lalana vaovao momba ny gazety
1. Rainimaharavo
(
24/11/2006 21:38)
voalaza amin'izao fotoana izao fa hoe misy didy aman-dalàna vaovao homanin'ny fanjakana mba hanakanana ny gazety tsy hiteny izay tena marina eto amin'ny tanana. Toa hoe mitombo izay tsy izy ny sazy ary efa mahafantatra izany daholo ireo "institutions internationales" rehetra hatramin'ny "reporters sans frontière".
Inona no tena marina amin'izany?
Raha ny fanazavan'ny minisitry ny filazam-baovao dia hoe tsy mitombona izany resaka izany fa resaka hoentina hanesoana ny fanjakana.
Iza no tokony ho hainoana, ny mpilaza vaovao ara-lovan-tsofina ve sa ny fanjakana?

novalian'i bazylou ny 25/11/2006 14:22
3. xxx
(
24/11/2006 21:45)
efa nisy nametraka fanontaniana tary @ dinika hafa , mba misy déontologie ve ny resaka gazety any madagasikara ? tena vaovao marina ve no havoaka sa tsaho sy impression' ny pseudo journaliste.... tena analyse marina ve .. misy mpanao gazety milaza fa rapporteur hono izy donc inona no ilaina ilazana an' izany any @ ny reporters sans frontières , sa hoe rehefa organisme intern dia hatahorana , jereo kely aloha ( misokatra ny débat ...?)
4. SARERAKA2
(
24/11/2006 22:00)
raha ny fahitàko azy manokana dia raha olona toa andry i MANANDAFY no mbola conseillersn'ny PRESIDENTS dia matokia fa tsy hisy zavatra handeha mihintsy fa dia hinono taolan-kena sy chiffon ary frippairie lava izao ny gasy
5. xxx
(
24/11/2006 22:22)
hay ny an' i sareraka 1 na 2 (mpamadika palitao), resaka olona ny mahamaika azy , fa noheveriko ho firehan-kevitra ... soloy i Manandafy dia vita é !
6. fijo
(
24/11/2006 22:24)
rainimaharavo an,eo anatrehan'ny feo heno toa izao,dia ny miandry ihany no tsara indrindra;mba tsy hitsarana vilana.
7. bazylou
(
25/11/2006 02:26)
izany no midika fa tsy mahazaka gazety ary tsy demokraty ny 8nareo !!
8. manantsoa
(
25/11/2006 04:36)
Maro loatra ny mpanao gazety tsy PRO ka manimba ny tontolo fanaovan-gazety .Na iza mitondra eo na iza dia tsy mantsy mandray fepetra mifanaraka amin' ny zava- misy .
Tena loza ratsy lavitra noho ireo mpanao politika ny mpanao gazety malagasy . Niaraha- nahita izany tamin' ireo fifidianana izay ho filohan' ny holafitra roa farany teo .
Hoa n' ireo tena PRO aloha dia mahatsiaro ho voatohotohina izy . Akory atao fa ry zareo samy mpanao gazety aloha no tokony hifanabe fa ny fanjakana amin' ny maha mpitondra azy dia tsy maintsy misoroka izay tokony hosorohana.

9. sipagasy
(
25/11/2006 07:56)
Fiffi:
tsaho be fotsiny re zany eh !
mmhhhhh ka raha tsaho nahoana no sakanana tsy ho eny anatin'ny fiara manidina ny gazety sasany??????
10. Fiffi
(
25/11/2006 08:14)
Rainimaharavo:sipagasy: ka na ny minisitry ny filazam-baovao aza hono milaza fa tsy mitombona zany koh !
Inona no tena marina amin'izany?
Raha ny fanazavan'ny minisitry ny filazam-baovao dia hoe tsy mitombona izany resaka izany fa resaka hoentina hanesoana ny fanjakana.
11. Pouna
(
25/11/2006 10:56)
Fa izao koa anie no olana: misy ny mpamanao gazety maneho ny firehena misy azy nefa mpanao gazety an-tsoratra na am-bava io. Marina fa samy manana ny safidy ny tsirairay, ny ferehana fa raha ny mpanao gazety mampiseho izany; dia avy hatrany dia sokajian'ny olona hoe: izao iny, izao iny... ka tsy izany ve no ataon'olona ny mpanao gazety malagasy sasany? Fa varotra koa ny gazety ka ny sasany mitady zavatra hamidy, hanairana ny mpamaky koa... Tohony tsy homba ny antsy sy aroa ny mpanao gazety, indrindra ny mpanao TVM na RNM ireny...
12. Angie
(
25/11/2006 10:58)
Raha izaho manokana aloha dia mahita fa betsaka mihintsy ny mpanao gazety mbola mila manao formation fa tena mbola lavitra be e. Fa na izany aza tena mila jerena koa ny lalana mba hampitovy antsika @ firenena hafa.
14. bazylou
(
25/11/2006 14:22)
Rahoviana no hisy gazety satirika any Madagasikara!!! sa tsy mahazaka izany le8 ???