herin'ny mazava sy ny maizina

1. krust ( 20/07/2005 13:58)
mino ny fisian'izy ireo ve ianareo?
novalian'i RADOUXE ny 22/09/2005 21:32
2. booboo ( 20/07/2005 14:02)
ié refa mazava mahita tsara ny masoko. Refa maizina ny mifanohitra @ zay. :°)
3. kally ( 20/07/2005 14:03)
Eny mino! satria raha vao mazava ny andro dia mivoaka avy any an-tranony any daholo na ny zaza madinika indrindra aza, ary raha vao hoe maizina dia na ny akohonay aza mahalala mody.Tsy hery mahagaga ve izany?
4. booboo ( 20/07/2005 14:15)
mahagaga dé mahagaga tokoa kah
5. krust ( 20/07/2005 14:32)
hors sujet ndray ianareo an!
booboo& kally zero ny naoty.zao ary ilay izyiiii:mino ny fisian'Andriamanitra & satana va ianareo?
valio.
6. isrine ( 20/07/2005 14:33)
efa izay koa no ananovan'iAtra ny fiainana e, ny mazava hivoahana sy iasana moa ny maizina hatoriana, fa misy koa anefa ireo izay miasa alina noho ny asany. fa tsy ilay miasa alina noho ny zavatra hafa no lazaiko eo io an!
7. cocorie ( 20/07/2005 15:09)
mazava ho azy, fa misy ny tsara sy ny ratsy, misy koa izany ny mpanao fanafody sy ny voa-panafody, ny iray poison, ny iray antidote, de ny ody fitia koa raha mila, dia ny ody faty, raha te hanandrana fa tsy aty amiko aloha e! faly i :evil: ao anaty maizina, faly kosa i ^:^ ao anaty mazava
8. RockyMaivia ( 20/07/2005 16:28)
Mino.
9. krust ( 20/07/2005 17:15)
zao azany e;
dinio tsara fa @ ny fiainana mifanohitra daholo ny zva drehetra;zany hoeee.. msy ny lahy de msy ny vavy;msy ny mazava de msy ny maizina;msy ny fahavelomana de msy ny fahafatesana;msy ny tsara de msy ny ratsy.koa ireo roa farany ireo dia msy mitarika avy.ny tsara zany deAndriamanitra no lohany ary ny ratsy de ny satana.donc izay no ahafatarana fa msy ANDRIAMANITRA & satana.Sa ahoana ozizy ianareo?
10. Lov ( 20/07/2005 19:10)
Kozy raha mba misy zany herin'ny maizina zany, fa ny olombelona no malemy, mitongilana any @ ratsy de voatery mamorona hoe satana ! Ny mikasika ny mazava ndray aloha de ts'haiko e !
11. niry01 ( 20/07/2005 19:25)
za ko mitovy hevitra @ Lov , tsisy ny herin ny maizina. Ny fantatro ny hazavana no manana ny hery.
manafana, mamelombolo,....Toa hoe mety hahazoana herin aratra koa hono an:lol:
Le maizina dodo fotsiny no entiny
12. fijo ( 20/07/2005 22:00)
za aloha tsy mino e.na andriamanitra na satana.
santana le mpihira no hinoako;fa ny ankoatr'izay resaka
13. pika ( 21/07/2005 09:24)
fijo marina ve izany lainga be izany ????
za lo mino e
14. Herytae ( 21/07/2005 10:04)
15. booboo ( 21/07/2005 10:10)
zay kosa ara ny finoany koa mandainga aôna izy ?
16. mamzelkely ( 21/07/2005 10:35)
mino ihany njay njay!!!!:°)
17. sonwin ( 21/07/2005 11:21)
na iza hino na iza ts hino dia samy misy ireo e
18. ft ( 21/07/2005 17:13)
za Mino
19. fijo ( 21/07/2005 22:02)
pika tsy misy hinoakoo satria tsy mbola nisy hitako.na tsapako
20. rainisalama ( 22/07/2005 10:18)
'ty no tena tsra ê:
spécialiste de travail sur photo:
Monsieur Salali untilise le pouvoir des entités mystérieuses de ses ancêtres pour résoudre tous vos problèmes à propos de vos sommeils,amoour durable,retour d'affection,Désanvoutement,fidelité examen,concours permis,rendu de jugement en ta faveur...
resultat rapide et payement après résultat garanti à 100%.
Consultation 30 Euros
facilité de payement =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163