Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 12/07/2005 11:52)
bevoka enao!
Narary ony zany ty rangahy anankiray, de nandeha tany @ dokotera de we mila manao analyse enao an, fa mitondrà pipi rahampitso maraina, le enao vao mifoha tsy mbola nisakafo tsy nisotro rano iny no i... tohiny
ainaheri ( 12/07/2005 11:33)
PLANETA MARS!!
D aona zany ra ifindra any indray andro isika??... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:34
tsilakely ( 12/07/2005 09:37)
ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!
salisali daôly! eto ndray ary any avy eny @ manodidina ana Besagam no manao tora-po sy mifampitady e!... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 20:36
xxx ( 12/07/2005 09:20)
ny tenintsika
Tokony mba atao teny malagasy ofisialy tsara ilay tononkalo zany e! ohatra hoe: de=dia zà=izaho... tohiny
novalian'i kally ny 13/07/2005 10:08
ainaheri ( 11/07/2005 20:04)
Prince Monaco!!
Marina fa olombelona ny tena,tsy maintsy misy ny mahasolafaka. Nokobokobonin'ny marina ary ity ranamana hany ka nivoaka ihany ny nafenina!!Niaky izy ary efa natsangany lay zaza,fa saingy tsy mahaz... tohiny
novalian'i fasaly ny 14/07/2005 15:51
ainaheri ( 11/07/2005 19:58)
JO2012
Tsy manaiky ny Maire ny Paris fa tsy nanaja ny lalànan'ny CIO hono ry Blaire(Londres)... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 20:51
HeryLo ( 11/07/2005 14:34)
Foule eclaire ? zava-mahagaga
Miarahaba anareo : Misy karazan'olona ity zay ho tantaraiko aminareo ary mba omeo ahy ny hevitrareo momba izany : [u][b]Foule eclaire[/b][/u] Andian'olona izy ireto zay misy hifandraisany fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:33
isrine ( 11/07/2005 13:46)
Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
Rehefa ny olona 1 no mipetraka @ seza ka mamonjy ny fond, dia olona kamo izy izay! Inona koa no fanatrareo? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/08/2005 16:55
rdjr ( 11/07/2005 13:05)
fampirafesana
Iza no tena mahery raha ampirafy? Ny lehilahy sa ny Vehivavy????... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:12
eisy ( 11/07/2005 10:10)
MAHALEO aty amin'ny tanàna
De tsy haiko hoe ahoana fa izaho aloha de hijery foana e, na ilay Sarimihetsika na ilay any antsonjombe izay tena ao amin'ilay feeling milay mihintsy...tany malalaka,olona be debe tsisy bedy na mimamo... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 19:48
tsimiandravola ( 11/07/2005 09:08)
Kristianisma=Daba loaka
[b]Kristianisma=Daba loaka[/b] -Nisy i Kristy fa [b]tsy i Jesoa[/b] no anarany -Nonina tao [b]Gamala[/b] izy [b]fa tsy tao Nazareta[/b](Nazareta dia noforonina taty aoriana) -[b]Terorista[/b... tohiny
novalian'i estine ny 28/09/2005 12:03
ainaheri ( 11/07/2005 05:59)
Climat!!!!!!
Araka ny vinavinan'ny mpijery toetr'andro, dia mety hisy fiovana be dia be izany aorian' ny 2020 manerana ny zao tontolo zao. Mba alaivo sary antsaina hoe ny any Dago!!... tohiny
zefalah ( 11/07/2005 02:23)
finoana
taminy fahagola dia fomba gasy no napesaina.. dada-rabe sy bambana zokiny tapakazo zany e. de tonga ry Da Sha..zany hoe ry arabo..nitondra an'ty resaka Isalamo ty ...tao arina kely dia tonga ry le m... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:18
zefalah ( 11/07/2005 02:17)
fenarana
mba inona kay ny fomba amahana an'ty vaha-olona ty? maro reo mpianatra ain'zefalah..efa navita izy reo.. nefa mataotra mody any madagascar? inona ozy enao ny antony? mataotra sao tsy ahazo asa ka ... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:01
zefalah ( 11/07/2005 02:12)
hoy ny dostoro!
hoy ny lalana hoe ze mangalatra dia gajaina. ka mipetraka ny fantanina? moa ve ry zalahy ao ambony ao tsy misy maita? satria mantsy ry zalahy ao mihinana ny volam-bahoka ka inona no antony mahato... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:34
zefalah ( 11/07/2005 02:04)
tiako enao nefa??
tia hony izy nefa tsy te hiaraka aminy? aona ko ty? le olona tia nefa tsy te hiaraka ? zany hoe izy zany makatia an'le sipa nefa tsy te iaraka am'le sipa? inona no tokony ataony amin'zany? nefa izy... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:07
zefalah ( 11/07/2005 01:11)
anareo aja!
inona? no ? antony? mahatonga? ny vehivavy ? ray tsy anaraka? ny anatran'ny? ray aman-dreniny? ary ? moa ve? fahadisoana? ny mananatra ?vehivava namanao? mba tsy? anao nao fahatany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:45
zefalah ( 11/07/2005 00:49)
hahahahaha
ny sakafo tena ankaviziko dia ny ravitoto sy voanio "coco" zany e!! fa ty no loza!! akamarony vehivavy ao @ tanana dia tsy mahay mahandro aminy coco!! ka inona no antony tsy ahaizany sipa ao @ tanan... tohiny
novalian'i booboo ny 22/07/2005 12:57
zefalah ( 11/07/2005 00:43)
maso maita,fo mangoraka
maso maita,nefa fo tsy mangoraka ny gasy. mampalaelo de tena mampalaelo tokoa ra maita gazety ndray ndray, Satria matetika no misy vaovao matsiravina sy manalabaraka ny firenena..resaka famonona zana... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 22:14
Lov ( 10/07/2005 18:13)
Mba omeo ohabolana mananihany !
Misy ireo ohabolana malagasy izay toa mananihany sy mampihomehy nefa tena oha-pitenenana tokoa, sady mahalaza ny tian-kambara, misy ohatra ny momba ny sola, antitra,... Inty ohatra iray : -Sola mil... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/12/2006 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5331