Bisikilety

1. Nenibe ( 23/05/2005 00:54)
Nahazo bisikilety vaovao ny couvent mpanofana masera. fa "kits" no nahazoany azy ka ilay masera lehibe sady mpanabe no nanambatra azy.
Nony vita ilay izy dia nifarombaka hitaingina ny masera mpianatra rehetra. Tezitra ilay masera lehiben-dry zareo ka hoy izy:
-Asiako lasely io raha mbola miady eo ianareo
répondu par dadabe le 10/07/2005 14:23
2. sasa ( 23/05/2005 04:29)
:lol::lol:
3. lanto ( 23/05/2005 08:05)
hihhihii
4. iartistika ( 23/05/2005 08:09)
nisdrônvaka marina!:lol::@
5. mandrindra ( 23/05/2005 08:42)
hay ve ry masera ireny tia mitaingina e :lol:
6. pissoa ( 23/05/2005 11:30)
:-D:-D
7. mamzelkely ( 23/05/2005 11:44)
8. sonwin ( 23/05/2005 12:08)
mhhh :^)
9. rpk ( 23/05/2005 12:39)
=))=))=))
10. iartistika ( 23/05/2005 17:00)
11. pissoa ( 23/05/2005 17:10)
tsisy resaka kou ato zany fa lozan'zalah maka sary daolo ...
12. iartistika ( 23/05/2005 17:17)
tairo ny resaka ary eh!8)
13. tafita ( 23/05/2005 19:44)
Aza alain'lahisany baraka ny anabaviko e
14. iartistika ( 23/05/2005 20:02)
iza no anabavin'là?,:^)le masera nisndrôvaka ve?8-)
15. sasa ( 24/05/2005 04:38)
tafita tonga soa enao
iartistika masera nisndrôvaka ahoana lesy ?
pissoa mba maka kou njy sary e:-@:-@
16. dadabe ( 24/05/2005 06:18)
sasa >zany ve lesy de tsy azon'lha le ?:-@sa azavaiko direct ???
nenibe>misaotra anao dadabe:-*
17. mamzelkely ( 24/05/2005 06:21)
:-D=))
18. welie ( 24/05/2005 12:19)
=)):-D:-D:-D Kay lety e! Hahahaha....

Taiza njay i Nenibe nahita io blagy io kay? Ary nareo mivady (+dadabe) kosa tena mahita an! Hihihi........
19. welie ( 24/05/2005 12:20)
tafita kay tao ihany an! Hummmmmmm....... :-*
20. mishou ( 24/05/2005 13:20)
tsy arako ilay dikany klé, tara be za, siècle iray mihitsy:-D:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0859