Zé-clair, Dream.on,Number one

1. xxx ( 27/06/2005 11:18)
Tana/Maurice/Tana
Hafaka hifandray ve isika ? dia hifampitatara zavatra be dia be lazao ahy hoe iza ianao dia holazaiko anao hoe iza aho , ary koa aiza no misy anao izao ,izaho aty @tananan ny panjono.
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:04
2. dadabe ( 27/06/2005 15:31)
zah klou efa tao maurice e,de nipetraka tao @ hotel le preskil beach miala 20km angamba izy io raha tsy diso zah ny aeroport de ahona inona no kozy
3. xxx ( 27/06/2005 15:43)
tsisy ny kozy fa mba te hiresaka sy hitatara ny momban ny Dadatoa sy ireo Panjono .
zah klou efa tao maurice e,de nipetraka tao @ hotel le preskil beach miala 20km angamba izy io raha tsy diso zah ny aeroport de ahona inona no kozy
[/quote]


4. dadabe ( 27/06/2005 17:32)
oadray lele !!inona koa aza ty le :-w:-w:-w:@:@:@
5. yonikafopl ( 27/06/2005 20:48)
dadabe:
oadray lele !!inona koa aza ty le


de maninn kay dadabe raha tsy mampiasa io fiteny io eeeee:evil:
6. yonikafopl ( 27/06/2005 20:51)
xxx:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-06-2005 17:43:36
Lohateny : dadabe
tsisy ny kozy fa mba te hiresaka sy hitatara ny momban ny Dadatoa sy ireo Panjono .
zah klou efa tao maurice e,de nipetraka tao @ hotel le preskil beach miala 20km angamba izy io raha tsy diso zah ny aeroport de ahona inona no kozy


hitako dadabe no sosotra hay nivadika be, lohateny njay hono dadabe tsssss[/quote]
7. fijo ( 27/06/2005 23:19)
resaky ny mamo ity le
8. ari.malala ( 28/06/2005 11:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 28/06/2005 12:16)
:-D=))
10. dadabe ( 28/06/2005 15:41)
zah tsy kopy :evil::evil:
11. stephan ( 28/06/2005 16:32)
Iza ary io mamo io? mody fanina i dadabe an!
12. fijo ( 28/06/2005 21:38)
jereo anie e.resaka mivaralila be le izy
13. dadabe ( 29/06/2005 01:51)
tsssssssss manahirana ihany ty ka:-w
14. fijo ( 29/06/2005 04:16)
:@:@:@ iny ny maina e
15. dadabe ( 29/06/2005 04:19)
weeeeeeeee:@:@:@:@:@:@:@ zay le tsy ahafoizako anao zay kle :@:@:@:D
16. fijo ( 29/06/2005 04:23)
:@:@:@ tstststs tsyka eto foana ka.:@:@:@:@
17. dadabe ( 29/06/2005 14:20)
okay ee:@:@:@:@:@ de aveo:miam::miam::miam:faranana @o^oo^o manja e
18. fijo ( 29/06/2005 19:17)
hummmmmmm
19. cutie ( 29/06/2005 22:26)
de vao maika dadabe mamo :lol:
20. fijo ( 30/06/2005 04:44)
dia vao miha faly bebe fa hotsara ne revy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5352