inona no atao hoe fitiavana

1. zefalah ( 19/05/2005 22:54)
ie! ampifalina no anoratana ho anareo mpandalina an'ty fitiavana ty!
tsy ho lava resaka aho fa de arosoko avetrany ny zavatra tiako ambara.
mba misy fantanina mantsy manitikitika ny loako keliko ty ato hoe: Inona ny atao hoe fitiavana.
efa ai-sika jiaby fa ny zavatra rehetra dia misy farany,na zao tontolo zao aza.
Ka atr'iza ny farany fitiavana?
tokony aona no tena fitiavana tena miandrandra fiadana? tokony aona kay ny zavatra ataon'olona ray ra mitia olona roa arak'ilay voalazany namana etsy ambony io?
ie!! de manatena valiny aminareo mpandalina an'ty fitiavana ty ny tenanay.
sira doly ry be fitiavana a!!
novalian'i beloakely ny 31/07/2017 11:23
2. ari.malala ( 20/05/2005 06:27)
Miarahabaan\'i zafelah ary aloha, :)
Ny fitiavana anie ngeza be ny famaritana azy ê! misy karazany maro koa ohatra hoe ny fitiavana RAR, ny fitiavan-janaka, ny fitiavana mihira na mihinankanina na matory na be dia be ê! fa ny tianao tenenina eto angamba dia ilay fitiavan\'olon-droa maha mpisipa na mpivady? Raha io no asiana teny dia izao, ny tena fitiavana amiko dia ny mitia tsy miandry valiny ary manaja ny safidin\'ilay olon-tianao, dia mahafoy izay rehetra momba anao ho an\'ilay olon-tianao.

*Tokony hisy fetrany ve ny fitiavana hoy ianao, hoy ny valin-teniko hoe tsia. Rehefa tia ka tena tia dia hatr@ farany hoy ilay hiran\'ny mpanakanto iray izay, izany hoe hatr@ fara fofon\'aina.

*Ny tena fitiavana miandrandra fidnanana dia ilay efa voalazako hoe mitia tsy miandry valiny. Aimer à l\'image de Dieu (tsy tanteraka hoa io raha @ maha olombelona fotsiny fa mila mangataka @ Andriamanitra ny tena fitiavana hahaizanao manao izany).

*Tsy afaka (za manokana) hitia olona 2 izany satria ny fo 1 atao ahoana no fizara azy ho an\'olona 2 na maromaro? manjary mandainga sy mamitaka ny tena sy ilay olona notiavina izany ka manjary tsy fitiavana intsony fa fitiavan-tena indray.

Manantena aho fa nahafa-po an\'i zefalah ny zavatra nambarako. :)
3. mamzelkely ( 20/05/2005 07:08)
marina dôly reo voalazan'i ari.malala ary mbola apiko we tsy manapetra mitsy ny fitiavana efa henonao le hiran'izay "rehefa any" iny hira iny amiko de tena midika ny atao we fitiavana...:wink:
4. pika ( 20/05/2005 07:55)
tsy misy kianina izay voalaza fa ny tiako tsindriana fotsiny dia matoa ianao mbola mitia olonkafa dia tsy mbola tena tia zay
ny tena tia tsy mitady valiny :-*
5. haingo23 ( 20/05/2005 09:39)
Marina ny voalaza fa ny tiako holazaina kely fotsiny dia izao : matoa misy ny fitiavana olona iray dia misy antony ao. Ny fitiavana olona iray hafa dia ohatra ka tsy ampy ilay fitiavana iray izany hoe tsy afaka manome ilay tadiavina ny olona tiana teo aloha. Izany no antony mahatonga ny olona hitia olona 2 na maromaro. Izany hoe tsy manana fiononana @ zavatra misy sy miseho eo anoloana.
6. ari.malala ( 20/05/2005 10:10)
tsy ekeko izany ry haingo! inona no antony tsy ifampiresahana nefa raha sanatria ka tsy mahafeno izay tadiavinao ilay olon-tianao? fitiavan-tena kosa izany amiko! Raha tena tianao ilay olona hainao foana ny miresaka aminy izay zavatra ilainao sy tadiavinao aminy!
7. dadabe ( 21/05/2005 04:57)
hhmmm mandalina fitiavana mihitsy i ari.malala ity marina :-w
8. zefalah ( 21/05/2005 12:55)
misaotra ho anareo namaly .ary manambara aminareo fa afapo tokoa t@lay valiny.
fa ty no mbola tsy mazava,Hoe: mety ampisy fiantsaikany aminareo vehivavy ve ny fitiavana tsy @ sitra-po?
de mbola mamerina ny fisaoprana melo ho anareo mpandalina fitiavana ny tenako.
9. ari.malala ( 23/05/2005 09:44)
dadabe> :) tsy hoe mpandalina fa @ maha olom-belona dia iainana ilay izy ka!

Fitiavana tsy avy @ sitra-po izany tsy fitiavana r\\\'i zefalah â! Efa tsy fitiavana intsony ny anaran\\\'izany fa terisetra, ary tsy misy fiainana ho vanona eo! andramo @ tenanao fotsiny ê! hoe io misy vehivavy de forcéna hoe tsy maintsy miaraka na tsy maintsy manambady an\\\'io elà, nefa tsy tinao akory le ol, hanjary ve ny fiainanao? Ary izany no anisan\\\'ny mahabe ny ol mamono tena satria tratry ny an-tery setra ataon\\\'ny RAd ny!
10. dadabe ( 26/05/2005 17:39)
tena marina ve zany ry arimalala??hhmm
11. ari.malala ( 27/05/2005 12:10)
dadabe> :) ny inona no tena marina? tsy mpandalina fitiavana aho ka! tsy ilaina alalinina fa iainana! raha ilay resaka fitiavana an-tery ndray, hevitro ahy manokana io ka! raha ny fahafantarako de tsy mety ary tsy mampanjary fiainana ny an-tery setra. :)

12. poupounesana ( 28/05/2005 16:11)
ari malala, :wink:
fanontaniana hafa aky ah, ny fitia nambolena v mety azo atao hoe tena fitiavana. misy manko le fitenenana hoe ny fitia toy ny ketsa, afindra d maniry...
13. ari.malala ( 30/05/2005 09:41)
poupoun> fa manina ky no tonga de aty aminà no miantefa le fanontaniana? :) ao fa valiako ê! Tsy hoe afindra dia maniry no izy, fa hoe \"ny fitia toy ny ketsa ka mira afindra\". Mety ho tena tia ilay olona matoa namboly tany an-kafa ka! ny tiko tenenina de oe, ataontsika ohatra oe misy olona tia an-dry, nefa indry tsy miraika aminy mintsy, de misy olona hafa koa nefa any hitany fa tia azy sady tiatiany, de afindrany any ny fitiavany, amboleny any ndray sao de mba ho afaka hanolokolo ny fitiavany voatosibohon-tanana tany amindry io olona hafa io, de zay.
14. fijo ( 30/05/2005 22:33)
poupou ngah te hamboly
15. ari.malala ( 31/05/2005 05:33)
Mba itadiavo tany any lesy izy fijo fa ohatrany te hamboly angamba izy io â! :)
16. toksijax ( 31/05/2005 06:58)
SALUT INDRAY E !
Toa otran\'ny mafana be izany ady hevitra ato izany k\'le ka aleo mba miditra an-tsehatra kely .
Amiko aloha mitondra fiadanana ny fitiavana raha mianoka ao anatin\'ny fahasambarana ny mpifankatia,
izany fahasambarana izany anefa amiko de hoe izy tia ahy ary izaho tia azy ary lamban\'akoho no fetra ary sitra-pon\'ny olona anankiroa no nisafidy ny hiaraka ka tokony tsy hisy fiatraikany @izy roa ,indrindra moa fa ilay sipa izany k\'ra tsy hoe angaha tsy tia an\'le kofa izy .
17. toksijax ( 31/05/2005 06:59)
SALUT INDRAY E !
Toa otran\'ny mafana be izany ady hevitra ato izany k\'le ka aleo mba miditra an-tsehatra kely .
Amiko aloha mitondra fiadanana ny fitiavana raha mianoka ao anatin\'ny fahasambarana ny mpifankatia,
izany fahasambarana izany anefa amiko de hoe izy tia ahy ary izaho tia azy ary lamban\'akoho no fetra ary sitra-pon\'ny olona anankiroa no nisafidy ny hiaraka ka tokony tsy hisy fiatraikany @izy roa ,indrindra moa fa ilay sipa izany k\'ra tsy hoe angaha tsy tia an\'le kofa izy .
18. beloakely ( 31/07/2017 11:23)

[quote=zefalah]
n fitiavana rah otrana manokana dia sam mapias ny atidoany satria arakarakiny olona aneona fitiavan io [oh]ny tiak atao amko no atao amko no atao oe fitiavana,ana zay ,nenw nefa mety afa n zavatra tinao mino za fa mis mahazo n tiako ho tenenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364