Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 07/07/2005 14:58)
sao d mba tafahoatra loatra
Noho itony fivavahana tsy fantapototra itony d misy ny manaonao foana eny ekeko samy manana ny finoany fa raha diso tafahoatra ndray tsy lasa ka!! Aiza ko fadina ny sakafo d raha mikarama ianao d ny ... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 07:22
rariri ( 07/07/2005 13:18)
tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA
HIFAMPITANTANA FA TOA MAIZINA NY LALANA. ny latsaka any ankady mantsy ny tsy ho laitrako.:*... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:13
sasa ( 07/07/2005 13:18)
Rajako
Koto : Dada, Dada mba omeo ny sarin'i Dada ho entina any am-pianaranay fa ilain'i Maitresse Dadan'i Koto : Fa ataon'i Maitresse in ny sariko?tiany be angaha hono za sa, mahafinaritra azy ny mijery ... tohiny
novalian'i lilbon ny 26/07/2005 11:11
ainaheri ( 07/07/2005 12:44)
adin'ny mpivady
Sasatry ny miady fona izy mivady hany ka niditra atramin'ny renin'ilay kala d vaky loha lay bandy zao we in no ataony nefa efa mananjanaka izy roa ;1 efataona!!... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 14:41
mandrindra ( 07/07/2005 12:40)
Attentat Londres
Niharan'ny asan'ny fampihorohorona i Londres androay maraina. Araka ny henoko tao amin'ny rmcinfo vaovao tamin'ny 2 ora tolakandro dia nisy fipoahana 7. Niaraka nipoaka tamin'ny 9 ora latsaka folo (or... tohiny
notron ( 07/07/2005 09:33)
Daka tsitamaso
Tony tena zaza adala mihintsy!!!! Nanenina mihintsy za nividy iny kiraro boka anaovanao iny.!!!! Saka vao tapa-bolana ve ko dakana @ iny kiraro be iny? Aiza no tsy ho faty. Tssssss!!! Amizay any am... tohiny
lilbon ( 07/07/2005 05:41)
ny lalàna momba ny asa
mba nanitikitika ahy ihany ! ny fipetraky ny inspection du travail @fisondrotan-karaman'ny mpiasa tsy voaraky ny mpampiasa ao @orinasa sasany ! inona no article azo jerena izany ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:18
xxx ( 06/07/2005 18:32)
ra tratra maka vadin'olona
saika mba hanontany hoe inona no mety ahazo aty @ tanana ra tratran'ny vadin'ilay olona miaraka ,mamono aloha tsy misy matahotra azy fa ny eo @ fanjakana ahoana ... tohiny
novalian'i deghany ny 20/09/2005 16:22
ainaheri ( 06/07/2005 18:23)
Andalo i Chirac
Andalo any Dago i Chirac atsy ho atsy d amboarina ny lalana mankany Iavoloha... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:26
ainaheri ( 06/07/2005 17:07)
Mba sendra nanitika ny saiko
Maro amintsika no efa nanadino ny tantaran'ny MDG ka raha azonao atao ve ny mamerina izany eto ohatra firy km2 ny habeny de iza ny faritany ngeza ndrindra ary iza no kely indrindra d inona doly ny... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:19
rdjr ( 06/07/2005 13:02)
ansa...
ahoana no tena ahafantarana fa tena tia anao ny olona iray e!?. mety miseho amin'ny endriny evelany avokoa ve ireo famantarana ireo?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:14
rdjr ( 06/07/2005 13:00)
ny fitiavana sy ny fianarana
azo ampiarahana tsara ve ny fitiavana sy ny fianarana? tsy hanelingelina amin'ny fianarana ve ny fidiran'ny fitiavana antsehatra eo amin'ny fiainan'ny zatovo iray?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:41
booboo ( 06/07/2005 12:29)
JO
Londres wéééééééééééééééééééééééééééé. ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:05
kitjo ( 06/07/2005 10:07)
Coast to coast Madagascar- flm vaovao...
Mbola mitohy i Madagascar... http://www.lexpressmada.com/article.php?id=33607&r=3&d=2005-07-06... tohiny
novalian'i vegas ny 23/07/2005 12:49
joda ( 06/07/2005 09:14)
betsaka ny sipa any dago no mitsoaka any @ sipany
fa dia in loatra re e...... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
DotMG ( 06/07/2005 06:35)
[Lalao] tantara iza ary?
Lalaon-tsaina ho an' izay tsy tia matematika. Filma iza no nisy an' izao resaka izao : "Ity filma ity anie tompoko natokana ho an' i Madagasikara sy Iran ihany, izay firenena roa tsy mahalala na d... tohiny
novalian'i sonwin ny 23/07/2005 18:17
xxx ( 05/07/2005 15:15)
Be Fitiavana be
manahoana daoly nareo rehetra mamaky ity vetsom-poko ity, tsy hoe sanatria akory hanakiana be fahatany, na koa manenjika olona, fa dia tena kivy tanteraka ny tenanay raha nandinika fa ohatrany tsy mis... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 19:49
Kintanakely ( 05/07/2005 15:02)
Indray andro hono....
:-D:-D:-D=))=))=))... tohiny
namanadago ( 05/07/2005 14:26)
Dia an-tongotra mankeny Ivato
Raikitra ary fa hatao ny Asabotsy 16 Jolay ny fiarahana mandeha tongotra miendrika fitsangatsanganana. Hiainga @ [b]8ora maraina[/b] eo @ 67ha manoloana ny "[b]NY HAVANA[/b]" ka hiazo ny "[b]Bout d... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 21:10
Nadjy ( 05/07/2005 11:33)
momba ny Tovo j'hay
tiako be daholo ny hirany rehetra ; mampiheritreritra daholo ny tonokirany izy tsotra be no mahafinaritra be manala fatigue ny miheno ny hirany ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4124