Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zefalah
(
20/06/2005 15:43)
zay iany no tena marina
zavatra rehetra dia natao ho dedavina afatsiny fitiavana,satria ny fitiavana tsy azo dedavina.
fa zay mitady fitiavana no alikain'ny fitiavana ary zay alikany fitiavana dia andevoziny ary mety anopo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:41
hery
(
20/06/2005 14:25)
Avela amin'izao?
Miala any indray :-)
Nijerijery ireo lahatsoratra fohy indrindra tao amin'ny statistika aho dia mahita fa be dia be ny manoratra hoe :-) na :-D fotsiny... Raha hatsikana na zavatra hafa ilay izy tsy ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 25/06/2005 01:26
ainaheri
(
20/06/2005 12:36)
firy no farany tianao
Misy manana ps maro2 ato ary misy vavy manao lahy ary misy lahy manao vavy d tsy fantatro we inona ny tombotsoanao @ lay izy??...
tohiny
novalian'i vesta ny 05/08/2005 15:10
ainaheri
(
20/06/2005 12:32)
Aza atao mahatezitra fa kilalao
Fa maninona hono no natao maimbo ny etotra??...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:38
ainaheri
(
20/06/2005 12:27)
Michael Jackson !!
Ra araka ny eritreritrareo tokony ho gadraina sa aona? Ary tena be condition be tao matoa tsy nahitana teny na indraimbava lery nivoaka ny tribonaly otrany lay fataony mandihy ambony tafona fiara iren...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:04
mamzelkely
(
20/06/2005 09:00)
aza mba adal ihany waa!!!!
nisy adala roa, Guy sy Denis, hono zany nandende teny amoron piscine ny hopitaly misy azy reo!!
tampoka teo zany tonga de nitsoraka tany anaty le piscine ono zany Guy de navotany Denis haingana ka ga...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/06/2005 17:34
zefalah
(
20/06/2005 08:30)
aiza ary ny marina?
Voalaza fa ny malagasy dia Christian.
ra jerena lavitra alo ny tantara dia ny gasy tsy Christian zany....ary ny voalazany tanatara.
fa le zavatra mahagaga ankehitriny de ty.
inona no antony mahaton...
tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:24
xxx
(
19/06/2005 21:56)
afaka fotoana vitsivitsy de hiamaro ny vahiny ho any dago!!!
lazina fa mahantra ny gasy nefa afaka fotoana fohy de ho any dago daholo ny vahiny(angorona ny arenan'ny gasy izay marihana fa manan-karena tokoa isika)Aty ivelany de maniry ampiasa ny volany any dag...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 21:47
xxx
(
19/06/2005 19:51)
gasy tsy misy taratasy ao france
toa maheno zà hoe maro ihany ny gasy tratra ireny tsy manana papier ireny ao france amzao fotoana izao ka nohazaina izy ireny ary tsy maintsy haverina mody, misy tena mahalala ny resaka marina ve nar...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:01
xxx
(
19/06/2005 14:55)
mpisoloky ao amin'ny tsaty
Izaho ry namana dia isan'ny mpitsaty eto amin'ny serasera.Ka zao misy namana iray ao, izy io dia tsy mitsahatra ny mangataka vola ao, ary isaky ny miditra za, dia angatahiny vola, tsy fantany angamba ...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 18/07/2005 20:51
suesse
(
18/06/2005 17:56)
Tsy Mazava
Miheritreritra ve ireo Malagasy maro be fa tena mety be ny fihainana aty an-dafy ,Moa ve andafy ilay Paradisa nampanantenana.Raha toa ka manana ny valin ny fanotaniako ianao dia tena faly aho....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2005 23:59
joda
(
18/06/2005 14:03)
mba fanontaniana ny ahy ity
iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka...
tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:36
bebeto
(
18/06/2005 12:25)
vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
Raha averina ve ilay fomba taloha fa tokony ho virijiny ny vehivavy vao afaka miroso @ fanambadiana dia firy sisa hoy ianareo no afa-bela @izany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:11
hery
(
18/06/2005 11:37)
Backup na Mirroring
Mba tsy hidirana amin'ilay "fait maison" mahazatra (afisy hitako t@ mpivarotra yaourt tao Dago) dia manontany sao dia misy afaka manoro hevitra amin'ny fanaovana backup na mirroring.
Takelaka iray ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:00
tolotra
(
18/06/2005 08:49)
katry lava na koa hoe dizina
ahoana ianareo sipa @ireny bandy katry lava sy dizina fona reny,misy sipa mantsy ambinina anireny,milay v sa nôfa sa revena ampitiavana b rehefa sendra anireny...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:29
ainaheri
(
17/06/2005 18:10)
tsy azoko ny tianao tenenina
Moa v mora @ olona iray mipetraka @ firenena iray zay tsy fantany ny fomba fiteniny??...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:30
ainaheri
(
17/06/2005 18:06)
zaza natsangana
Nisy fandaharana iray t@ fahita lavitra zay no niseho fa ny zaza natsangan'izy mivady ndray no lasa vadin-dramatoa aza hitako ary aza mahita ahy d
aona ny fihetsemponareo ra we sendra anareo zany??...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 20:25
ainaheri
(
17/06/2005 17:59)
Karazan'anana
Hoy ianao we mahatsikaiky fa mba te ahafantatra aho
inona ny karazan'anana gasy mba fantatrao ?ra ohatra
moa ra teny gasy tsy misy mpahalala lay izy d mba ataovy anaty fonosana @ teny vahiny!!
Ny...
tohiny
novalian'i adidy ny 16/09/2005 14:49
DotMG
(
17/06/2005 11:41)
Delestazy [filma efa nandeha]
Ie, filma efa nandeha izy ity, koa izao an: rehefa avy mamaky azy ianareo dia mody mihomehy daholo na dia tsy mampihomehy intsony aza ilay izy. OK!
Nisy efa-dahy hono nandeha botry (boutre) feno en...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:37
ari.malala
(
17/06/2005 10:48)
Fitsapana halalinantsaina
Niara nisakafo t@ mpanjakan'i Angleterre ony zany i Jacuqe Chirac de niresaka t@ mpanjaka : hono hoa ry mpanjaka, ianao toa olona maranitsaina sy lalintsaina daolo no manodidina anao, fa aôna no atao...
tohiny
novalian'i kelou ny 02/08/2005 17:18
