Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
17/06/2005 10:06)
Pays pauvre
Mety anisan'ny firenena mahantra voafafa trosa v i
MDG? D inona no tombondalana azontsika ra ao anatiny
sika? ...
tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 08:36
kinaoly
(
16/06/2005 19:13)
bigfoot
misy ve sa tsy misy le bigfoot e ?
to feno temoignages fa to tsy misy fondé le izy na ray aza, misy dementi fona na lazaina fa imposture (dia tonjoka, sary, feo etc...)
[u]nb[/u] : ngo de misy bigf...
tohiny
novalian'i kinaoly ny 18/06/2005 16:02
bebeto
(
16/06/2005 17:25)
tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?...
tohiny
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:35
bebeto
(
16/06/2005 16:03)
Vehivavy tsara tarehy nefa mamonjy boite
Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!...
tohiny
novalian'i radolf ny 02/09/2005 03:25
bebeto
(
16/06/2005 16:00)
maninona kay ny lehilahy no tsy tia vehivavy mahia?
tena tsy tiantsika lehilahy mihintsy ve ny vehivavy raha tsy vaventy na dia tsara tarehy sy bikana aza izy?...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2005 12:00
mandrindra
(
16/06/2005 11:09)
Ny vehivavy sy ny boky
Toa misy ifandraisany ny fampisana azy ireo.
Ny itovizany aloha dia samy sokafana. avy eo ny tohiny no samy hafa. Ny boky manomboka amin'ny fampidirana ary miafara amin'ny index . Ary ny vehivavy ?
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/06/2005 17:37
booboo
(
16/06/2005 11:05)
ezaka fihaonana aty frantsa
Re-s'lama aby ndray.
Ity averiko ity ilay raha fa lasan'ny tsunami ilay efa teo.
-[u]Toerana[/u] :[b] Sens-89100[/b] (Yonne-Bourgogne)
-[u]Daty[/u] : [b]9 juillet[/b] na [b]30 Juillet[/b] (m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/08/2005 16:47
hokie
(
16/06/2005 10:58)
gasy eto London
Vao nifindra teto aho izao ka mba misy gasy ve eto londres? Na ny consualt aza toa tsy hitako?...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 26/09/2005 21:23
hery
(
16/06/2005 10:14)
Ireo zavatra tsy mbola mandeha
Taorian'iny Tsunami serasera iny... dia hitako fa mbola misy zavatra vitsivitsy tsy mandeha.
Ho vita tsy ho ela.
- Fijerena ny mombamomba ny namana
- Sary logo
Raha mahita ianareo dia mba s...
tohiny
novalian'i hery ny 28/06/2005 18:28
dily
(
16/06/2005 10:02)
Mpamangy manjo
Nisy maty teo an-tanana dia mba nanapa-kevitra ireto jiolahim-boto anankiroa fa hamangy. Ilay zokiny hono no nitondra teny ka hoy izy: Mamangy @ fahoriana tompoko, izy ty moa tonga @ ilay oham-pitenen...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 15:06
bichette
(
16/06/2005 09:54)
CANCER : NY FISEHONY, IREO OLONA VOANY, ny ady atao, sn ...
mba lasa saina ihany aho hoe ahoana ny endrika hisehoany amin'ny voalohany ? misy fanaintainana ve ? efa hahita ol voany ve ianareo ka tena hoe sitrana tanteraka ? dia faritra inona no voany
inty a...
tohiny
novalian'i bodo14 ny 26/09/2014 14:50
Dezy
(
16/06/2005 09:29)
nivakinina
Nisy bandy saripiaro be natratra ny sipany niresaka t@ na bandy bogany sady be sandry ,de lasa nody lery fa tsy sahy nanantona akory.Nony tonga tao an-trano izy de nieritreritra ny hamono tena.Vao ton...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:52
majesty
(
16/06/2005 07:01)
resak'izy mirahalahy
nifampiresaka hono indray andro ny ankihibe-tongotra sy ny zizi;dia toy izao manarak'izao ny resak'izy roalahy : tena za hoa less natsofoky ny olom-belona tao anatin'izay zavatra maimbo be zay foana i...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 14:44
ravatorano
(
16/06/2005 05:57)
fête des péres sy fetin 'ny ray
Reko fa amin ny alahady izao ny fetidepera sy fetin ny ray d gaga sy variana aho hoe ary toa tsisy pub kle toa tsisy kozy mihitsy izy zany sa efa manomboka ny antanan dany d tsisy miraika ny olona.
A...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:08
maditra
(
15/06/2005 21:44)
Mpanao politika
Manaja an'ireo olo-maventy (Pr Zafy, Andriamanjato Richard, Voninahitsa, Saina Michel, sns) izay mitarika ny opposition ny tenako, ary manaja ny mpitondra koa. Olona samy tia tanindrazana ireo, ary iz...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 24/06/2005 09:04
fijo
(
15/06/2005 20:10)
ny karana ao mada
izay aho vao faly fa nisy mpitondra sahy naneho ny fahitany ny zavatra ataon'ireo loza be ireo.ary vao naheno izany moa ry ilay montana dia koditra sy nifarirotra satria matahotra ny hovery.
mino aho...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2005 22:54
fasaly
(
15/06/2005 16:50)
tsetsatsetsa tsy aritra ho antsika vehivavy sy ny (string)
TANDREMO!
raha misy hono ny clientes 10 isa mividy ireny atin'akanjo ireny dia ny valo ao anaty ny 10 mividy azy ion satria tena ankafizin'i vehivavy rehetra na tanora na ny mahazo taona ny mitondra ...
tohiny
novalian'i xuan ny 14/01/2006 16:14
rurik
(
15/06/2005 11:20)
hono hoa ryreto?
miala tsiny @izay efa namaly fa averiko indray ity fanotaniana ity ,fa maninona angaha no misy olona mahatadidy ny nofiny rehetra rehefa mifoha ,ary maninona koa no misy ny tsy mahatadidy? hatako mant...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:05
ainaheri
(
15/06/2005 07:19)
Pompier
mba tsapanareo v fa ratsy toerana ny pompier ao Tana sady tokana no ratsy fikarakarana refa antsoina adiny 6 aoriana vao tonga kendain'ny fitsetsenan'ny fiara fa manin ra ovana toerana hafa na asiana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:45
xxx
(
15/06/2005 05:41)
inona no tena atao hoe fahasambarana?????
misy ny olona tsy mahalala ny tena atao hoe fahasambarana, misy ny manambola be nefa tsy sambatra
misy ny olona mitia de efa sambatra ary aminareo mba inona no tena fahasambarana?........
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:48
