logiciel RAW

1. Rainimaharavo ( 28/03/2007 21:07)
Miarahaba ny rehetra ê !
Sahirana mihitsy aho fa manana sary vitsivitsy tena tsy foiko. Nataoko tamin'ny cd izy ireo; niova ordi-aho hany ka nony handeha hojereko ireo sary dia tsy misy mivoaka na iray aza. Soa ihany fa nosoratako tamin'ny fonon'ny cd ny programme nanaovako azy ka izao ny soratra nataoko tao : MS-DOS ary rehefa jereko ny propriétés dia milaza hoe : système RAW...io no tena "raha" ka ahoana no mety hanovako azy satria tena tsy tiako ho very mihitsy ireo sary ireo. Dimy taona lasa no nakako ireo sary.
Misaotra ny mpanoro lalana ê!
2. lapino ( 29/03/2007 10:40)
- ny MS-DOS dia tsy logiciel fanaovana sary na fikirakirana sary, fa "systeme d'exploitation". Tamin'ny andron'ny msdos mbola tsy nisy ny cd fa disket no nampiasaina.
- matetika koa tsy ny logiciel nanamboarana an'ilay donnees no soratana eo amin'ny cd fa ilay données. Ohatra hoe "Sary vacances" fa tsy "photoshop". Fa raha anarana logiciel dia logiciel izay no ao anatin'ilay cd
- tamin'ny 5 taona lasa izany, efa vitsy sisa no ordi nampiasa msdos. Fa mbola betsaka no mety ho nitahiry azy noho ny antony isankarazany. Ary cd no fitahirizana.

Izany hoe: sao dia mba diso cd ianao ?

Ilay "systeme RAW" anefa, toa milaza fa tsisy n'inon'inona ilay cd, na format hafa no nanaovana gravage azy (mety ho hfs an'ny mac na otr'zany) dia tsy fantatry ny windows. Raha io farany io, dia mitadiava olona manana mac hialana nenina hamakiana azy.
3. simplex ( 29/03/2007 10:49)
:D:D:D
tonga d andramo sokafana @ adobe alou na paintbrush ee :)
mety ny extension fotsiny manko no diso :P
4. miarina ( 29/03/2007 11:02)
Ny fichier raw dia azo avy @ ny :
- soit de logiciel de scan sur linux
- soit par un appareil photo ( .arw Sony
.crw .cr2 Canon
.dng Adobe
.kdc Kodak
.mrw Minolta
.nef Nikon
.orf Olympus
.ptx .pef Pentax
.raf Fuji
.x3f Sigma
)
Le logiciel commercial Photoshop de Adobe lit à présent les fichiers raw.

Depuis 1997 le logiciel dcraw écrit en langage C par Dave Coffin permet de lire les fichiers cRAW de plus d'une centaine de modèles d'appareils photo, sans nécessiter l'emploi d'un système d'exploitation particulier. Il s'agit d'un logiciel utilisable en ligne de commande. Ce programme est diffusé comme logiciel libre, la portion de code source destinée au traitement des fichiers X3F (boîtiers Sigma utilisant un capteur tri-couche de marque Foveon) est sous licence GPL.

Le logiciel ufraw utilise quant à lui dcraw comme plugin du logiciel de traitement d'image gimp, disponible sous Linux.

5. lapino ( 29/03/2007 12:28)
miarina > misaotra @ info

Fa ny tsy mazava tsara dia hoe :
- ilay cd ve no tsy voasokatra ?
- sa voasokatra ihany ilay cd dia hita ny fichiers-n'ilay sary fa tsy voasokatra ?
6. Rainimaharavo ( 29/03/2007 13:54)
voalohny dia isaorana manokana ianareo nanome valiteny.
faharoa :
pc no nanaovako azy fa tsy mac akory. Ny sary dia nalaiko tamin'ny faka-tsary tsotra tamin'izany fotoana, rehefa ni-développer-na ny sary dia ni-scanner-ko nahatonga azy tao amin'ny "mes documents".Nataoko tamin'ny cd ireo sary ary izao no soratra nosoratako eo amin'ny cd mba hahatsiarovako hoe inona avy no izy :
photo JPG (Ms.Dos) 16 mil de couleurs corel photo house image
JPEG Bitmap (JPG).
Ela aty aoriana (2007)nahazo pc iray hafa aho dia handeha hojereko ireo sary;tsy nivoaka mihitsy fa cd vièrge no hita.Ary ny propriétés dia milaza hoe: JPG système RAW.
Izay no fandehany fa dia isaorako anareo ê. Ireo sary mantsy araky ny nolazaiko dia tena tsy foiko mihitsy, nefa ilay "mes documents" taloha dia efa tsy ananako intsony.
7. simplex ( 29/03/2007 16:12)
* mety le vitessy ni-graver-na an'le CD no avo be na le matosy no kely aina mihoatra @ le nanoratana azy.
=> Ndana andramo @ matosy avoavo ny vitesy azony vakiana no mba pentium 4.

* mety le CD no efa vizana, auquel cas tsy misy azo atao intsony fa d mamerina maka sary sisa :)

8. HectorBlood ( 05/04/2007 07:11)
mba ahoana ndray lesy zalaha fa ny flash disk-ko lasa RAW de tsy mety formatena tsy mety atao inn mintsy! sao de mba manana hevitra lisany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146