Mafy ny fiainana fa mba aiza no hiafarantsika gasy ity
41. dadabe
(
10/07/2005 12:23)
karakarao ry zandry fa lazainy fa mandry ivohon'ny vato hono :{:{:{rey razako oo
42. ari.malala
(
11/07/2005 10:14)
fijo:
ari o,ka za wa tsy ampijaly fa anao izay ahafaly anao rahavako o
eny re malalako tsifoiko ô! :*
44. lilbon
(
12/07/2005 04:50)
Aleo ny tary mba hanoratra!
ity no mampahantra ny Malagasy!
Nihazakazaka loatra i madagasikara teo @fifanakalozana iraisam-pirenena!ny nahagaga anefa de nihazaka2 nanenjika fivoarana ara-tsosialy fa tsy ara-ekonomika !miala-tsiny aho anefa raha tsy afaka ny hanazava lalina koukoua satria 3 pejy raha kely indrindra io hevitra io rah ho voasana !
mba fanta-tsika ve fa ny malagasy de race composée
africain arabe malais,indien ...
avy @firenena tatsinanana,saika oll intelligent be reo oll reo.SAINGY,miteny aho eto induvidualiste isika fa tsy sosialista ,ka samy miaro ho an'ny tenany!

45. lilbon
(
12/07/2005 05:00)
miaro ho an'ny tenany ny tsi11 satria izay no idealin'ny MALAGASY WE :IZAY TAFITA MIHOATRA NOHO NY HAFA NO ATAO WE INTELLIGENT,SY MAHAY,SY TSARA FOTOTRA,SY FAMARITANA TSARA REHETRA ...TSY HO TAFITA MIARAKA IZANY NY MALAGASY FA TSY MAINTSY ZE MAHAY MANITSAKITSAKA SY MAHAY MAMETSY OLONA IHANY NO TAFITA .NA NY MARIMARINA KOKOA DE IREO IZAY MAHAY MAKA TOMBONY MIHOATRA NOHO NY HAFA !
46. HeryLo
(
12/07/2005 05:30)
Ny gasy efa voatokana ny hampijaly tena anie .
Isika samy isika ihany no mifanabotry eto @ tanintsika nefa ny olona mihazakazaka @ fandrosona doly.
Isika samy isika ihany no mifanabotry eto @ tanintsika nefa ny olona mihazakazaka @ fandrosona doly.
47. lilbon
(
12/07/2005 13:04)
isika zany anie ry zalah de manana saina voavolavola t@ rafitra capitalisma mintss e!tsssssss
:lol::x:x
:lol::x:x
48. fijo
(
12/07/2005 21:24)
tsy misy maharatsy an'izany toe tsaina izany,fa ny fanjakana kosa dia tokony hametraka ny fitsipika mazava hoan'ny rehetra dia hita eo avy eo
49. ari.malala
(
13/07/2005 12:06)
na izany aza ve d atao tsinon tsinona zany ny vahoaka izay nahatonga anao teo @ fitondrana?zay le tsy mety zay! ny nanaovana fianianana anie d hanasoa ny olom-pehezina ê! ka na mahay aza nefa tasy manaja ny fianianana natao d tsisy dikany zany fa mitovy @ olon tsy nandia fianarana ihany ary mitovy @ voalavo satria manao we samy mikepoka izay azony, ka fandrosoana inona no hisy @ zany?!
50. fijo
(
13/07/2005 20:38)
le hoe fanasoavana ny vahoaka anie tsy mitovy ny fandraisana azy e.
rah mitondra ianao,ny fanaovan tsoa dia ny fanaovana izay ahamora ny fahafahan'ny olona mifandray sy mifanakalo.izany hoe lalana ,serasera.raha io efa mandroso ihany isika.
fa raha miandry kosa ny vahoaka hoe nysy vola avy any us ka zaoa.aoka kosa e.tsy any le izy

51. ari.malala
(
14/07/2005 06:04)
d'accord 100% @ nao aho fijo raha io resaka io fa saingy kosa tokony jerena ihany ny momba ny sosialy fa satria ny vahoaka tsyafaka hihinana lalana, ny tiako tenenina d we tokony atao koa izay hiroboroboan'ny fambolena sy fiompiana, atao koa izay hahafahan'ny olona miaina amim-pilaminana (amafisina ny securité) mba omena asa nytanora d tsy atao monopole ny fahafahana manafatra entana ilaina an-fdananandro raha tena ilaina izany. izany manko anie izao no mitranga aty ê! monopoliser ny tiko daolo ny rehetra d tsy afaka manao n'inon'inona ny hafa...
52. fijo
(
14/07/2005 21:19)
efa mihezaka anie izao momba ny hiroboroboan'ny fambolena e.fa io sarotra be satria ny olona koa,sarotra atoro.io pitchou anontanio fa izy ao anatin'io ezaka io izao ,fa tena sahirana be.
ny sosialy,indray tsy fombako ny mpitondra any,fa aty aza anie izao(manaraha vaovao F2)tena henjana be e.vokatry ny mondialisation sy ny fivoaran'ny sinoa io.hany ka sarotra ny lalana momba an'io.satria isika tsimaintsy manaraka ny rehetra koa.ary io solitany io raha mbola 60 dolara ny barika aza manantena fiovana be fa tsy hisy.
za mahita fa efa misy ny ezaka atao any,saingy tsy hafaka handeha irery ilay izy

53. ari.malala
(
15/07/2005 06:04)
za alo tsy we manakiana b fahatany ê! manaiky ah fa efa misy ezaka atao, saingy ny kianiko kosa dia ilay fanapahan-kevitra raisina ankitematemaka (genre détaxation), tsy mandalo conseil de gouvernement fa eny am-pitsidihana faritany na eny am-pitokanana zavatra no miteny we zao no atao de iny tokoa no tanterahina, avy eo ny vahgokaa no minan'fatiny...
54. fijo
(
18/07/2005 21:17)
raha izay kosa aloha malala dia miombon kevitra tanteraka aminao aho.izay sy ny tsy fanarahan dalala dia lesoka iray amin'io fitondrana io
55. ari.malala
(
19/07/2005 08:22)
ka zay manko anie wa ê! aiza v ko refa zareo fony haka fitondrana nigrevy tsy nisy nisalbotra fa nahazo nilahatra tsaar ka fe ankehitriny ny olona misy raha tsy zakany d te haneho hvt d samborina... ny any @ université an'i Mahajanga anie teo aloha teo savoritaka ê! misy mpianatra samborina sy gadraina... mampalahelo ê!
56. fijo
(
19/07/2005 20:49)
le resaka mpianatra aloha,za tsy momba an'iny e.za tamin'ny 1991 anisan'ny mpitarika teny ankatso,fa resaka politika fotsiny io,ary ny mpianatra ihany no voa eo.
tadidio fa na aty za dia misy io olana eny amin'ny oniversite io,fa ny mpianatra tsy mikotaba raha tsy resaka lalana ratsy voatra.satria ny fotoana mandeha ihany
tadidio fa na aty za dia misy io olana eny amin'ny oniversite io,fa ny mpianatra tsy mikotaba raha tsy resaka lalana ratsy voatra.satria ny fotoana mandeha ihany
57. ari.malala
(
22/07/2005 12:19)
aleo aza tsy hidirantsika le resaka mpianatra, fa @zao wa ze manao fihetsiketsehana d samborina!!! d manamafy anle voalazako ary @] resaka politika ary koa aho @le reaka eny @ assemblée: eo @ 10 000 000 F par mois eo nytotal ny karama sy indemnités ary avantages raisin'ny deputée nefa zareo aza gravy b raha ho absent refa mivory!!!
58. fijo
(
26/07/2005 05:01)
le 10 000 000 aloha tsy maninona,fa mety iny,saingy tokony asiana fepetra hoe izay mivory sy manaraka tsara ny asany no homena an'io,fa tsy izay variana manofy akory
59. ari.malala
(
26/07/2005 07:08)
ka eo ndrindra anie no tiko ahatongavana ry fijo havako ô!!! ny deputes rehetra no mandray anle vola nefa firy izy ireo no tena manao ny asany!!! d tokony handray fepetra ny ao @ fitondrana we ze tonga mivory ihany no mahazo indemnites sy ny avantages, d toa efa nisy fikasana hanao anzay ihany fa nigrevy ry vendrana isany grrrr!