mba fanontaniana ny ahy ity

101. dadabe ( 10/07/2005 14:44)
=D=D=D:@
102. akamatiana ( 10/07/2005 15:01)
jhouhlambout , ahan kozy ve kle:-w:-w
103. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:34)
Kozy vré hoa:@
104. akamatiana ( 11/07/2005 09:56)
de .... :-w
105. jhouhlambout ( 11/07/2005 10:00)
de...:@
106. akamatiana ( 11/07/2005 10:25)
kiiii de tsy aona k , lah tena mpanamaina be kle:(:-w
107. pitchou ( 13/07/2005 10:54)
felicia> mi-existe zany fa misy ny minia tsy mahita kosa e! Ny perfection manko dia ny tsirairay no mamaritra azy satria ohatra hoe samy manana ny ataony hoe tsara bika (amiko tsy mahia izany tsara bika izany fa sady lava no ranjanana), samy manana ny ataony hoe tsara tarehy, samy manana ny ataony hoe tsara fanahy (amiko izany tsara fanahy tsy hoe izay tian'ny hafa rehetra dia ekeny sy tanterahany avokoa ....)!
tena adinoko kosa aloha t@ exigences e: izaho tsy tia mihitsy lehilahy mifoka sigara, na mihinam-paraky sy mpisotro toaka mamo lava ireny! dray! dray ! dray! toetra tena eliminatoara ireo!
108. xxx ( 14/07/2005 09:48)
jhouhlambout:

Mi-existe io é, zà zao ohatra iray


Mba ohatry ny hoany aminao aho aloha ra izany.Ny ahy aloha le bgs no tiako e.fa za koa mba hanao
109. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:26)
Dia tongava ary
110. pitchou ( 14/07/2005 11:53)
ary tsy sasatry ny miantso kil i jhoul an! hatrary ambadika ary!
111. fijo ( 14/07/2005 22:29)
pitchou fa ny midaina izany azo ekena an?
112. pitchou ( 19/07/2005 11:33)
hihihi! raha elà indray d ekeko le midaina! hihihi! sigara aza tsy zakan'là ko
113. fijo ( 19/07/2005 21:47)
ka sigara mety tsy zaka fa daina mety zaka ihany ka
114. choelah ( 26/07/2005 13:20)
ni ana aleouko bogossy na ratsi fanaha aza :) ni aparence micompte bé amikou mdrrrrrr
115. cleo ( 26/07/2005 23:24)
joda:

iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka


Mahagaga ahy ny fanontanianao8O. Dia heverinao fa dia manana lohan'angidina ve ny vehivavy ka dia mijanona @ hoe bogosy sa tsy bogosy, gentil sa manitsakitsaka fotsiny ny fanontaniana rehefa tonga @ choixn'ny lehilahy. Mila mifohaza ianao fa efa mivelona @millenium tsika izao! :lol:
116. cleo ( 26/07/2005 23:28)
joda:

iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka


Mahagaga ahy ny fanontanianao8O. Dia heverinao fa dia manana lohan'angidina ve ny vehivavy ka dia mijanona @ hoe bogosy sa tsy bogosy, gentil sa manitsakitsaka fotsiny ny fanontaniana rehefa tonga @ choixn'ny lehilahy. Mila mifohaza ianao fa efa mivelona @millenium tsika izao! :lol:
117. fijo ( 27/07/2005 21:39)
cleo an,fanontaniana ny azy,dia valio,na aza mamaly.
koala an.tena hita hoe mbola zaza be ndry
118. choelah ( 28/07/2005 14:09)
fijo mdrrrrrr tsy koala fa choelah :)
119. fijo ( 28/07/2005 22:04)
ka ny zaza anie tia koala e.na chocolat.hi hi hi aza tezitra ndry an.
120. cleo ( 30/07/2005 15:19)
Hmm...., tsy mahantanty kritika angaha ny namana?:? Fampiadian-kevitra ihany na dia teny mafy aza fa tsy zavatra "personnel" tsy akory!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065