Fahaleovan-tena sy politika ary fandrosoana

1. Tanala ( 26/06/2005 12:19)
Arahabaina ny gasy tratry ny 45 taona ny fahaleovan-tena,45 taona ny tsy fahombiazana ara-politika sy ara-toekarena. :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:

Sitrany tsy nahaleon-tena toa ny nataon'ireo gasy nijanona ho vaza.
Na nanao politika dia mba lasa sesin-tany any an-dafy
novalian'i fijo ny 04/07/2005 23:51
2. hery ( 26/06/2005 13:16)
Tanala> izany hoe aleo izahay hanankarena na dia andevoizina aza :-)

Aleoko afaka fa mahantra kah :-o
3. aristar ( 26/06/2005 21:38)
Hery> Tsy mbola nahita tany nandevoizin\'ny tany hafa aho dia manankarena. Ary ny aho aleoko hafaka sady manankarena ka !
Amin\'izao faha 45 taonan\'ny fahaleovan\'tena izao dia mba misy eritreritro kely mandalo. Tamin\'ny taona 1973 dia nolazana faha ny regime-min\'i Tsiranana hoe sarin\'mbakolin\'ny frantsay dia nahongana dia tamin\'ny 1975 ny rohanana ny frantsay tany Diego, ny amerikaniina tany Talatan\'ny volonondry na tsy tadidiko intsony dia natao teny gasy ny fianarana dia natsoinan\'ny koreanina avaratra sns dia nohon\'tsy nandeha ilay izy dia nandadilady tany @ frantsay dia ny ny nihefarany dia sesin\'tany aty Frantsa tsy mahazo miteny @ mpanao gazety akory raha tsy mahazo autorisation avy any @ Sarkozy.
Génération roa noho efa very dia mbola sacrifier-indray ve ny génération fahatelo @ny ambo-mpo fotsiny hoe \"gasy ka manja\" dia na eto @ sera² aza dia tsy mahazo mihaniany @ teny vahiny na frantsay na anglisy akory ? Mariako faha ny fahaizana teny vahiny dia tsy fanandevoizana mihintsy faha fivelaran\'tsaina. Jerevo fotsiny ny maorisianina (misy lahan\'tsoratra nosoratanin\'i Hery ao @ http://www.infogasy.net) ary aza gaga raha indray andro any hoe ny ingenieur informatisianina gasy lasa mpiasan\'kelinin\'ny tain\'karana any Maurice.
Betsaka ny mbola tiako ho lazaina faha dia ho hita eo ihany
4. maditra ( 27/06/2005 03:20)
Ilay hoe, naleo tsy nahaleo tena aloha tsy idirako ry tanala e, matetika mifandona kely ihany manko ny hevitrantsika mirahalahy ato fa tsy koi izany, izay no atao hoe ady hevitra. Aleo ihany miaina otran'izao, mba avec espoir toy izay tsy misy mihitsy fa dia ny hanompo vazaha no fanantenana farany ambony.
5. mandrindra ( 27/06/2005 08:20)
Ny hoa vy ihany no tokony ho banjinina sy atao izay mahatsara azy. Fa ny lasa efa rano raraka izany ka tsy azo averina intsony, sady ny tahaka izay sy ny tsy misy anie mitovy ihany e.
Ka ny hoe tsy aleo ve nijanona ho zanatany, tokony fanontaniana tsy hipetraka izany satria efa mahaleo tena isika. Ny tokony anontaniana dia ny hoe ahoana no azontsika atao, na mpanao politika na tsia, na mpitondra na mpanohitra, mba hampandroso an'ity firenentsika ity?
6. jeancharles ( 27/06/2005 11:28)
Ny hoe tsy fahombiazana ara-politika sy ara- toekarena aloha dia tsy hidirako loatra,fa ny tiako hambara dia tsotra: mandainga kosa angamba izay milaza fa ny teo aloha ihany no hita @ izao, efa misy fiovana betsaka kosa e! Sa tsy izany???
Toy ireo panohitra manko dia tsy mba mijery ny lafiny tsara fa ny ratsy foana.
Izay aloha fa @ manaraka indray!!!
7. bogosy ( 27/06/2005 12:38)
jeancharles:

Ny hoe tsy fahombiazana ara-politika sy ara- toekarena aloha dia tsy hidirako loatra,fa ny tiako hambara dia tsotra: mandainga kosa angamba izay milaza fa ny teo aloha ihany no hita @ izao, efa misy fiovana betsaka kosa e! Sa tsy izany???
Toy ireo panohitra manko dia tsy mba mijery ny lafiny tsara fa ny ratsy foana.
Izay aloha fa @ manaraka indray!!!



ohatrany tady hors sujet ise zany an!
8. kally ( 27/06/2005 17:35)
Naleo tsy nahaleo tena?? Dia handevozin'iza ary no tian'i Tanala e? Dia inona no mba tena tian'i Tanala ao anatin'ilay fanandevozana?
9. Tanala ( 27/06/2005 21:08)
Aleko handevozin'ny vaza toy hambakain'ny gasy mitovy @na,
Tsy za rery no manana zany fisainana, fa aleo ny olona miasa @ zone franche toy zay solafa gasy.
Aleo ny boursier gasy milivrera any Paris toy hiasa @ fanjakana.
HIdivana ny poste any orinasa vaza misy eto Dago
10. kally ( 28/06/2005 07:24)
Zava-misy daholo ireo lazain'i Tanala ireo,ary betsaka ny mahita ary tsy manaiky an'io "fanambakàna" resahinao ireo.Raha samy hitsoak'ady angaha hisy zava-banona eto fa ny tena izy dia mivondrona mba hampiharana ny lalàna mifehy ny asa ho lalàna ara-drariny.Manaiky matoa tsy miteny mantsy hoy ny fitenenana.
11. mandrindra ( 28/06/2005 14:44)
"Aleo miasa amin'ny zone fanche toa izay solafa gasy", fa mitovy anagaha ny karama ry Tanala? fa misy secteur hafa ankoatry ny zone franche ve manome asa betsaka?
"Aleo milivra any Pars toy izay miasa amin'ny fanjakana" manana tarehi-marika anamarinana izany ve ianao ry Tanala sa hoe nisy akama vitsivitsy tao amin'ny tanana nanao izany. Mba jereo hoe firy ny mpiasampanjakana taloha dia firy ankehitriny, manome asa firy ny fanjakana, afaka mahita asa daholo ve ny olona rehetra.
Raha ianao no te ho handevozin'ny vazaha (satria io no teny nampiasainao) dia ampiaro aminao mandehana lelafo ny faladihany fa aza ireo olona mitady ny tsaratsara amin'ny fiainany no tonga dia tsarainao sy terenao hitovy hevitra aminao !
12. Tanala ( 29/06/2005 08:08)
Ry Mandrindra dia faly hanakina fa tsy mba mijery ny réalité akory,
Avy aiza ary nareo no tsy mahatsapa hoe ny olona nanao solafa fahiny miasa any zone franche daholo, mba mitadiava anie solafa ahitanao azy e.
Ny milivre dia ohatra fa maro fanompoana vaza azo atao any andafy, mbola vitsy ihany ny gasy tompoina vaza.
Tsara lay hevitra hoe tsy te-handevozina fa ny vava mila mihinana ry Akama a.
13. nikopol ( 29/06/2005 08:34)
Ny fiasana tsy midika hoe manompo.Nga rehefa miasa dia manompo ?
Ny mpampiasa akory tsy midika hoe tompoina fa resaka asa ohatran'ny asa rehetra izany. Ny mpiasa tsy midika hoe andevo, izay teny efa lany andro.
14. mandrindra ( 29/06/2005 14:39)
Tanala, marina fa nihamaro ny solafa nandeha niasa eny amin'ny zone franche. Ny antony nadehanany eny dia tsy sanatria hoe hanomo vazaha fa satria tsara kokoa ny karama. Ho an'ireo gasy milivra indray dia fantaro fa maro ny gasy tompon'ny orinasa milivra aty ka ireny no matetika hiatombohan'ny gasy vao tonga miasa. Marina anie ilay tranga fa ny antony lazainao no tsy ekeko hoe andeha hanompo vazaha. Ny mandeha miasa anie sy fanompoana e.
15. fijo ( 04/07/2005 23:51)
le hoe manompo vazahano tsy mety e.miasa isika aty fa tsy mifanompo na manompo olona hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0836