JIRAMA sy ny Lahmeyer international
1. Rainiboto
(
23/05/2005 01:05)
Mikasika ny Lahmeyer International: io no nahazo ny fifanarahana hitantana ny JIRAMA, nefa orinasa efa fanta-daza eran-tany fa mpanome kolikoly ny tomponandraikim-panjakana any @ izay firenena itadiavany marchés publics. Asa na kolikoly toy izany koa no nahazoany ny hinatnana ny JIRAMA izao, fa toa vao mainka mitombo ny olan'ny JIRAMA hatr@ izay nitantanany azy: delestage, ny jiro any @ faritra avaratry ny Nosy tapaka, ...
http://www.odiousdebts.org/odiousdebts/index.cfm?DSP=content&ContentID=12075
fa efa tratra sy voasazy tany Lesotho fa nanao kolikoly tany.
http://www.odiousdebts.org/odiousdebts/index.cfm?DSP=content&ContentID=12075
fa efa tratra sy voasazy tany Lesotho fa nanao kolikoly tany.
répondu par pika le 01/06/2005 05:17
2. xxx
(
23/05/2005 08:18)
ka ny Etat mihitsy nge no miaraka manao kolikoly aminy matoa izy tafiditra eto dago, efa fantatra zao ve fa mpanao afera dia mbola mahazo an'ilay marché, logique raha mitotongana ny Etat, ka tokony isika vahoaka mihitsy no tokony hisaina kely fa tsy @ JIRAMA ihany nge io ataon'i Etat fa ny rehetra mihitsy e
3. kally
(
23/05/2005 17:42)
Ohatry ny crédit Lyonnais ihany io e!toa fanariam-pakon'olona fotsiny i Madagasikara.Ny mampalahelo dia tsy fantatry ny ankamaroan'ny Mlagasy ny fisian-javatra tsy manjary ohatr'izao...
4. rixes
(
24/05/2005 06:45)
Tena fetsy ilay fanjakana , ataon'i mihintsy izay tena ahapotika ny Jirama de avieo anie tsy maintsy amidy ami'izay manambola ny Jirama e! Tamin'i voalohany nolazaina fa tsy misy izany ny fandroahana mpiasa nefa ny ao ambadik'izay , izay mpiasa tratra manao hadisoa kely fotsiny aza de atao izay handroahana azy sady tsy mandray na ny 1fr aza , asa na izay ilay tena hoe fanamboarana ny Jirama na ny fanenana ny avantage ireo ambony ireo .
6. pika
(
01/06/2005 05:17)
ny mampalahelo dia ny ankamaroan'ny malagasy tsy tena mahalala ny fandehanjavatra fa dia mihonina fotsiny @ honohono
