mba fanontaniana ny ahy ity

121. Belataka ( 01/08/2005 08:01)
izaho aloha dia bandy fa te haneho ny hevitro aho eto @ity sehatrareo vehivavy ity. Sady tsy bogosy aho no tsy ratsy tarehy fa eo ho eo ihany. Amiko dia ny kindy dia iray ihany na ratsy tarehy na tsara tarehy ny mpitondra aza. Raha tsy voasasa io dia maimbo na tsara tarehy ianao na tsia. Torak'izany koa ny eo amin'ny lehilahy: ny lataka dia iray ihany na bogosy ny mpitondra azy na ratsy tarehy. Fa saingy hafa koa aloha ny hoe belataka eh
122. akamatiana ( 02/08/2005 04:41)
oopssss:-w:-w:-w
123. fijo ( 03/08/2005 22:13)
aiza ny tsunami amin'io le
124. mandrindra ( 05/08/2005 15:30)
alao aloha omeko ny mazi raha mbola tsy tonga ny tsunami.
Foa, fao, manajavona, tsy hita i bela. Dia tsy hita intsony i bela.
125. fijo ( 10/08/2005 21:38)
afabela izany le
126. lorra ( 10/11/2005 10:59)
joda:

iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka


aleoko olona manaja ahy fa tsy tarehy no vadina(l):twisted:
127. nofy ( 27/11/2005 16:32)
ko misy milay hotry ny sady tsara ve no tsy manitsaka .tena hitako sambatra aloha e!
128. Sorate ( 09/01/2006 11:15)
^:^Tsy ny tarehy ihany no maha-vady azy fa ny toetra sy ny faculté de procréation.Raha lany ny anakiroa reo de mandefitra zany ny tarehy, sady mitombo eo foana ny tarehiny reffa mande ny fotoana.
129. Sorate ( 17/01/2006 09:36)
Tsy voavela ny helok'i bela:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8625