Lalao tennis: Dally

1. Narilala ( 20/05/2005 18:03)
Mba mety hahafaly ny maro, araho fa en demi-final i Dally any Strasbourg ary toa efa tetes de serie roa no nahintsany.
http://www.sports.fr/fr/tennis/2005/wta/resultats/tournois/internationaux_de_strasbourg.html

ary ihany koa

http://fr.sports.yahoo.com/050517/29/7cpa.html
novalian'i Angie ny 23/05/2005 09:57
2. hery ( 20/05/2005 18:12)
Nandeha tamin\'ny vaovaon\'ny RVG farany teo fa toa latsaka hono ...
3. mandrindra ( 23/05/2005 09:21)
Tao aorianan'io dia niakatra ho faha 48 i DAlly raha faha 53 izy teo aloha.
Ao amin'ny Rolland Garros indray dia hihaona amin'i Peschke Kveta izy amin'ny fihodinana voalaohany : teratany tchèque, 30 taona, faha 59 ao amin'ny WTA.
4. Angie ( 23/05/2005 09:57)
Faly ery za rehefa maheno italiana gaga mahita hoe ny gasy manana mpilalao tennis lasa lavitra noho ry zareo hihihi
Dia mirary soa ho an'i Dally mba ho tafita @ Rolland Garros
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2953