mba fanontaniana ny ahy ity
1. joda
(
18/06/2005 14:03)
iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:36
3. hery
(
18/06/2005 16:39)
Sakafo mafilotra tsara jerena kanefa masiso saaaa ravimbomanga matsatsotsatso kanefa frais tara? ._)
Toa i Joda ihany de mahavaly azy :-D
Toa i Joda ihany de mahavaly azy :-D
5. sipagasy
(
18/06/2005 17:39)
hihihih hery marina ny anao, sady mba omeo kely hoe aloha ny teny famaritana ny hoe"bandy bogosy???"
6. mirabel
(
18/06/2005 17:44)
miha bogosy ho azy izy ry joda sady bogosy izany tsy maharitra fa rehefa antitra lefy sy mety miova ka asakasakao handray azy io
7. akamatiana
(
18/06/2005 19:50)
hery> hihih inn njay no tsy haiko an!!:roll:
sipagasy> zah kou vo saika anontany hiihih:-w
joda> ka ny ratsy kou ane no tena manitsaka no loza eh ! d ny bogosy kou otsotsan'izay iany :-w:-w
sipagasy> zah kou vo saika anontany hiihih:-w
joda> ka ny ratsy kou ane no tena manitsaka no loza eh ! d ny bogosy kou otsotsan'izay iany :-w:-w
9. akamatiana
(
19/06/2005 18:38)
:D=))ny lehilahy tsy mba manaiky ratsy fa ny sipa fona no foplatosy klee, ekena eh
10. kally
(
19/06/2005 19:00)
Ary be pelaka ary ve eto @ serasera e? Toa matetika misy mpanaratsy vehivavy foana, manoatra noho ny lehilahy manambady lehilahy:?:
11. akamatiana
(
20/06/2005 04:52)
kally asa mitsy re , fa de voa fona zahay sa sika mou tsy hay tsony kle hihih vehivavy an , fa ekena mba tsy ifandirana :wink:
13. mamzelkely
(
20/06/2005 09:10)
raha ho ahy manokana alo de za tsy mila lelà mpanitsakitsaka zany na bogosy ôtrany kix sy ben Afflek aza e!!:-D
fa zany we mba misy norme arahina kosa am le we bandy ratsy!!! refa madio sy potable ve tsy ekena e!!!
fa zany we mba misy norme arahina kosa am le we bandy ratsy!!! refa madio sy potable ve tsy ekena e!!!
15. soniah
(
20/06/2005 10:01)
amiko kosa aloha dia samy tsisy tiako ireo olona voalaza eo reo e!satria an,ny vady nge jerijery e!raha ratsy tarehy be izy de tsy mitombina intsony io fitenenana io,enao hiaraka @ny aza kivy de vao hoe mifanao fotoana de kamo.Ny @'ilay bandy bogosy ndray ,ratsy saina be izy satria v bogosy de manitsakitsaka?manjary manahiran-tsaina raha hiaraka @ny ary satria tonga de fantatra hoe efa avy nihodina tany izy zay vao mankany @nao.
17. mamzelkely
(
20/06/2005 10:18)
mandrindra< potable zany MADIO donc sady azo hanina no sotrona!!hihihi:°):-D
18. mandrindra
(
20/06/2005 10:24)
dia sady mazotoa homana no afaha hetaheta ary e, dia mahalany be :lol:
19. ari.malala
(
20/06/2005 10:54)
zay tiana anie hono mitombo tarehy ê! donky tsy mitombina zany le oe ratsy fa matoa niarahana de tsara aminao izy zay. Fa zany ol manitsakitsaka zany alo tsy ilaiko ê! :) mila fifanajana ny fiainana ko! :)
20. majakely
(
20/06/2005 13:32)
Rehefa tiana hono na ratsy na tsara de mahavoa e!!!!Araka izay hira iray izay