lavalava gasy

1. zefalah ( 23/05/2005 00:09)
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanina.
moa ve ny gasy tsy tia rugby? ary moa refa mpanao rugby de jiolamboto sy mpanendaka?
asa ze fieritreretany sasany an'ty fanatanjahatena ray ty...fa maro ny mpanendrika sy mpisota.nefa ny foot sy ny basket gasy tsis ilaivana azy ao dago ao.
ka inona re no mahatonga an'le olona mankahala an'ty rugby ty e?
mahagaga.
novalian'i booboo ny 24/05/2005 19:42
2. rpk ( 23/05/2005 06:03)
ahitsiko kely, tsy hoe mankahala ny rugby ny gasy fa saingy zao, ny mahagaga de saika le mpanendaka sy jiolahimboto araka ny filazanao ihany no tena mankafy io fanatanjahan-tena io any @ntsika
3. iartistika ( 23/05/2005 07:53)
rpk> sao de mba tsy marina kosa zany eh!8O,efa mba nijery rugby ihany aho fa tô ts zany no fahitako azy ko!
4. chipie1 ( 23/05/2005 08:20)
rpk >D:-D
5. Rojoukel ( 23/05/2005 08:30)
Ny marina kosa de zao ! ny rugby TEO ALOHA de nosokajiana ho sport ny bas quartier. nataoko majuscule le we teo aloha satria zao efa nivoatra izy.
Ny mahatonga ny oul nanambany ny taranja rugby de ny mpilalao azy teo aloha ihany satria ny tena efa mba nanao kely ihany na de tsy tafaroboka lalina aza. Ny toe-tsaina hoentimiatrika ny lalao mitsy no tsy mety. Tsy afaka hilalao raha tsy manamôly kely, de oul no lalaovina eny ambony kianja fa tsy baolina de lasa olan'ny quartier 2 le izy fa tsy fifaninana (mbola ahitana an'zany TALOHA na de teo amin'ny diviziona voalohany aza).
Ny isaorana an'Andriamanitra de efa mivoatra ankehitriny ny toe-tsain'ny mpanao rugby fa le lazainareo we jiolahimboto sy mpanendaka de mbola takaitra navelan'ny teo aloha io fa efa mba miala tsikelikely, de miala miandalana eo ihany io de zay no irarina satria raha ny fahaizana alou de efa hita fa efa lasalasa isik'e ! efa faha-6 eto afrika tsy efa mba tsara kosa ve zany.
6. rpk ( 23/05/2005 08:57)
Mahakely finoana ahy ihany aloha raha io lalao io no hoe tena mba madio 'zany klé!!!:-P
7. Angie ( 23/05/2005 09:41)
tsy marina intsony io @ zao fotoana fa efa tena miova tokoa e.
Za taloha 10 taona lasa izay tena mpijery rugby tao @ malacam, lazain'ny olona fa adala, ny tena tiako t@ zany dia ny 3FB. Taloha aza za mahavita mankeny @ HJRA mijery ny entrainement. Fa tsy misy maninona izany fa specte aloha dia tena tsy mitovy @ mpijery basket sy tennis e saingy io rehefa tiana dia lany foana ary mainkina aminao koa ny fahafinaretanao.
8. Chuan ( 23/05/2005 15:17)
Marina tokoa fa saika avy eny amin`ny bas quartier izay toerana mafam-pàna amin`ny fandriam-pahalemana (halatra , rongony , fanendahana ) no misy ny tena mpilalao Rugby mahay sy matanjaka amin`io taranja io .Ataoko fa hevitra diso ary fitsaràna ivelany ny milaza fa jiolahimboto sy ratsy daholo ireo . Ekena fa misy ihany ny be vinany any anatiny any (saonjo iray lohasaha) fa saingy tsy tokony hanaovana safo be mantsina na hanaratsiana be fahatany ny sasany . Miankina amin`ny fitondrà-tenan`ny tsirairay io kanefa tokony hisy ihany fijeren`ny Fanjakàna ny ho avin`ireny Mpilalao ireny satria raha mbola izao ny fahantràna , dia tsy afaka hanampy azy ireo ny Fanjakàna sy ny malala-tànana ary vokatr`izay dia mety hirona any amin`ny fakam-panahy maro ny tanorantsika .
9. rpk ( 23/05/2005 17:15)
tralala et tralalaaaa...fa zao, io karazana fanatanjahan-tena io angeh no hanariana ny energie be lôtra ao @ sasany eh!!!:@:@:@
10. booboo ( 24/05/2005 19:42)
beuh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2733