Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri
(
10/07/2005 15:48)
Fa dia maninona loatra ee!!
T@ herinandro aho nandalo tany @ aeroport Ch.de Gaulle nisy dossiers tsy maintsy nalefa eo @ 50grs
eo ny lanjany ra ho hisy fa zara2 tsy hitomany vao lasa lay izy,fa zay gasy niangaviana d tsy nety d...
tohiny
novalian'i sonwin ny 15/07/2005 14:24
jhouhlambout
(
10/07/2005 09:58)
Ny fivavahana sy ny sciences...
Matoha ny olona mbola mivavaka dia misy ny zavatra tsy voafehiny, ohatra: ny aretina, ny fahafatesana...etc. Inona ary ny mety hanjo raha voavahan'ny science ireny zavatra ireny? Mbola hisy mpino ihan...
tohiny
novalian'i pitchou ny 29/08/2005 18:25
jhouhlambout
(
10/07/2005 09:53)
Mpifankatia: Ilaina ve ny mifamaly...
... sa samy mitahiry ny alahelony ny tsi-1-1 mba tsy hisy gidragidra?...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:27
zandrikely
(
09/07/2005 09:09)
tsara manambady an , tsara ko mampirafy
ahoana n,o mba hevitrareo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:33
rdjr
(
09/07/2005 07:18)
mitady namana vehivavy
mitady namana vehivavy eo anelanelan'ny 18 à 20 ans eo mba atao akama sy anamana e! sa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 04:51
rdjr
(
09/07/2005 07:12)
lolo sy matoatoa
tena misy tokoa ve ireny sa mba fampitahorana fotsiny ny filazana ireny e?...
tohiny
novalian'i STONG ny 20/07/2005 16:51
rdjr
(
09/07/2005 07:10)
iza?
Iza no tena matanjaka: ny lehilah sa ny vehivavy? dia mba hamarino azafady....
tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:21
rdjr
(
09/07/2005 07:07)
filohampirenena
mbola mieritreritra ve ianao fa hahazo ny antsasamanilan'ny vato ny filoha ankehitriny amin'ny fifidianana izay ho filoha?
premier tour io an!...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:36
rdjr
(
09/07/2005 07:03)
salan'isa?
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:56
ainaheri
(
09/07/2005 02:27)
Ny vinanto vavy sy rafozambavy!!
inona no antony tsy mampifanaraka azy reo fona?
iza no tena fositra??...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:11
ainaheri
(
08/07/2005 22:21)
facture!!
Torohevitra ny ahy na dia tsy manana ttasy aza ianao
ipetrahanao @ firenen'olona iray d aza adino ny mangataka facture @ anaranao raha mividy zvtr ianao fa ilainao iny indray andro any!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:10
ainaheri
(
08/07/2005 22:08)
Antanimora!!
Tokony ho mety ve ny fisian'io fonjan'Antanimora
ampovoantanana io???...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:19
ainaheri
(
08/07/2005 22:06)
Mety mananjo ihany ve ny gasy na ho tsaraina aza??
Gaga sy talanjona ary nalahelo aho raha sendra nanao
vacançe tany dago no nahita ireto olona mitandahatra
@ menotte ho entina tsaraina any Anosy,angaha moa d tsy mba misy fiara anaterana azy ireny...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:27
mandrindra
(
08/07/2005 14:41)
JO tsy leomboanana ny frantsay
nanao fanambarana ny ben'ny tanan' i Annecy, Bernard Bosson, fa hilatsaka ho fidiana ho tanana andray ny JO hiver 2O14 i Annecy.
Any indray ry zalahy no miala vokona angaha?...
tohiny
novalian'i banga ny 15/07/2005 18:02
ainaheri
(
08/07/2005 13:25)
Fisarahana tsy tanteraka!!
Tsy niady tsy nifamono fa noho ny vava tsy zaka
no nahatonga andramatoakely nampiditra divorce
nefa efa misy zaza iray d tsy tapaka lay fa nifamerina indray t@ ora farany ilay leh no
namerina azy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:10
ainaheri
(
08/07/2005 13:20)
OR NOIR
Nalaza tao ho ao fa misy petrol ao MDG raha izay marina moa no zavamisy d aona??...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:18
ainaheri
(
08/07/2005 11:57)
Misy mahazaka marina ve?
Maro ny leh na ny veh no milaza fa za ndray tsy mivaky loha zany raha mampirafy izy ,ka raha tena
tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???...
tohiny
novalian'i lilbon ny 05/08/2005 10:30
hery
(
08/07/2005 09:36)
Vita sinoa
Mahoraka be ny fanakanana ny vita sinoa aty eoropa. Ary atahorako hianaka any Madagasikara ilay izy na dia mbola mitobaka aloha hatramin'izao ny ao Behoririka. Dia lasa ny saiko hoe rariny ve sa tsy r...
tohiny
novalian'i fasaly ny 13/07/2005 14:27
miandrianao
(
08/07/2005 07:30)
ohabolana sy fomba fiteny diso kanefa olon-dehibe no mikabar
Fantatra fa lafo ampitsangana isika raha ny teny-drazana ary afangaro @ han'ny hafa:"ka lasa tambavin-dratia laza ka mabotrabotra ny any ivelany
fa mahafaty ny ..."
Ireto misy foma fiteny diso!ka n...
tohiny
novalian'i Bocassa ny 26/08/2005 16:17
xxx
(
07/07/2005 17:14)
inona kay ! mba lazao ny anao!......
inona no zavatra manintona sy manaitra ary itiavanareo lehilahy vehivavy iray raha mitopy any aminy ny masonao, na izy vao hitanao sy fantanao na izy efa mifanerasera aminao satria, izaho dia miara-mi...
tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:06
