aiza ary ny marina?

1. zefalah ( 20/06/2005 08:30)
Voalaza fa ny malagasy dia Christian.
ra jerena lavitra alo ny tantara dia ny gasy tsy Christian zany....ary ny voalazany tanatara.
fa le zavatra mahagaga ankehitriny de ty.
inona no antony mahatonga ny gasy tsy manaraka an'lay finoana Christian?
ary moa ve voataiza arapinoana avokoa reo zaza taty aorina?
reny rehetra reny no mahatonga asika tsy hifanaja satria ny fomba fitaizana ny akizy malagasy ankehitriny dia miavaka be ..
sa hoe zany no atao hoe toetsaina 2005/2006?
fa za ndray alo maniraka ho anareo ze manana zaza.
mba taizao arak'ny fomba finoana sy fomba malagasy ny zaza.
mba hahaizany manavaka tsara an'zay ataony.
itako mantsy..ary maro mintsy reo olona mitairaina.
asa tsis mpananatra ngamba.
fa de zay ny ahy..
ny finoana no mampiavaka asika @ biby any anaty hala
aoka sika tsy anaraka reo toetran'reo vaza.
malagasy enao.malagasy ny razanao.
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:24
2. RockyMaivia ( 20/06/2005 09:06)
Christian: Kristianina hoy ny teny malagasy
alo: aloha
voalazany: voalazan'ny
le: ilay
ty: ity
an'lay: an'ilay
arapinoana:ara-pinoana
za: izaho
ze: izay
mintsy : mihintsy
hala: ala
vaza: vazaha
enao: ianao
malagasy: Malagasy

Tsara angamba raha hatombokao amin'ny fianaranao tsipelin-teny sy fitsipi-pitenenana Malagasy ny fitaizanao ny tenanao alohan'ny hitaizanao ny hafa!
:-@
3. mandrindra ( 20/06/2005 10:40)
valin'io fanontaniana io : izay mitady ihany no mahita.
4. ari.malala ( 20/06/2005 11:42)
tsy misy azoko izay tianao ambara ry zefalah!
5. ainaheri ( 20/06/2005 13:27)
Fa bandy avy taiza aloha ilay Christian ee??:-D8O
6. stephan ( 20/06/2005 14:57)
mintsy:mihintsy:mihitsy no tena izy ka
7. xxx ( 20/06/2005 16:18)
ataovy tsara ny petra-kevitra, aza pessimiste be loatra. Fa misy ny malagasy kristianina ary matahotra an'Andriamanitra.
8. dadabe ( 20/06/2005 16:18)
zah kou tsy kopy an'ilay resaka kle ,efa manomboka lasa zefa kou angamba zah zany kle :oops:
9. routa ( 20/06/2005 16:20)
amiko aloha tsy mora ny fitaizana zanaka , ary tsy vitan ny ray amandreny rery io raha tsy mivavaka .
Sarotra ny mitaiza , ary misy fahamarinany io teny eo ambony io hoe: ny tenanao aloha ahitsy fa isika anie tokony ho fitaratra e! eo @ zanaka .
Ny fahitako azy de sy ny fahatsapako aloha de ny fahitalavitra no tena manimba ny ankizy voalohany ,t@ andronay tsy nisytélé tao an-trano de otrany maro2 ny zavatra tsy hay fa @ izao zazakely vao firy taona efa tena tsy hay raha tsy mandinika de very .
Ny gasy de kristiana tokoa an!
mivavaka ange ny gasy e! ary mino an aNDRIAMANITRA e!
10. dadabe ( 20/06/2005 16:30)
zay fa saingy satana anie ry routa tsy kely lalana e,ary ny olona tena Kristianina no atakeny fa tsy ny olona efa ekipany ,hehehe
11. britney ( 20/06/2005 19:47)
izaho alony mino an'andrialmantira fa tsy azo lazaina hoe pratikante e!
de aleo amzao ny fiainako alony fa tena marina lmintsy ny lazain'i dadabe hoe izay mivavaka ihany no atakeny satria hitako izany tany dago de lay mpivavaka be ao ihany no mihetsika devoly de ao de ao foana de gaga be zà, tsy de haiko loatra ny resaka fivavahana e! de aleo amzao alony fa rehefa tonga ny fotoana de mitodika ihany zà e!
12. dadabe ( 21/06/2005 07:52)
britney > fa tokony hieritreritra ihany le mpitondra fivavahana ao @ zany fiangonana izany hoe maninona no olona ao @ fiangonana ao ihany no mihetsika devoly ,de avoka ,de mihetsika indray de.... :-@ :-@ ca va pas non
13. Angie ( 21/06/2005 09:06)
Marina hoe izay mivavaka ihany no tena tafihin'ny devoly satria ny ankoatr'izay efa namany.
Rocky> ka mety efa fahazarana eto koa anie "le" fanoratra ovaina e. Iza koa no hanao toy izao raha tena manoratra.
14. dadabe ( 21/06/2005 12:04)
:roll: :roll: ekena zany an
15. bichette ( 21/06/2005 12:55)
zefalah >
ra jerena lavitra alo ny tantara dia ny gasy tsy Christian zany....ary ny voalazany tanatara.
fa le zavatra mahagaga ankehitriny de ty.
inona no antony mahatonga ny gasy tsy manaraka an'lay finoana Christian?
ary moa ve voataiza arapinoana avokoa reo zaza taty aorina?
reny rehetra reny no mahatonga asika tsy hifanaja satria ny fomba fitaizana ny akizy malagasy ankehitriny dia miavaka be ..
sa hoe zany no atao hoe toetsaina 2005/2006


ny mahatonga ny gasy tsy manaraka an'ilay finoana kristianina dia safidy ny tsirairay anie io e ! nampahafantarina ny gasy ny kristianisma dia anjarany tsirairay raha te hanaraka na tsy te hanaraka, dia toa izany koa ny ankizy ankitrio, aseho azy ny lalana tokony horaisina, hatao, hampitaina azy ireo ny fitaizana dia rehefa lehibe sy tena manantsaina sy azo lazaina hoe mahaleotena izy dia anjarany amin'izay ny mitondra ny fiainany, mandray izay tiany raisina sy ny tsy tiany ho raisina

raha ny dadabeanao (tsy i dadabe an'i serasera akory a ) fa ny papy-nao raha tsy te hanaraka ny fomba kristianina ka tsy nampitainy taminareo ny kristianisma dia mazava ho azy fa tsy mahafantatra an'izany koa ianao ry zefalah dia raha tsy ampahafantarinao koa ny zanakao dia zay fantatrao ny tohiny.

ny finoana no mampiavaka asika @ biby any anaty hala

ny mampiavaka antsika amin'ny biby dia ny fanahy fa tsy ny finoana araky ny fahafantarako azy.
zefalah > :-*

16. ari.malala ( 21/06/2005 13:20)
saingy satana anie ry routa tsy kely lalana e,ary ny olona tena Kristianina no atakeny fa tsy ny olona efa ekipany


Marina izany saingy manana fiadiana ny kristianina.
17. booboo ( 21/06/2005 14:46)
18. zefalah ( 21/06/2005 17:53)
RockyMaivia :D mahafaly ilay fanitsina nataonao.
ary manatena aho fa hitoy zao zavatra zao,satria ny tenanay tsy mahay manoratra teny gasy tsara ary efa itanao eto zany.
ny momba an'ilay hoe :Tsara angamba raha hatombokao amin'ny fianaranao tsipelin-teny sy fitsipi-pitenenana Malagasy ny fitaizanao ny tenanao alohan'ny hitaizanao ny hafa!
marina ny voalazanao.
ary ho tanterahako zany..saingy ty no aoka azava-tsara aminao.
za tsy niteny hoe izaho endry na za tsara fitaizana.
ary za tsy niteny anareo fotsiny fa izaho koa ao anatin'ilay anatra izay voalazako etsy ambony etsy.
rehetfa miteraka koa izaho hotaizako arafomba malagasy ny zanako...
mialatsiny amin'ny be sy ny maro aloa raha tsy mazava ilay votoatin'ilay resaka tiako lazaina.
ny tiako lazaina dia ny fomba hitaiza-sika ny zaza aty aorina...zay le izy ry zala..ka de manatena e..
manatena fa azonareo ze koz .
19. zefalah ( 21/06/2005 18:02)
ary Izaho tsy namorise anareo..fa matoa nasina ity furom ty dia hifampitafana sy hifanolorak'evitra.
ka io no mba evitro..izay mandray tsara..izay tsy mandray azy any ny azy.
enao fona no rafotsy-be ho kendan'ny vomanga asesikao ny vavanao ...
Zay le izy ry zareo ....nde sika mba apiasa an'lay toetsaina 1980 e!! satria ny gasy tamn'izany fotoana zany tsy nijaly..ankehitsiny nefa mijaly..satria mitady anaraka an'reo efa manakarena sy mpanefohefo.
ty le hoe: toatra tsy afaka ko rindrina no enihina.
ataovy toiny hazom-bosary ny teninay e..le voany alaivo fa le tsilo ario..sa i RockyMaivia refa maka voasary de maka an'ilay voany sy tsilony ary ilay ravony?
veloma fa tsss...
20. dadabe ( 22/06/2005 07:19)
ekeko lesy zany zefalah kanefa zao a,isika ihany koa tsy mba manaraka ny fivoaran'ny toe trandro ,izany hoe mba manaraka ny fandrosona ,fa amiko izay voalazan'ny tenin'Andriamanitra ao anaty baiboly ihany no tsy tokony hampanarahana ny fandrosoana satria izay voasoratra dia voasoratra ary tokony mbola hiainana satria tenin'Andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4486