HENATRA

21. coolman ( 27/06/2005 01:33)
de aleo tapenana ny masonay :@:@:@
ny setroka sisa tazana
22. fasaly ( 27/06/2005 08:59)
[quote=mandrindra]
inona ry fasaly ilay atao hoe fitondrantena ratsy ?
[/quo

mandrindra:
ny fitondrantena ratsy tiko lazaina de ny fivarontantena ny fangalarana sns... otsan'izay e!
de amiko zany tena henatra be mintsy ny fanaovana izany. azon'i toi ve?......
23. mandrindra ( 27/06/2005 09:19)
ok ok, mazava ka
24. sanana ( 27/06/2005 10:56)
25. fijo ( 29/06/2005 04:38)
fasaly ny mpivarotena anie ka ny azy no amidiny e,fa ny mpanao politika ny an'ny vahoaka no hakany vola.io no tena ratsy
26. fasaly ( 29/06/2005 05:42)
fijo ka lay mpanao politika maka volambahoaka io anie anisan'ny mpangalatra ihany koa e! sady mpisoloky de henatra lehibe erakizao tontolo zao mintsy sa ahoana hozy toi...
fa raha sanatria kosa izà no hitan'ni olona ery anona mijoro de menatsa be mintsy kosa e!
27. fijo ( 29/06/2005 21:12)
le polifika aloha izay mihintsy e.
le mpijorojoro indray,misy tsy fidiny ka tsy te hitsara olona aho noho izay antony izay
28. mandrindra ( 30/06/2005 09:28)
ilay mpijorojoro lalan'ny tolotra sy ny tinady io ka iza ary no ho tsaraina fa samy nisafidy malalaka ireo
29. fasaly ( 30/06/2005 14:53)
ka izà anie ry fijo tsy mitsara ny hafa fa henatsa ho ahy raha amy place-ko e!
30. fijo ( 30/06/2005 21:47)
ka asa daholo izany e.enao tsy nangalatra dia efa ok izay
31. IDEALY ( 03/07/2005 17:41)
ny zanako kely 4 taona izao efa menatra raha miboridana , na bedy eo imason'ny olona , na koa asaina manao recitation @ olona tsy mahazatra azy
32. fasaly ( 04/07/2005 10:20)
ka ny henatra tsy mifidy taona raha tsy diso zà !
33. fijo ( 04/07/2005 22:58)
ny zaza iray taona kosa tsy menatra e
34. Mijo ( 19/07/2005 10:53)
Maro be ny karazana henatra ary tsy misy taonany izany.Misy olona menatra mifanoroka eny amasom-bahoaka.Misy koa menatra ny miboridana eo imason'ny olona tsy tiany hahita ny zvtra eny aminy.
35. hercool ( 13/08/2005 08:08)
message
Amiko dia tsy voafetra ny taona fa arakaraky ny sain'ny tsirairay io, raha ny @ bandy samy bandy na samy joba indray aloha dia tsy hitako izay antony tokony hahamenatra,ny @ fianakams dia miankina @ fifampitaizana.
xxx:

Firy taona ny olona vao misy henatra ?.Dia misy olona tokony hahamenatra koa ve ?.Misy manko fianakaviana sasany dia tsy misy an'izany henatra izany na samy mpifady izao aza ao an-trano.Misy koa eo @ bandy samy bandy na samy jôba ny henatra.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1845