HENATRA
1. xxx
(
21/05/2005 11:39)
Firy taona ny olona vao misy henatra ?.Dia misy olona tokony hahamenatra koa ve ?.Misy manko fianakaviana sasany dia tsy misy an'izany henatra izany na samy mpifady izao aza ao an-trano.Misy koa eo @ bandy samy bandy na samy jôba ny henatra.
novalian'i hercool ny 13/08/2005 08:08
3. rpk
(
22/05/2005 08:22)
mety ho azo atao ihany angamba ny hoe samy miboridana daholo ny olona de ho hita eo izay ho fiatraikany...saingy zao, to ahatsiravina be ny hijery le oul ngôza be sy matavy be ireny kle!!!!=))=))=))
6. fasaly
(
22/06/2005 18:46)
rpk:
mety ho azo atao ihany angamba ny hoe samy miboridana daholo ny olona de ho hita eo izay ho fiatraikany...saingy zao, to ahatsiravina be ny hijery le oul ngôza be sy matavy be ireny kle!!!!=))=))=))
aoka kosa le matavy marina fa mba tsy fidin'ny ho ani'reny oul ireny no ho toy ireny e! misy aretina anie e! izà indraindray de malahelo mintsy fa tene hitako menatra be ny physique-ny mintsy zareo fa mba te hitovy amy ny olona norme e!
7. fijo
(
22/06/2005 22:13)
menatra ahoana koa ny bota e.nikaly matoa bota ka homenatra ny mikaly ve
8. mandrindra
(
23/06/2005 09:20)
fa maninona aloha no tonga dia resaka miboridana ilay izy, toa tsy misy an'izany akory ao antin'ilay lohahevitra. angaha ny miboridana ihany no mety mahamenatra (raha toa ka mahamenatra) ?
10. fasaly
(
24/06/2005 08:08)
ka lay sizé koa anie misy déviation foana e!
ka tsy mety fa de manaraka an'iny eo dooly ndray ko!
mandrindra: matoa izy tonga de miresaka miboridana dia izay izany ny complexe-ny voalohany angamba lay miboridana....ka mifandray ihany lay izy sa ts'izany????

11. mandrindra
(
24/06/2005 08:48)
anisan'ny henatra ny miboridana fa maro koa anie ny zavatra mahamenatra e. Ohatra : ny fomba firesaka, ny fomba fitafy (raha tia manao akanjo rovitra ...), ny fomba fihetsika, ny fifandraisana amin'ny ray amandreny (mnaja sa tsia ...)...
12. fasaly
(
24/06/2005 15:21)
ny ahy ny henatra fantako voalohany de ny fitondran-tena ratsy na amy lafiny inona izany na inona...
14. coolman
(
27/06/2005 01:21)
rpk]tsy mety intsony zany fa t@ fahagola no misy an'izany nue corps fa ny henatra efa misy @ olona rehetra na kely na lehibe de samby manana henatra avy kou:@:@:@