Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
29/06/2005 08:50)
Mety hiova ve ny anaranao?
Mba mpino otranao ihany aho fa mba fanontaniana mba nanitikitika ny saiko ity ohatra zao ny anaranao rasoa d raha mande any ivelany ianao na frantsa na usa na any asie na ao afrika ataoko ny anaranao ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 21:49
fijo
(
29/06/2005 03:55)
vaovao
midi androany faha 29 juna 2005.
"plus le niveau d'études des jeunes gens est élevé,plus ils sont sexuellement actifs.par contre,pour les jeunes filles,ce sont celles qui n'ont jamais fréquenté ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:59
namanadago
(
28/06/2005 09:19)
Mitondra mankaiza ity fety sy fihaonana ity e?
Faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Fetim-pirenena.
Faly ihany ko manambara amintsika fa ity solon\'anarana [b][i]namanadago[/i][/b] ity no ho entin\'ny mpiandraikitra sy ny mpandrindra...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 13/07/2005 12:26
ari.malala
(
28/06/2005 08:17)
mba andramo hoe........
Niditra t@ magasin mpivarotra lamaody ony zany le rangahy anankiray, de nanontany anle vendeuse, manja kely le vendeuse an, "mba naika hividy gants ho an'ny vadiko anie za azafady fa ny olana zao tsy ...
tohiny
novalian'i sasa ny 14/07/2005 10:08
DotMG
(
28/06/2005 07:55)
Ny fenitra W3C
Ny W3C dia miezaka mametraka fenitra mba hahamora ny asan' ny informatisianina. Efa fantatsika tsara ny fisian' ny fenitra HTML4.0, XHTML1.0, CSS1.0, CSS2.0 sy 3.0 koa angamba. Misy ihany koa ny fenit...
tohiny
novalian'i aristar ny 28/06/2005 16:34
ravatorano
(
28/06/2005 06:17)
Vita soa sy nilamina tsara ny fankalazana ny faha 45
ny fahaleovan tena-mpirenena iny.
Ny tena nanaitra ahy tamin ny kabarin Ingahy Ravalomanana tamin ny kabary fiarahabana ny asaramanitra dia ny filazany fa afa-trosa tanteraka i madagasikara ka tsisy ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 05/07/2005 07:06
fijo
(
28/06/2005 04:17)
vita gasy
akory aby eeeee,
dia vita soa iny izany ny fetimpirenena,samy manana ny filazany momba izay hitany sy tsapany fa dia hilaza kely ny taty ary aho.
ny taty marseille moa izany dia ny 25 juna no niarah...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:40
Pseudo
(
27/06/2005 20:52)
nangarom-bava teny ambony fiaran\'ny tantsaha
sali dôôly an!
Tantara iray fotsiny...
Indray andro tafaraka teny ambony fiarabe mampitohy an\'Antanimbary sy ny renivohitra ireto Ramatoa sy Rangahy zay efa samy manam-bady avy.Lavitra ny lal...
tohiny
novalian'i sasa ny 13/07/2005 04:46
ainaheri
(
27/06/2005 17:16)
fifamelana
Ny nify sy ny lela hoy ny fitenenana mifanaikitra ihany indrindra fa ny olona tsy mitovy fijery sy fisainana ka mety hampifamaly azy ra ianao no sendra mifamaly @ 'olona iza no mamela voalohany ary ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:46
xxx
(
27/06/2005 14:48)
ceinture de chasteté
Tena mba mila an'io aho ry namana isany fa mba misy mahita ve aiza no hahitako an'io eto amin'ny tanana.
:-*
...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 22:00
naharyhaingo
(
27/06/2005 14:05)
TENY SY SORATRA MALAGASY
Manahoana e!
Efa nahavita "Chiffres et lettres" teny sy marika @ teny malagasy aho fa ny voambolana malagasy no tsy ampy ato amiko koa raha mba afaka manome ahy voambolana malagasy ianareo dia tena n...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:17
xxx
(
27/06/2005 11:21)
Mety fantatrao ve ny Famille Fauvette
Izaho mitady an i Dadako na ny havako .
raha mba mety misy olona mahafantatra io Famille io dia mba lazao ahy ....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 20:20
xxx
(
27/06/2005 11:18)
Zé-clair, Dream.on,Number one
Tana/Maurice/Tana
Hafaka hifandray ve isika ? dia hifampitatara zavatra be dia be lazao ahy hoe iza ianao dia holazaiko anao hoe iza aho , ary koa aiza no misy anao izao ,izaho aty @tananan ny panjon...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:04
xxx
(
27/06/2005 11:13)
Mitady ankizy ny Affinitéplus
Tsy fantatro raha mba hafaka mifandray aminareo avy amin areo ankizin i affinitéplus aho ....
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 21:37
notron
(
27/06/2005 09:41)
Mpamangy diso adiresy
Mpiaray tanàna ry Rakotobe sy sy Rakotokely ary tamboho iray ihany no mamefy ny tranony.
Maty androany maraina ary ny vadin'i Rakotobe ka nifamezivezy teo an-tokontany ny mpamangy sy ny mpikarakara....
tohiny
novalian'i sasa ny 13/07/2005 04:47
Missie
(
27/06/2005 07:44)
MADAGASCAR
Kikouu doly! Efa nivoaka depuis 22 lé Film MAdagascar t@ ciné! hihihihih tsara lé izy sa aona hoy ianareo:roll: aona ny impression nareo t@ lé film??? sns
Nisy teny gasy azany tao @ lé film sa t...
tohiny
novalian'i watafon ny 13/08/2005 15:11
hery
(
27/06/2005 06:36)
Batman Begins
Tsy dia ratsy io ho an'izay te hijery... sady lava (140 min any ho any) izany hoe tsy lany ny vola fa sahala amin'ny mijery film roa :-D
Ny mahatsara azy dia tsy mba tahaka ny Batman hafa. Tsy mila...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:23
Tanala
(
26/06/2005 12:19)
Fahaleovan-tena sy politika ary fandrosoana
Arahabaina ny gasy tratry ny 45 taona ny fahaleovan-tena,45 taona ny tsy fahombiazana ara-politika sy ara-toekarena. :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
Sitrany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 23:51
ainaheri
(
26/06/2005 11:30)
Mafy ny fiainana fa mba aiza no hiafarantsika gasy ity
Ra zohina dia niakatra 300 isanjato ny zvtr amidy ao MDG ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 20:45
ainaheri
(
26/06/2005 11:27)
26 jiona tao @ ambasady gasy
Toa avy be ny nanao aona ny fety tao zay nandeha...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:25
