fantanao!
1. stephan
(
20/05/2005 05:58)
Io izany no solon'anarana tadiaviko fa tsy misy an'izany kay ato! sao dia ato amin'ny serasera ato ihany ianao fa mitady anao aho! misaotra a!
novalian'i fijo ny 18/07/2005 20:11
4. welie
(
20/05/2005 13:46)
fantanao ve ilay solon'anarana marina sa hoe ahona fa tsy azoko? :roll:
sonwin> Misy maninn kay? :-*
sonwin> Misy maninn kay? :-*
7. dadabe
(
21/05/2005 04:22)
ary rehefa misy manao resaka tsy matotra de aleo nonoko ity zany le :@:@:@:@:@ka tsy azoko le resaka ka:evil:
8. mamzelkely
(
21/05/2005 06:30)
ka misy mitady fatanao ao de tsy mamaly le olona fatanao ve le anaran'ilay olona?:roll:
19. sonwin
(
23/05/2005 09:06)
eh tena tsy fantany mihitsy
mamzel> tsia an:) diso ianao:P
fa tena misy mis....mihitsy ka, mba marina e
mamzel> tsia an:) diso ianao:P
fa tena misy mis....mihitsy ka, mba marina e
20. dadabe
(
23/05/2005 09:12)
yonnika>efa hoe zah hoa tianjyyyyyyyyy:-*:-*
fa le resaka mihitsy anie no tena tsy ao zah e:-w
fa le resaka mihitsy anie no tena tsy ao zah e:-w
