tsy azoko ny tianao tenenina

1. ainaheri ( 17/06/2005 18:10)
Moa v mora @ olona iray mipetraka @ firenena iray zay tsy fantany ny fomba fiteniny??
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:30
2. Veloo ( 17/06/2005 18:24)
tsssssss sarotra zany raha tsy mahay ny fiteniny kle:wink: za aloha tsy ande mihitsy e :P
3. rurik ( 17/06/2005 19:07)
ka arakaraky ny olona hivatanany ka!raha ny olona hivatananany mandray azy tsara dia tsy hitako izay olana ,azo ianarana anie zany e!
4. welie ( 17/06/2005 19:34)
Ka raha vonona ny hipetraka any @ilay firenena anie dia tokony vonona ny hianatra ny fiteny e! :/

Fa zà mahita fa refa tsy mahay ny fiteny ao @ilay firenena dia tena misy olana ihany... Na dia ny @ fifandraisana andavan'andro aza dia rehefa tsy mahay miteny ilay olona dia tena very be! :roll:

Mbola hitohy fa poussy kely alou zà... :-P
5. kally ( 17/06/2005 21:37)
Sarotra be io ,rehefa ela ny ela ve moa tsy hahay ihany ianao ny hiafarany raha miezaka fa tena olana be.
Izay zavatra soratana tsy misy fantatrao na hoe tsy azo aleha aty na hoe esory ny kiraro vao miditra ato,tsy misy fantatrao.
Ny lalana alehanao izay tsy voatery ho ao anaty plan foana, iza no anontanianao eo ka ny teniny aza tsy fantatra?
Ny mitadidy ny anaran-tanàna manginy fotsiny.
6. bingo ( 18/06/2005 06:13)
Io reto arakaraka io an!Refa vonona uilay olona na tsy misy hainy aza ny lohany sy vodiny mandeha io ra misyolona hivantanana sy miaraka.omeko ohatra za manokana ny tenako,niaraka t@ tantine ko sy ny tonton ko aho nifindra @ firenena iray miteny anglais.Tena tsy ary nivoaka ivelany aho hatrizay nihainako fa izay ny voalohany tsy nahay niteny anglais akoriny fa juste hoe good morning ihany.Aveo aho niditra t@ ecole francais aloha voalohany dia niezaka nianatra teny anglais aho fa farany haiko reto a!2 ans izay no nipetrahako tetof a afaka mi communiquer aho.Izay aloha fa veloma
7. kally ( 18/06/2005 07:33)
Iza moa no tsy hahay raha misy olona miaraka fa ny lazaiko eto ianao irery, ohatra mandeha any Japon tsy miteny japonais,rehefa ela ny ela ho'a mety hahay ihany ianao fa tsy dia misy zavatra azonao atao dia inona no ipetrahanao any?
8. sonwin ( 18/06/2005 12:46)
refa mahay teny anglais ts very mande n'aiza n'aiza aleha
9. kally ( 18/06/2005 13:53)
sonwin> Raha vao mivoaka ny tanàn-dehibe ianao na ho aiza na ho aiza dia mila mahay ny tenin'ilay firenena andehananao : anontanio ny anglisy na ny amerikanina mandeha any Frantsa, moa tsy sahirana zareo? Mandehana ianao any Allemagne tsy mety miteny afa-tsy ny teniny zareo,tsy mahita peta-drindrina @ teny hafa ianao rehefa any @ hotely,toy izany koa zareo holandey,raha vao mivoaka ny tanàn-dehibe dia eo!!
10. dadabe ( 18/06/2005 14:57)
hoy i welie

Fa zà mahita fa refa tsy mahay ny fiteny ao @ilay firenena dia tena misy olana ihany... Na dia ny @ fifandraisana andavan'andro aza dia rehefa tsy mahay miteny ilay olona dia tena very be!


marina io ary tena sahirana mihitsy
de voalaza kou fa hoe
efa mahay teny anglais ts very mande n'aiza n'aiza aleha

marin ihany kou io saingy tsy ny reheytra no mahay.

zah manokana aty @misy ahy de nahatsiaro nijaly sy nitokamonina t@mbola tsy nahay ny tenindry zareo (na dia misy mahay miteny angklisy za dia vitsy ).

fa ilaina ny mianatra ny tenin'ilay firenena raha te hipetraka any ianao
11. fijo ( 20/06/2005 22:30)
manahirana fa atao ahoana fa izay eo hiafiana e
dadabe an "nihao"izay moa le fiarahabana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2658