aiza ary ny marina?

41. ndrena ( 25/06/2005 05:12)
Na dia mbola tsy tonga teto Mada aza ny filazantsara sia tadidio fa efa nahalala sy nahafantatra ny fisian'A/tra ny razantsika.Jereo ny ohabolana maro;ohatra fotsiny:Aza ny lohasaha mangina no jerena fa A/tra ao an-tampon'ny loha.....tsy midika anefa izany fa kristiana izy ireo ary izay no antony nahatonga ny filazaantsara toriana eran-tany mba hahatonga ny olona hahalala ny tena fahamarinana.
42. dadabe ( 25/06/2005 05:34)
zay
43. zefalah ( 25/06/2005 08:21)
marozevo>misaotra.
tsy menatra aho ary tsy migesta .
ny zavatra rehetra dia misy dikany...
tsy de mifanerasera firy @ gasy aho zay no tena marina ary tia mamaky boky @ teny afa...za anie tsy niteny anao hoe tsy mahay teny gasy e..tsy mahay manoratra oa..ary miezaka aho ianatra anoratra.
tsy menatra aho ary tsy migesta ..fa ny marina no voalazako..tsis olona tokony ahamenatra ahy mintsy ato...tsis ary tsy ho isy.
satria vonona ny hianatra...
44. routa ( 25/06/2005 14:36)
dadabe>le fanambadina maro no ataoko hoe mifanohitra @ tenin Andriamanitra ,fa io teninao io mazava beeeee:D
45. routa ( 25/06/2005 14:41)
marozevo >tena misy tokoa ny gasy nefa tsy mahay manoratra teny gasy fa aza atao an izany kosa e!
za mahay miteny gasy sy manratra teny gasy an!
46. dadabe ( 25/06/2005 17:21)
zah kou klou de tsy de mahay manoratra firy lotra e,fa mahay miteny tsara klou e hihih
47. bichette ( 29/06/2005 09:16)
ndrena > hoy ianao hoe
Na dia mbola tsy tonga teto Mada aza ny filazantsara sia tadidio fa efa nahalala sy nahafantatra ny fisian'A/tra ny razantsika.Jereo ny ohabolana maro;ohatra fotsiny:Aza ny lohasaha mangina no jerena fa A/tra ao an-tampon'ny loha.....tsy midika anefa izany fa kristiana izy ireo ary izay no antony nahatonga ny filazaantsara toriana eran-tany mba hahatonga ny olona hahalala ny tena fahamarinana
:-w, azo ekena fa ilay teny hoe "kristianina" sao dia TENY entina hilazana ireo olona mino ilay olona iray sy zavatra iray ?
48. routa ( 29/06/2005 13:27)
fa tsy zay mpanaradia an i KRISTYve no atao hoe kristiana e!
49. bichette ( 29/06/2005 15:01)
routa > ie :roll:
50. dadabe ( 30/06/2005 02:08)
marina zany(l):°)8):P
51. pitchou ( 30/06/2005 12:32)
aza bedesina kosa aloha izay tsy tonga lafatra ny teny gasiny e! izaho izao tsy mizesta fa be dia be ny olona miteny hoe tsy mahay miteny gasy aho. Nefa ange ka sady gasy no mipetraka aty mada, sady tsy mba karazan'irony miteny frantsay andavanandro irony fa dia izay e!

Kristiana, mpanaraka ny fampianaran'i Kristy, mpanara-dia an'i Kristy. Ary marina fa tsy kristiana ny gasy taloha fa mpino an'Andriamanitra (sahala @ jiosy ihany) dia lasa betsaka kristiana (sahala @ jiosy) saingy tsy manankarena (sahala @ jiosy)
52. dadabe ( 01/07/2005 10:58)
(l):°)8):P
53. ndrena ( 02/07/2005 06:31)
Mazava ilay fanazavana teo fa izay mpanara-dia an'i Kristy no atao hoe kristiana.Ireo Ntaolo fahiny anefa nahalala fotsiny ny fisian'A/tra ary niteraka lalana ho azy tao am-pony izany saingy tsy kristiana izy satria mbola tsy nahalala tsara ny fampianaran'i Kristy.
54. tselatra ( 02/07/2005 12:37)
tsy hoe maro ny gasy kristianina ,maro ny gasy manam-pinonana, satria betsaka amin'ireo malagasy koa anie silamo
55. tselatra ( 02/07/2005 12:49)
tsy fanaon'ny silamo fona ny manambady maro , fa fomba efa nisy hatr'izay, mamakia tantara fa hahalala ny tena marina ianao,ary tsy ny silamo no taranakan'ny mpaminany abrahama fa ny arabo, sady ny silamo tsy foko fa finoana


56. dadabe ( 02/07/2005 13:15)
ahan
57. johns ( 19/07/2005 08:24)
Valiny: Raha Kristianina dia ny ao amin'ny Baiboly no marina.
Ary ny ao amin'ny baiboly dia Jesosy Kristy no marina.
Fa hoy Izy: Izaho no làlana sy fahamarinana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012