Mafy ny fiainana fa mba aiza no hiafarantsika gasy ity

21. fijo ( 30/06/2005 20:18)
hilatsaka hofidiana aho raha izao no mitohy lereto an
22. majesty ( 01/07/2005 04:36)
ari.malala: mba ivavaho za ho lasa ho mpitondra de hitako eo ny hampandrosoana an'i gasikara haingana.:lol:
23. fijo ( 01/07/2005 04:37)
sao dia lasa fitondra mpanjaka indray le???
24. mandrindra ( 01/07/2005 08:57)
fijo, afaka sady miezaka anie no mitsikera e!
dia fa ahoana no ho lasa fitondra mpnajaka leaza a?
25. fijo ( 04/07/2005 21:41)
ka "majesty " ko.hi hi hi aza mikorapaka moa e
26. dadabe ( 05/07/2005 03:26)
zay minoa fotsiny ihany hoa:@:@
27. ari.malala ( 05/07/2005 14:09)
euh, raha ho mpitondra hahay hiaino sy hiara miasa @ vahoaka moa ve... tsy tsara be, fa raha sanatria ka hameno paosy fts no hampalahelo!

28. fijo ( 05/07/2005 22:42)
ary raha ndry no vadin'ny mpitondra eo??????
29. ari.malala ( 06/07/2005 08:52)
:) raha za no vadina mpitondra zany de ataoko minan'fatiny raha vao manao ny tsy mety @ vahoaka entina! we mitetika hanjakazaka na we hanai didoha fts v nefany ol mijaly? ataoko....
30. booboo ( 06/07/2005 09:52)
hihihihihi
31. fijo ( 06/07/2005 19:58)
aoka moa malala an.
32. ari.malala ( 07/07/2005 06:26)
te hitondra nga elà nefa mitady hamoritra vahoaka? Tsy miaraka aminà zany!
33. mandrindra ( 07/07/2005 13:33)
ari.malala, inn aloha no tohin'ilay hoe ataoko...
34. dadabe ( 07/07/2005 23:59)
humm inona tokoa??
35. fijo ( 08/07/2005 04:39)
ari malala ka ny vahoaka koa anie tsy mihetsika e.za ve hamoritra fa aholako fotsiny
36. ari.malala ( 08/07/2005 06:29)
mandrinra sy dadabe, za ihany no mahalala izay hanaovako anazy ary afa fantatro ka! :)

fiko, tsy ilaina wa! refa hoe hitondra de mitondra araka ny rariny sy ny hitsiny fa tsy manao izay hampahory vahoaka!sinon ataoko .....
37. mandrindra ( 08/07/2005 08:07)
ari.malala, mpitondra ianareo ary izahay vahoaka mba te ahafantatra satria ao anatin'ny mangarahara isika izao.
38. ari.malala ( 08/07/2005 08:39)
mandrindra, ao atao we azay no mitranga, de zao, izy mitady hamoritra vahoaka, za tsy manaiky ary za no mahita izay hanaovako anazy fa resaky ny mpivady kosa angamba izany asy natao havoaka imason'ol! mandria ivohon'ny vato fts fa za tasy mba manaiky mampahory vahoaka izany! :)
39. dadabe ( 09/07/2005 03:35)
kii mandry ivohon'ny vato zany anie ka olona maty e,matory eo ambony vato dray marina rey razako oo:{:{
40. fijo ( 09/07/2005 22:46)
ari o,ka za wa tsy ampijaly fa anao izay ahafaly anao rahavako o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1916