ty mampinaka a?
29. sonwin ( 25/05/2005 18:13)
dia ahoana leity ilay teny amin thermes?
30. fijo ( 25/05/2005 22:21)
ny ahy indray kally no jereko any ,fa za tsy avy any ka."kaly" mantsy e
31. kally ( 26/05/2005 15:29)
fijo>hmmm avy indray ianao izay an!
32. fijo ( 26/05/2005 22:50)
ka bla ko.aho ara mba diso ko.ndry ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1104