Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
marozevo
(
24/05/2005 23:13)
SARY
Araka ny fangatahan'i Mifenty, sady hita fa ilaina rahateo dia manokatra ity lohahevitra ity aho. Tsy atao hoe sarivongana, na dia io aza no noheverina, fa atao hoe SARY, satria maro karazana izy ireo...
tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:13
zefalah
(
24/05/2005 21:06)
ny trinité masina!
Arabaina ry mpino isany.
Faly aho mametraka ity fantanina ity aminareo.De manatena valiny maomby koa.Satria sika gasy dia mba anisany zanaka Christian iany.
voalaza fa Andriamanitra dia ray tokana.N...
tohiny
novalian'i babalahy ny 25/08/2005 12:49
xxx
(
24/05/2005 17:40)
Roland Garros : Dally pesque roues de bicyclette
naika kidaranan'bisikileta i Dally tany Roland Garros (6-1,6-0) sahalan'ny t@ herintaono (éliminée au 1er tour)
[url]http://www.rolandgarros.com/fr_FR/scores/stats/day8/2035ms.html[/url]...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:54
pwarkerry
(
24/05/2005 16:52)
ravalo est un tiran !
manahona daholo ry gasy liana amin'ny politika !
mampalahelo tokoa ny manjo an'io firenena malalatsika io .ravalo d mitovy amy sadam hussein . manavakavaka ,manao rapadango ny harena...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 05:26
hery
(
24/05/2005 15:42)
Miandry vavolombelona :-)
Raha nanaraka tsara angamba isika teto amin'ny lohahevitra fitiavana tato ho ato dia hita hoe nisy fivoaram-pitiavana nolalovan'ny namana niainaharison :-) dia hoy aho hoe miandry ny vokany zany zahay...
tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:47
pika
(
24/05/2005 14:26)
Ny sary hono ....
misy milaza izany fa azo hitarafana toetoetr'olona iray ny sariny
oh hoe raha vao mahita ny sarin'i ....dia toa olona kizitina be izany, na masika, ....
mahita ve nareo...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2005 21:03
zandrikely
(
24/05/2005 14:15)
inona no tena tadiavinareo vehivavy
mba te hanontany anareo joba za e , inona no tena mba tadiavinareo sy ilainareo @ bandy miaraka sy tia anreo ...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 28/05/2005 13:27
xxx
(
24/05/2005 14:06)
sipa manao ahoana ?
sipa manao ahoana no mba tiany kofa ato ? botabota ? lavalava ? mahiahia ? fohy volo sns...sa tsy maintsy intelligente sns..., samia hoe mba milaza ianareo ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:36
xxx
(
24/05/2005 08:22)
namana mitady hira
Manolotra ny arahaba tompoko.
raha mba misy mahalala tsara ny tonon\'ilay hira hoe \" vavaka ho an\'i Neny\",dia hisaorana indrindra raha mba afaka mametraka azy eto fa tena mba tiko hampianarina n...
tohiny
novalian'i rantylahy ny 29/04/2012 12:29
hery
(
24/05/2005 08:09)
Miala sakana
Angamba henonareo ilay ramatoa nananjanaka 3, 11 taona, 13 taona ary 15 taona samy bevohoka daholo. Dia teo koa ilay resaka hoe lasa aloha loatra ny fahamaotin'ny ankizy ankehitriny... misy vao 10 tao...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 20:40
haingo23
(
24/05/2005 07:19)
WENDY
Nisy lehilahy iray tena tia be ny sipany. WENDY no anaran\'ilay vehivavy. Tena potika mihitsy ilay bandy ka ny zavatra nataony dia nasiany tatouage ny bobotany ary nosaratany tao ny anaran\'ilay sipa....
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:40
nirijimka
(
24/05/2005 06:57)
ho an'ireo izay ho any amiko @ 4 juin ho avy zao
toy izao sy toy izao ary ny fandehany!
hita mantsy fa maro ireo misalasala ny tsy ho tonga satria tsy mahita ny trano hono ka inty atoroko etoana ny lalana mankany!
- ny adresiny aloha an dia: L...
tohiny
novalian'i lo ny 31/05/2005 06:34
niainaharison
(
23/05/2005 18:57)
fitiavana mira fahazakana ny toetra rehetran'ilay tiana...
eny fa na dé ny toetra ratsiny aza, sy ny fahazarana dratsiny...ny fahazakanao izay voambara fa "toetra ratsiny" no midika amiko fa tianao tokoa le olona...tsy tianao lé izy (toetra), nefa zakanao s...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:48
niainaharison
(
23/05/2005 18:50)
otrany hoé zay vao tena tena "tia" (amoureux)...
tsy izany fa nisy ihany ireo olona noheverina fa tiana tany aloha tany, ka mihevitra fa mahalala tsra ny tena fitiavana....nefa nisy olona vao fantatro izay, ka tena mahalasa ny saiko, fa otran'ny mah...
tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:38
rpk
(
23/05/2005 13:59)
mahomby???
misy zavatra mba manitikitika ana ity eh: mahomby na mamokatra ve ny fivavahana iray raha mampanankarena???...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/07/2005 23:12
1kd100
(
23/05/2005 13:37)
ny artista sy ny tapany ambany...
Malaza indray mantsy izao raha vao hira misy mpandihy mampihetsika ny "tapany ambany ", tonga dia hain'ny rehetra ilay hira sy ny dihy , toy izao no fijerin'i Rado azy ireny araky ny tononkalo navo...
tohiny
novalian'i nounoum ny 26/09/2005 13:22
booboo
(
23/05/2005 12:58)
"le pardon"
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 16/09/2005 05:36
booboo
(
23/05/2005 12:58)
"le pardon"
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),...
tohiny
rpk
(
23/05/2005 08:34)
fitiavana ihany eh
mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ra mba misy afaka mamaly: ampy iaretana toetran'olona iray ve ny fitiavana eo @ olon-droa?:D...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/05/2005 08:36
Rainiboto
(
23/05/2005 01:05)
JIRAMA sy ny Lahmeyer international
Mikasika ny Lahmeyer International: io no nahazo ny fifanarahana hitantana ny JIRAMA, nefa orinasa efa fanta-daza eran-tany fa mpanome kolikoly ny tomponandraikim-panjakana any @ izay firenena itadiav...
tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:17
