Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mandrindra
(
21/07/2005 10:24)
Le Figaro 21 jolay 2005
Le président a mis en chantier des réformes
Ravalomanana a amorcé le redressement économique
Sixtine Léon-Dufour
[21 juillet 2005]
Madagascar est un bon élève. Discipliné. Qui n'a pa...
tohiny
novalian'i zama91 ny 07/08/2005 21:05
ftma
(
21/07/2005 08:30)
argile verte
mba saika hanontany aho hoe efa nampiasa argile verte ve ianareo? mahasitra 150 aretina hono, nisy nandefa aho mantsy nefa tsy sahy mampiasa. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2005 21:25
hery
(
21/07/2005 07:17)
Ny dinika nosoratanao
Efa mba nojerenao ve hoe inona avy ny fandraisan'anjara nataonao teto amin'ity dinika serasera ity? Misy fitaovana ahafahana mijery an'izany etsy amin'ilay hoe Fitadiavana etsy amin'ny fanoroam-pejy. ...
tohiny
joda
(
20/07/2005 16:01)
ho levona indray mipy maso ity tim ity
mety gaga ihany ny sasany mahita io titre io fa analyse ny ahy ...zavatra tsy bloc io tim io fa mpamadika palitao no betsaka mitovy tsisy valaka ilay hery velona t@ izany fotoana izany ..lasa her...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:25
mandrindra
(
20/07/2005 15:21)
Iza no tompon' andraikitra?
Resaka mandeha matetika tato ho ato ny momba ny fahantrana.
Ao ireo izay milaza fa ny herin'ny tsirairay ihany no mety ahatafavoaka amin'izany. Miasà fa aza mitsikera be fahatany hoy izy ireo. Aza ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:51
krust
(
20/07/2005 13:58)
herin'ny mazava sy ny maizina
mino ny fisian'izy ireo ve ianareo?...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 22/09/2005 21:32
krust
(
20/07/2005 11:52)
eny sa tsy
ekenareo ve raha ny vadinareo na ny sipanareo manana namana particulier fa tsy commun?.zany hoe ny vavy ny namany lehilahy & vis versa. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:51
rvoulah
(
20/07/2005 10:35)
ho zaka sa tsy ho zaka?
mba te hanontany ny hevitrareo aho hoe , raha nisy olona niaraka taminareo efa ela , amantaonany maro , di nisaraka ianareo amizao fotoana noho ny antony maro samihafa . ho zaka sa tsy ho zaka ? ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/10/2005 14:05
aliotsy
(
20/07/2005 09:01)
aretin'aty
aona avy no fisehony dia ny fanafodiny ? ny voasary makirana ve no tokony hohanina betsaka sa ny tantely...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:32
ravatorano
(
20/07/2005 05:47)
ny TIM sy ny antenimeram pirenena
Re erarn tany re eran danitra fa dia hametram pialana izany ny filohan ny antenimieram pirenena Lahiniriko Jean izay mpikatroka ao amin ny antoko ma...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 29/07/2005 11:17
STONG
(
19/07/2005 16:11)
Babakoto hono no niandohan'ny olom-belona??????
Babakoto hono no niandohan'ny olom-belona,dia izany lucie zany koa hono toa karazan'io babakoto io ihany koa?
Za aloha tsy manaiky izany fa mba manotany ny hevitrareo e!
Miala tsiny ho an'izay sia...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 26/07/2005 10:12
johns
(
19/07/2005 15:49)
Anaram-piangonana
Aminareo rehefa mivavaka iza no arahana voalohany.
Jesosy Kristy sa ny Fiangonana?...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/09/2005 10:58
bichette
(
19/07/2005 15:24)
olona mahery fofona
misy karazan'olona mahery fofona, àsa na inona no mahatonga an'izany, dia inona no asaina ataon'ireny olona ireny, ilay izy tsy hoe voatery hoe fofona tsemboka ary tsy fofona tsemboka fa ilay vatan'...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 20:16
booboo
(
19/07/2005 14:16)
harcèlement moral any am-piasana
Sao mba misy afaka manoro ny raha afaka atao, azafady, raha sendra manao an'io ny mpampiasa ?(propos racistes, manambany eo imason'ny mpiara-miasa rehetra, ...).
Tsy izaho no voa fa olona akaiky ahy ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 06/08/2005 05:03
ari.malala
(
19/07/2005 11:27)
Vaovao farany
Nikasa hametraka motion de censure ny députée TIM, ka nanaiky hametra-pialana ny Filohan'ny assemblée Nationale, fa saingy navoakany aby ny secret n'izy mianakavy ao, ary tsy mahagaga raha mahantra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/07/2005 08:24
zefalah
(
19/07/2005 00:52)
fiaretana
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:09
zefalah
(
19/07/2005 00:50)
fiaretana
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i palince ny 31/08/2005 07:30
zefalah
(
19/07/2005 00:43)
sika hiresaka fitiavana
Manahoana daholo ianareo ry vahoaka malagasy!
:D Faly be alo za refa miditra ato.maita ny evitrareo
ka ty ary misy zavatra tsy mazava amiko.. ka hitadiavako evitra aminareo.
moa ve ny bandy ra tsis...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:54
nanourand
(
18/07/2005 22:43)
Mbô mtady lé hiran'i Rémi "tsy mikely soroka" lol
Manahoana daholo e!
Mba mitady ilay hiran'i Rémi iny na tsy aiko hoe i Mami Basta ilay hoe "tsy mikely soroka aho mamonjy sekoly ...":D Iny re raha mba misy manana e.
Dia misaotra betsaka e!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:53
joda
(
18/07/2005 15:27)
inona re no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny
aminareo inona no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny na ny sipany e...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 31/08/2005 17:21
