Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nenibe ( 23/05/2005 00:54)
Bisikilety
Nahazo bisikilety vaovao ny couvent mpanofana masera. fa "kits" no nahazoany azy ka ilay masera lehibe sady mpanabe no nanambatra azy. Nony vita ilay izy dia nifarombaka hitaingina ny masera mpiana... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:23
zefalah ( 23/05/2005 00:20)
ra8 sy ny politikany
Tanana tsy mivokona @zany tsy mivokona tsony. Mety ve ny Zavatra ataon'ny Andriamatoa Ra8manana @zao? Tsy mahazo manafatra menaka! vary aonjana. karaman'ny mpiasa tsy miakatra. Fianana miakatra s... tohiny
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 17:22
zefalah ( 23/05/2005 00:09)
lavalava gasy
hiresaka fanatandrahatena sika. ny tena mo mpanao rugby. ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa. ka apetrako ny fantanin... tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2005 19:42
zefalah ( 23/05/2005 00:07)
lavalava gasy
hiresaka fanatandrahatena sika. ny tena mo mpanao rugby. ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa. ka apetrako ny fantanin... tohiny
novalian'i rpk ny 23/05/2005 06:04
Missie ( 22/05/2005 20:40)
Ny mahasamy hafa
Hono oa:?: inona no mahasamihafa ny Crêpinette sy ny paupiette:?:... tohiny
novalian'i Missie ny 13/07/2005 23:27
iharantsoa ( 22/05/2005 09:17)
tsipazo torolalana :mbola ho tia azy ve aho ?
manoratra aho ry zareo fa tena tsy hitako izay atao, toy izao ny tantara: tany ivelan'i gasikara aho ary nifanena tamin'olona iray mpitsaty tamiko teto net efa ela ihany fa izay no ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:49
rpk ( 22/05/2005 08:10)
jamba sa marenina?
fa hono wa ry reto...refa tena tia tokoa ve de lasa jamba sy marenina???:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i eh ny 25/06/2005 10:58
Narilala ( 22/05/2005 07:58)
Maintimolaly SFX Fianarantsoa
Sao mba misy amintsika namana eto @ serasera mpianatra tao @ SFX Fianarantsoa, na prom tranainy na vao haingana, mba mifampizara eto @ forum ny fiainana fahiny tao @ kolejy. Za mantsy mpianatra tany f... tohiny
novalian'i Tirah ny 10/10/2005 22:31
xxx ( 21/05/2005 11:39)
HENATRA
Firy taona ny olona vao misy henatra ?.Dia misy olona tokony hahamenatra koa ve ?.Misy manko fianakaviana sasany dia tsy misy an'izany henatra izany na samy mpifady izao aza ao an-trano.Misy koa eo @ ... tohiny
novalian'i hercool ny 13/08/2005 08:08
Narilala ( 20/05/2005 18:03)
Lalao tennis: Dally
Mba mety hahafaly ny maro, araho fa en demi-final i Dally any Strasbourg ary toa efa tetes de serie roa no nahintsany. http://www.sports.fr/fr/tennis/2005/wta/resultats/tournois/internationaux_de_str... tohiny
novalian'i Angie ny 23/05/2005 09:57
rpk ( 20/05/2005 14:46)
takotra sa fanoto?
Ahoana @zao ity resaka fanalehibiazana fananan-dehilahy ity??? Fa ‘sika gasy tena misy mahay mihitsy @ io. Any ambanivohitra be nalehanay any de misy mpahay manokana an’io:-$. Anontaniany anao iza... tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:54
niainaharison ( 20/05/2005 12:52)
mamono ny fitiavana ny fahanginana...
na raha adika ami'ny teny frantsay dé hoé le silence tue l'amour....satria hono la presence est une preuve d'amour (tsy aiko tsara ny mandika azy amin'ny teny gasy mba tsy hanova ny tena dikany, mia... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:27
rpk ( 20/05/2005 11:16)
sipa tsy degany
Mitady sipa tsy degany be!:-D:-D:-D tsy de mandrava loatra fa manorina :-D:-D:-D tsy de mamofona loatra fa manimanitra tsara :-D:-D:-D fa tsy de degany na mba te ho degany aza:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:36
hery ( 20/05/2005 10:40)
Paris : Sao hijery teatra gasy (indray)?
Misy tantara an-dapihazo na teatra indray ao Paris Toa izao ny filazan'i JCR azy tao amin'ny lisitra.serasera.org "Le prophète et le président" dia ilay "pièce" nosoratan-dRaharimanana izay... tohiny
novalian'i booboo ny 26/06/2005 16:08
hasinah ( 20/05/2005 09:21)
mba mila ny hevitrareo e
Manao azafady aloha amin'ilay anarana tsy miseho fa tsy dia tiako ho fantany loatra ito lohahevitra ito. Fantako hoe mitia be ahy izy ary hananako porofo maro izany,saingy izao : nohon'ny fifanalavir... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/05/2005 18:13
hery ( 20/05/2005 09:15)
Fanazavana ny teny sasany ao amin'ny baiboly
Betsaka ny teny gasy sarotra azo ao amin'ny baiboly koa ireto misy fanazavana vitsivitsy. Raha ohatra ka mbola tsy ao anie ilay teny dia mba apetraho ho hitan'ny hafa. [url]http://mg.wiktionary.org... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/05/2005 00:18
hery ( 20/05/2005 07:50)
Tantaran'i Madagasikara
Misy lahatsoratra momba ny niandohan'ny Malagasy http://mg.wikipedia.org/wiki/Tantaran%27i_Madagasikara izay azonao ampiana sy ahitsy. http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tantaran%27i_Madagasika... tohiny
novalian'i welie ny 20/05/2005 13:27
hery ( 20/05/2005 06:54)
Ny momba anao aloha
Betsaka ny nanontany hoe ahoana no tsy mahita ny mombamomba ny namana hafa... na tsy mahita ny sarin'ny namana hafa. Ny antony dia satria mbola tsy nahafeno [b]tsara[/b] ny mombamomba anao ianao. R... tohiny
stephan ( 20/05/2005 05:58)
fantanao!
Io izany no solon'anarana tadiaviko fa tsy misy an'izany kay ato! sao dia ato amin'ny serasera ato ihany ianao fa mitady anao aho! misaotra a!... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 20:11
zefalah ( 19/05/2005 22:54)
inona no atao hoe fitiavana
ie! ampifalina no anoratana ho anareo mpandalina an'ty fitiavana ty! tsy ho lava resaka aho fa de arosoko avetrany ny zavatra tiako ambara. mba misy fantanina mantsy manitikitika ny loako keliko ty ... tohiny
novalian'i beloakely ny 31/07/2017 11:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.93