mba fanontaniana ny ahy ity

81. akamatiana ( 30/06/2005 14:21)
sanana ntsoooo:-P
82. fijo ( 30/06/2005 21:40)
sous papa hoe e????iza no hanao ary
83. pitchou ( 01/07/2005 07:45)
akamatiana> sady tsara tarehy no tsara bika no tsara toetra no malemy fanahy no manaja vady sy tokatrano ....
84. akamatiana ( 01/07/2005 09:28)
fijo =))=)) lah io wa tsss

pitchou waaaaooooouuuh, milay be zany:wink: so de mahita any ho any akia njiko=)):-w
85. sanana ( 01/07/2005 10:02)
de mbola :(8-)
86. sanana ( 01/07/2005 10:03)
tsy milay koa le smeiley fa tsy misy mande @ zay laoniny sa za no sanana? :p
87. akamatiana ( 01/07/2005 10:42)
njiko mitsy no minanaka waaa:-P:wink:=))aona kia misy otsan'io lazain'i pitchou io ve any aminjy =))=))
88. sanana ( 01/07/2005 10:52)
akamatina, gbs kan! kay! hihihikay!ao @ bgs daoly reo an! hihih (en rêêêêêêêêêêêêêêvvvvvvvvvvvvve)
89. akamatiana ( 01/07/2005 11:30)
kaiiiile sanana mamay be le kozy hahhaha=))=))=))
90. sanana ( 01/07/2005 11:56)
akamatina, fa za sady tsara tarehy no tsara bika no tsara toetra no malemy fanahy no manaja vady sy tokatrano .... hahaha miadana be lery refa eo za fa refa tsy hitany de mitaintaina sao lasan'ny sasany sady za koa sanananana zay ihany, mora aodina.
bgs efa saika nibitaka hanodina hahahhaha
91. akamatiana ( 01/07/2005 13:34)
hummmmmmmmm ao tsara zany:wink::-P, tena mila mampianatra anah njiko kle lol:lol:
92. fijo ( 04/07/2005 23:09)
akamatiana ,za maninona.za mba manontany ko
93. akamatiana ( 05/07/2005 06:57)
fijo tsy maninn la ka :wink: fa virja fotsiny:-P:-$
94. ft ( 05/07/2005 16:29)
joda: ny ao anatin'ny louany ihany no mitondra anio !! :wink: hihihihi =)) =))
95. mamzelkely ( 06/07/2005 13:57)
ny ana sipako sady bogosy an!! no manaja ana an!! no inn ko re ee!!!!:roll:mhhhhh!!! anjaso njay alo hieritreritra de tohizako !!! zany an!!
96. fijo ( 06/07/2005 22:50)
no midodo miaraka amindry ,no mangalampihinana kely ,rehefatsara ny laoka an.sao hoe inona indray
97. felicia ( 07/07/2005 18:19)
le faniriana be dia be ohatry ny an'i pitchou...fa dans la vie on ne peut pas avoir la perfection...tsy tsy mi-existe ny partenaire ohatry ny nofy...faniriana io fa le realité de la vie akory tsy izay maihitsy...tsy hisy hanam-bady eo akory raha hoe ny olona rehetra samy exigeant daholo...
98. jhouhlambout ( 10/07/2005 09:39)
Koa inona ary ny exigences nareo?
99. felicia ( 10/07/2005 09:56)
:lol::lol:sady bogosy no manaja no manan-tsaina no manan-karena...fa tsy miexiste leisy io an...:lol::-D:-D
100. jhouhlambout ( 10/07/2005 10:02)
Mi-existe io é, zà zao ohatra iray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8224