JO

1. booboo ( 06/07/2005 12:29)
Londres wéééééééééééééééééééééééééééé.
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:05
2. Mifenty ( 06/07/2005 13:36)
Zay kosa tsy anao am booboo eh

Maka tahaka ny saika ho teneniko fotsiny le.

God bless america eh. tsss


defa any am bedada ndray zany ny fotoana am 2008 kou inn ndray mou.
3. booboo ( 06/07/2005 13:45)
oudryyyyyyyy fa ingahy nanantena an'iza?

4. maintsokely ( 06/07/2005 13:49)
Izaho aloha faly e! tena mandreraka be ny fisehovan'ny frantsa milay nandritra ny andro maromaro izay hoe tsy mbola nisy dossier technique milay ohatran'ity indray mitoraka ity. Efa resy dia mbola miteny ihany hoe milay be ny dossier nay.

Ny mahakamo ahy raha nahazo i Paris dia ny vavan'ny mpanao gazety sy ny équipe.

5. jentilisa ( 06/07/2005 14:31)
na gazety frantsay na gazety gasy? ahoan tokoa moa izao ny hosoratany rahampitso?
6. Mifenty ( 06/07/2005 14:59)


Nenà kousa rangà i Moscou no tena mbô nandrasako kay tena premié tour de vita ah. tsss*


sniffov sniffov sniffov le.


fa tena misaona kosa lou ny flamands roses e.
7. bloum ( 06/07/2005 16:27)
Soa ihany fa tsy any SENS aho amin'ny 30 juillet.

Noheveriko fa mba olona mipetraka any Londres no mihorakoraka.

Ahoana moa hoy ny vazaha: On ne crache pas ...

Bizarre, bizarre !!!
8. booboo ( 06/07/2005 17:30)
Bizarre bizarre !!! Misy oul tsy mahazaka ny safidiko manokana zany lé! ho ho ho
9. xxx ( 06/07/2005 17:30)
Marina ny anao ry bloum ! Amiko dia resak'olona tsy manan'kambo. Tsy tia ny frantsay nefa aiza noho mipetraka any Frantsa. Sahala an'i Deba aiza noho nanao sesin'tany any Frantsa ! Tsy eo intsony izy angamba @ 2012 raha tsy hoe manana nationalité frantsay na manambady vazaha ? Izany noho hilazako hoe olona tsy manan'kambo
10. booboo ( 06/07/2005 17:35)
Mouais...tsy manak'ambo koa amiko ny oul miafina ambadiky xxx kah!

JO no resahina fa ary @ hafatra manokana alefa ho an'i Booboo zay tsy tanty aminy ...raha mahalala fomba sy mahay miaina mazava ho azy.
11. gasmlay ( 06/07/2005 17:42)
tena bizarre! in zany no tena atao aty eh!! tokony ho any londres ndray tsika!!!
12. vancleef ( 06/07/2005 17:54)
Tsy hoe tsisy ambo mihintsy ny dikany xxx faha hoe tsy hevitro izaho samy irery. Rehefa tsy tian'ny frantsay dia tsy mipetraka any aminy faha mandeha any @ toerana hafa any @ koreaninina avaratra ohatra
13. booboo ( 06/07/2005 18:02)
fa inn kay ity lohahevitra ity ? fanatanjahantena sa fitsikerana oul ? Zà fa miteny oe alefaso ary @ hafatra manokana raha misy tsy tanty @ zay mety ho fiainan'i booboo fa mana-hors sujet fotsiny.
14. vancleef ( 06/07/2005 18:12)
Fanatanjahantena faha tsy hoe mifaly faha resy ny frantsay.
15. marimar ( 06/07/2005 18:26)
Zà koa aloha mipetraka eto France dia mba solidaire za é(marina ny voalazan'nilay sous xxxx),déçue za hoe la France a perdu mais bon,atao ahoana moa!!!
16. booboo ( 06/07/2005 18:37)
Raha Londres no tiako tsy afaka mifaly angaha zà ? Inn no idiran'izany @ ireo bla bla nataonao sy bloum momba ahy ireo inn ?
17. booboo ( 06/07/2005 18:39)
tsy i marimar no teneniko a :Wink:
18. fijo ( 06/07/2005 20:14)
za aloha ry zalahy samy tiako ireo ka nahafaly ahy izay lany.
fa ngaha kosa ry zareo rehefa hoe eto frantsa no mipetraka dia hoe tsimaintsy misafidy frantsa an.
aty marseille misy fan PSG dia fahotana ve izany??
le himama hotsarina izao any angletra iny,ny vadiny anglisy izy ao angletera no mipetraka nefa angletera no hankahalainy toany inona.
ny karana any amintsika volantsika no lerany ao ,nefa isika no ambaniany toa ny inona,
sao mba mitsara be,tsy misy fototra kosa ary nareo le.
tsy hitako izay hidiran'ny ambo amin'ilay resaka.safidy iny;izay no nahafaly azy.koa izay ve no hitorahana azy??????????
sa eto frantsa koa dia tsy miankanjo raha tsy vita frantsay??????mazotoa e
19. kally ( 06/07/2005 20:21)
Izaho kosa faly fa tsy azon'i Frantsa ny JO, namako mihitsy i Booboo,tiako daholo na iza na iza nahazo azy afa-tsy i Frantsa.
Ny antony? Be loatra ny valin-dalao tsy manjary sy amboamboarina raha vao ny frantsay no eo,ary tsara raha mba hahatsapa ny frantsay fa tsy mitodika aminy araky ny ninoany akory izao tontolo izao.Mba hahay hipetrapetraka fa tsy hidoka tena toy ny papelika foana.
Ny filoha frantsay koa moa namoaka fomba firesaka tsy dia mendrika loatra fa nivary lavo ka dia...izay e!
20. fijo ( 06/07/2005 20:34)
voa aloha tamin'iny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1604