Bisikilety
1. Nenibe
(
23/05/2005 00:54)
Nahazo bisikilety vaovao ny couvent mpanofana masera. fa "kits" no nahazoany azy ka ilay masera lehibe sady mpanabe no nanambatra azy.
Nony vita ilay izy dia nifarombaka hitaingina ny masera mpianatra rehetra. Tezitra ilay masera lehiben-dry zareo ka hoy izy:
-Asiako lasely io raha mbola miady eo ianareo
Nony vita ilay izy dia nifarombaka hitaingina ny masera mpianatra rehetra. Tezitra ilay masera lehiben-dry zareo ka hoy izy:
-Asiako lasely io raha mbola miady eo ianareo
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:23
15. sasa
(
24/05/2005 04:38)
tafita tonga soa enao
iartistika masera nisndrôvaka ahoana lesy ?
pissoa mba maka kou njy sary e:-@:-@
iartistika masera nisndrôvaka ahoana lesy ?
pissoa mba maka kou njy sary e:-@:-@
16. dadabe
(
24/05/2005 06:18)
sasa >zany ve lesy de tsy azon'lha le ?:-@sa azavaiko direct ???
nenibe>misaotra anao dadabe:-*
nenibe>misaotra anao dadabe:-*
18. welie
(
24/05/2005 12:19)
=)):-D:-D:-D Kay lety e! Hahahaha....
Taiza njay i Nenibe nahita io blagy io kay? Ary nareo mivady (+dadabe) kosa tena mahita an! Hihihi........
Taiza njay i Nenibe nahita io blagy io kay? Ary nareo mivady (+dadabe) kosa tena mahita an! Hihihi........
