Mafy ny fiainana fa mba aiza no hiafarantsika gasy ity
1. ainaheri
(
26/06/2005 11:30)
Ra zohina dia niakatra 300 isanjato ny zvtr amidy ao MDG
novalian'i fijo ny 26/07/2005 20:45
2. STONG
(
26/06/2005 16:42)
Io ndray de ze manana de hanana hatrany,ny mahantra de ory hatrany.Ze fetsy sisa no ho velona,:cry::cry:
3. JIMTA
(
26/06/2005 23:41)
Aza mba manao sain-jaza e! , mba olona nianatra daholo ianareo , mahay tsara ny + sy ny - ary ny atao hoe fiainana teo aloha sy ny ankehitriny de mba fantaro ny fiainana nodiavin'ireny firenena efa mandroso ireny fa tsy ianareo mivantam-bonina ireo indray no be taim-bava eo e!
4. pitchoune
(
27/06/2005 05:03)
hihihi, JIMTA, aza mora misendaotra akia njy an!! ady hevitra anie no atao eto e!!! izay mba mitaraina dia mba henoina dia mba mifanakalo hevitra am pitiavana fa inona aza ity.:D:D:D
6. ainaheri
(
27/06/2005 07:46)
JIMTA> tsy tokony hiakatra @ zany ianao tsy azon'iza lavina izany tsy haiko na mipetraka ao antoerana ka anisan'ireo manankatao sy ny mamantambonona araka ny nolazainao ianao na ireo zay mipetraka any ivelany zay tsy mahatsiaro zay niaviany sy ny zavamitranga ao antoerana satria ady hevitra no atao eto fa tsy fampisehoana we iza no sainjaza sy ny tsy nahita fianarana ataoko samy nandia daholo raha io resaka io fa ny lalany no tsy mitovy fa avelao izy ra haneo ny heviny f'aza mivatravatra rahavako!
Raha araka nolazainao dia impiry hiarina isika de impiry ihitsoka satria hoy ianao maro ireo firenena mandroso @ zao fotoana zao no tanantin'zao crise zao koa satria hoy aho we nananan'ny banky mondialy fahatokisana izy d afaka nindrambola betsaka nafahany niavotra @ fahantrany ary isika iza no azo tokisana mety ho hisy ihany fa eny na ny vola iananao isantaona aza ampitambaziny fa azo nefa ny zanabola alainy manginy fotsiny!!
Raha araka nolazainao dia impiry hiarina isika de impiry ihitsoka satria hoy ianao maro ireo firenena mandroso @ zao fotoana zao no tanantin'zao crise zao koa satria hoy aho we nananan'ny banky mondialy fahatokisana izy d afaka nindrambola betsaka nafahany niavotra @ fahantrany ary isika iza no azo tokisana mety ho hisy ihany fa eny na ny vola iananao isantaona aza ampitambaziny fa azo nefa ny zanabola alainy manginy fotsiny!!
7. pika
(
27/06/2005 09:35)
JIMTA ilay oh izao indrindra no tsy mampandroso ny firenena ny ady hevitra sy ny kritika tsy atao mahatezitra fa tokony alaina aza hanatsarana metimety kokoa
koa na inona eritreritrareo dia tokony ho fantatrareo izany ny ao an-tsain'ny vahoaka: mafy ny fiainana
koa na inona eritreritrareo dia tokony ho fantatrareo izany ny ao an-tsain'ny vahoaka: mafy ny fiainana
8. xxx
(
27/06/2005 11:27)
Bold textinona ary ity. Ny azo atao dia mitondra am-bavaka an'i Gasikara aty an-tany lavitra aty.
9. tranokely
(
27/06/2005 13:52)
tena mafy marina aloha izy ty fa tsy hita e, alao ny tohiny no ho hita eo
10. mandrindra
(
27/06/2005 14:07)
xxx, efa telo taona anie izay no nentina tamimbavaka hoe minoa fotsiny ihany e!
11. kally
(
27/06/2005 17:30)
Marina fa mafy ny fiainana fa betsaka koa ny lesoka (tsy avy @ mpitondra irery fa avy @ tsirairay koa)izay mety mbola harenina, angamba mety mba ho moramora kokoa izy raha narenina ireo lesoka ireo?:?:
12. fijo
(
28/06/2005 04:26)
ny fiainana dia miha sarotra foana fa tsy miova izany.fa dia anjarantsika no miezaka manao izay hanenjehana azy fa tsy lany andro mitsikera be eo foana.ny lasantsy izao niakatra 60 dolara koa fiainana aiza no hidina???????sa rehefa tonga bemolanga?
atsy ho atsy.
atsy ho atsy.
17. mangoboka
(
30/06/2005 07:37)
Fantaro fa 6.000.000 ny malagasy t@ 1975 ary 16.000.000 izy zao.
Iza no mpandavaka dia iza no mpanentsina.
Modia izay tia tanindrazana any ivelany any mba hanoro hevitra ny mpitondra e!
Iza no mpandavaka dia iza no mpanentsina.
Modia izay tia tanindrazana any ivelany any mba hanoro hevitra ny mpitondra e!
19. majesty
(
30/06/2005 08:30)
za taloha zao ôtran'ny mba nanana kely ihany fa za zao tena efa tapaka tanteraka,fa tsy haiko na mbola mitombona ihany le tenin-ndravalo hoe hampanana ny tsy manana de tsy hampahantra ny efa manana,fa ho an'izay tsy afaka manidina aloha de zao fotsiny e:mihafia kely ihany de aza matahotra fa minoa fotsiny ihany ko:oops:
20. ari.malala
(
30/06/2005 09:43)
Ny manana miha mahantra de ny mahantra miha mahantra ihany ko zany v de tafavoaka mankaiza? dradraina we afatrosa nefa indrisy, tsy misy finatraikany @ fiainambahoaka akory ilay izy... dia mivavaka no hany azo atao ho anity firenena ity ê! Mba hahazo mpitondra hendry afaka hahalala ny fahoriam-bahoaka!