fantanao!
25. mishou
(
24/05/2005 13:53)
yonika>aza de masiaka @ dadabe ohatran'io akia indry an, nareo reto raha hiady an, mba mahalala menatra an'ah wa:-P
26. sonwin
(
24/05/2005 14:06)
mamzel> :wink:zay mihitsy
hitanareo fa tena misy mis....mihitsy ato:)
hitanareo fa tena misy mis....mihitsy ato:)
27. dadabe
(
24/05/2005 17:02)
zay tsy miady tsy mifankatia
ny anay klou de efa mahazatra io miady io ,fa rehefa tsy hita kely aoa anty 1 anddro =mahalasa adala kle
mba fantanao ve ?:roll:
ny anay klou de efa mahazatra io miady io ,fa rehefa tsy hita kely aoa anty 1 anddro =mahalasa adala kle
mba fantanao ve ?:roll:
30. yonikafopl
(
25/05/2005 06:23)
cutie mis....
fa taiza fona njy zanjy a, i sonwin tato efa nipapapapa nanao filazana nitady anjy:wink:
fa taiza fona njy zanjy a, i sonwin tato efa nipapapapa nanao filazana nitady anjy:wink:
31. bainakely
(
25/05/2005 11:55)
yonikafopl:
:evil:
Salut yonika.C'est moi bainakely.Ca fait un bail;Raha tadidinao de tamin'ny chat tsika no niresaka farany de ianao avy eo tsitako tsony.Am zao fete des meres zao de mba te hila hevitra aminao aho atao cadeau mamako.ny tena tiko ary dia ny mba hihaonantsika de mba miara miodina kely mijery zay azo vidina.Sa ahona hoz ianao?
32. yonikafopl
(
25/05/2005 14:53)
bainakely? oujyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy :evil::evil::evil::evil:
miala tsiny aminao za fa tsy afaka ny hiaraka hiodina aminao, efa manana ilay tiako sy lalaiko njinja eto an-tany aho, dia i Dadabe malalan'ny foko.
dadabe cly ooooooo (l)(l):-*
miala tsiny aminao za fa tsy afaka ny hiaraka hiodina aminao, efa manana ilay tiako sy lalaiko njinja eto an-tany aho, dia i Dadabe malalan'ny foko.
dadabe cly ooooooo (l)(l):-*
