JO

21. fijo ( 07/07/2005 04:49)
vakio ny fanadihadiana ao amin'ny wanadoo fa mbola fihodinana fahatelo dia efa saika tsy hita i paris.
22. stephan ( 07/07/2005 08:23)
Nahazo ny sahaza azy ny nidoka tena toy ny papelika! noharatsiratsiany ery ny sasany kanjo azon'ny hafa ihany. Efa hatrany amin'ny fihodinana voalohany anie no nitarika ny anglisy e! teo amin'ny fihodinana faharoa no nitarika ny espagnola fa nahagaga raraka foana teo. Tsy nisy mihitsy ny fihodinana ka hoe nitarika ny frantsay tamin'ny fihodinana efatra ka tsy efa fiomanana ny hahalatsaka azy ary ve ireny fambara ireny? Na izany na tsy izany iza moa no renivohitra misokatra ho an'ny Afrikana kokoa, Paris sa London?
23. lanto ( 07/07/2005 11:55)
Boummmmmmmmmmm
24. Mifenty ( 07/07/2005 12:31)

Mba teneno kousa ranga le moscou nay ah.

Vory be ny vahoaka, efa ela no raraka i Moscou fa tsy nampahafantarina ny vahoaka izany sao de manimba ny ambiansa tam lé fety be

sady maménatra kou lou ra tonga de oe tsika noraraka volouany eh. Nony tsy tafa i bekintana sy ry flamenco de zay vao notenenina oe tsy isika rery no tsy tafa fa mirava amzay ny lanonana.

c po bo sa?
25. Mifenty ( 07/07/2005 12:34)
De ny nahagaga tokotrany lou e.

Efa ela iany ho no ni zap tam télé fa tam 13 vao mba nilaza ny tele frantsay fa nisy attentat tany Londres

Ny tele firenena hafa anefa dia nandefa tsy niato an'ilay izy.

Mampitaha ny tamin'ny 11 mars Atocha sy ny 11 sept Deux tours aho, izay nalefa mivantana tam télé frantsay.

Lasa fotsiny ny saiko hoe maninona kosa no tsy mba nandefa mivantana toy ny telen'ny firenena hafa ny teto fa de jeux no nalefa eh.

Nefa anie ka adiny ray sy roa minitra defa tonga any Londres eh.

26. kally ( 07/07/2005 16:17)
Ny mpanao gazety frantsay vao lasa nitady mpandika teny fa tsy dia havanana loatra zareo amin'io teny vahiny io ka izay no mahatonga ny fahataràna
27. welie ( 07/07/2005 16:36)
:-( Zá mbo nanatena be hoe i Paris ve nefa rangà... tsss...
28. fijo ( 08/07/2005 04:45)
welie avy alo ndry fafana ny ranomaso e.
29. mandrindra ( 08/07/2005 08:18)
Ireny no taratra fa mihendanja i lafrantsa manolona izao tontolo izao, sady tsy ampy lobby.
30. Mifenty ( 08/07/2005 08:36)


Atao aty Frantsa hono ny CAN lty ah. Mlay kosa zany kou


Ary le titre anie ka oe "Jo" eh zany hoe fanafohezana ny hoe jobany na hoe maty hoy ny fiteny mahazatra ny maro.

sa tsy zany io ry booboo?
31. Mifenty ( 08/07/2005 08:36)


Mandrindra a

fa firy kilao i Frantsa talou de lasa firy izy am zao hoe nihen-danja izany???,
32. stephan ( 08/07/2005 09:28)
welie:

:-( Zá mbo nanatena be hoe i Paris ve nefa rangà... tsss...


Aleo lazaina hoe satria nizesta niteny frantsay teo anoloan'ny mpiteny anglisy Lafrantsa dia resy sady nanaboka tamin'ny hoe ratsy sakafo ny anglisy koa moa!
33. Mifenty ( 08/07/2005 12:52)


hihi dite foana kosa v no sotroina kou

za kou klou mbo nanantena hoe ho lasan'i Afrika atsimo otran'le koupy du monde lé izy eh. hihi
34. fijo ( 09/07/2005 23:06)
ka i albera de monaco no nahakirizy ny sasany fa be fanontaniana ko
35. Mifenty ( 11/07/2005 07:50)


ka lery kousa v lesy nanana anaka tampoka teo kou.

faly er i maman'i leksa le.
36. bloum ( 13/07/2005 09:26)
Bizarre mihintsy izy ity an!

Raha ny tanàna no jerevana dia tiako kokoa i Londres noho i Paris. Resaka gout io.

Tsy fandakofana na fanaratsiana frantsay no mety.
Aoka hitsahatra ity toe-tsaina malagasy mahamenatra ity. Manaratsy ny hafa nefa monina aty aminy ary tsy mahavita akory ho an'ny any an-tanànana.

Ny hijery JO no tsara.

Noho izany, raha teto Paris dia ok satria lafo ny fiainana any Angletera. Resaka ekonomika io.

Izay tsy mikasa hijery mivantana ny JO dia manao resa-be fotsiny.

Tsy io ekonomika io ve no mahatonga antsika aty am-pita aty ? Hatsangano ny tanany izay nankaty an-dafy nohon'ny antony hafa.
37. booboo ( 13/07/2005 09:42)
Bizarre mihitsy marina.

Jereo lavitra koa ny ho impôts hiakatra raha tao Paris no natao io JO io na hitondra asa maro aza.

zay antony ipetrahan'ny oul aty ivelany, na ny ataony ho an'i M/car aza idirana fa fiainany zany sady tsy izany ny sujet eto.
38. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:04)
Na izany aza isika koa mila manomana ny JO de Madagascar...
39. bloum ( 13/07/2005 10:10)
O ry booboo a!

impots, asa, ... resaka ekonomika avokoa aky zany a!

Isika sy ianao aloa dia tsy hiaraka hanao vacances @ ity été ity e! hi!hi!hi!

Amin'ny herin-taona ?
40. booboo ( 13/07/2005 10:37)
ié akonomika aby zany fa zà tsy tia vô ampiakarina ny manaraka eo kah ! zao aza efa midangana velona. Soa ôa fa Londres :°).
Ié tsika tsy hiara-hanao vacances @ ity kah :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.515