Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rainimaharavo, milahatra araka ny daty
Rainimaharavo
(
28/03/2007 21:07)
logiciel RAW
Miarahaba ny rehetra ê !
Sahirana mihitsy aho fa manana sary vitsivitsy tena tsy foiko. Nataoko tamin'ny cd izy ireo; niova ordi-aho hany ka nony handeha hojereko ireo sary dia tsy misy mivoaka na i...
tohiny
novalian'i HectorBlood ny 05/04/2007 07:11
Rainimaharavo
(
24/11/2006 21:38)
lalana vaovao momba ny gazety
voalaza amin'izao fotoana izao fa hoe misy didy aman-dalàna vaovao homanin'ny fanjakana mba hanakanana ny gazety tsy hiteny izay tena marina eto amin'ny tanana. Toa hoe mitombo izay tsy izy ny sazy a...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 14:22
Rainimaharavo
(
12/04/2006 08:53)
Hatsikana sy lalao
Misy indray hono izao ny hoe T.D.M. an'ny mpanao politika RAJAONARIVELO Pierrot. dia hoy indray ny dikan'io T.D.M. io amin'ny vahoaka hoe :
Tonga Dia Mamono.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2006 11:36
Rainimaharavo
(
24/02/2006 20:44)
Ingahy VONINAHITSY J.E.
Toa hoe tsy salama ao Antanimora hono izy dia halefa ivelan'i Madagasikara hitsabo tena?
Misy ve ny fahamarinan'izany tsy fahasalamany izany ka iezahana handefasana azy hoany ivelany?
Vita tompoko....
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:07
Rainimaharavo
(
23/11/2005 16:09)
Fihetsiketsehan'ny MPanohitra
Miarahaba ny rehetra
Mba misy OLONA tena mahay ve mitondra ny lohan'ny Mpanohitra eto amintsika sa dia fihetsiketsehana fotsiny no betsaka ê!
Toa hoe nisy volabe azo avy any Frantsa hoenti-manana...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2005 23:48
Rainimaharavo
(
01/10/2005 14:10)
fénérive-est
mba mangataka izay mahalala hoe ahoana ny fiantsoana an-tarobia an'i Fénérive-Est (indicatif sy ny code) misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 04/10/2005 22:26
Rainimaharavo
(
18/05/2005 22:25)
Dàdàny aloha Ra8 ê!
Niverina antanindrazana ny SASANY rehefa avy nanao magazay tany Frantsa.Nanontanian'ny fianakaviany izy hoe mba manao ahoana rangahiroa izany any andafy?
dia hoy ny SASANY hoe : Dadany aloha i Ra8 ê...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:25
Rainimaharavo
(
08/05/2005 23:16)
tsy mety mandeha ny "envoi"
miarahaba ny rehetra
sao mba misy afaka hanome toro-hevitra.
ny olana : mandray ny hafatra tonga rehetra ny adiresy "mail" fa kosa tsy mety mandeha mihitsy ny vali-teny "envoi" fa mihenahena fotsi...
tohiny
novalian'i Rainimaharavo ny 12/05/2005 21:25
Rainimaharavo
(
17/04/2005 21:04)
Gazety "La gazette d.g.i."
Mba ahoana no fiheverantsika ireny teny ataon'ny mpanao gazety sasany ao amin'ny "la gazette d.g.i." ireny mikasika ny "français approximatif"-ny Filohan'ny Nosy tany La Réunion ary ny fanendrikendr...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:54
