Zé-clair, Dream.on,Number one
43. yonikafopl
(
07/07/2005 00:20)
so de mba efa dilan'ny ela sy ny ela, sa ve mbola misy tavela???:-w:-w:-w
44. dadabe
(
07/07/2005 03:45)
nannnn !! cutie sonwin efa masaka hatramin'ny ela fatsy dila ny ela sy ny ela zany:evil:
45. yonikafopl
(
07/07/2005 07:48)
tena sure amzany ve lah kleee:-w:-w, mety hisy ny fifindra monina zany ato ho ato kleee:-P
46. fijo
(
07/07/2005 19:59)
dia ho diso koa ny kajy satria holasa
1+1=3.hummmmm io firaisana io wa manova zavatra be
1+1=3.hummmmm io firaisana io wa manova zavatra be
48. fijo
(
14/07/2005 20:23)
ka we i cutie sy sonwin efa ok hatry ny ela dia hisy fifindra monina.
dia ny kajy koa izany lasa miova satria i sonwin irery 1+an'i cutie irery 1=dia lasa sontie 1(iray hafa koa.ka rehefa hatambatra ireo dia 1+1=3
dia ny kajy koa izany lasa miova satria i sonwin irery 1+an'i cutie irery 1=dia lasa sontie 1(iray hafa koa.ka rehefa hatambatra ireo dia 1+1=3