herin'ny mazava sy ny maizina

21. sasa ( 22/07/2005 10:24)
za mino fa misy dhl izy 2 ireo
22. mandrindra ( 22/07/2005 12:48)
tsy misy an'izany hery isankarazany izany e, ny olona tsirairay ihany no mamokatra hery ary mahatonga ny tranganajavatra samihafa. Izaho tsy mino an'iza n'iza afa tsy izay hitako sy afaka hazavaina amin'ny lojika.
23. booboo ( 22/07/2005 12:56)
mbola misy force rouge sy bleue sy inn aby moa ilay @ power ranger ? :°)
24. sonwin ( 23/07/2005 17:50)
misy ireo owa na iza hino na iza tsy hino
25. isrine ( 24/07/2005 08:42)
sonwin: dia atao hoe misy zany e, à mazava manao tsara de @ maizina manao ratsy
26. scorpion ( 24/07/2005 08:49)
mazava miasa, maizina matory
27. mandrindra ( 25/07/2005 09:48)
dia ahoana izany ny mpatory atoandro sy ny mpiasa alina ?
28. scorpion ( 25/07/2005 10:35)
dia mazava matory izy fa maizina miasa ka inona indray
29. ari.malala ( 25/07/2005 11:03)
:-D tsara b koa le valinteny! misy ny mazava ka! zao antoandro be nanahary izao d misy ny maizina, refa alina!
30. mandrindra ( 25/07/2005 15:53)
scorpion, ka rehefa inn ihany no miasa e, rehefa mazava sa rehefa maizina ?
31. LazaRandri ( 01/08/2005 05:45)
Hoy i Jesoa:
"Ary izao no fitsarana, fa tonga amin'izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon'ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany. Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany." Jaona 3:19-20
32. ndrena ( 01/08/2005 20:43)
Teny roa samy hafa ireo ary mifanohitra noho izany dia mazava ho azy ny fisiany.Ka na ny olona hanjakan'ny herin'ny maizina na izy hanjakan'ny herin'ny mazava.Ny eo anelanelany dia miankina @ fanapahan-kevitry ny tena no vokatra avy eo.
33. routa ( 03/08/2005 10:20)
ndrena tsy mazava ny teninao tsy azoko fa angaha misy eo anelanelany.Raha ny fahaizako azy de tsy misy hifandraisan ny mazava sy ny maizina kou
34. cocorie ( 04/08/2005 15:07)
Genesisy 1
3. Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.
4. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin'Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
5 Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro; ary ny maizina nataony hoe alina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro voalohany izany.
Samy manaiky anio daholo kosa e!

35. routa ( 07/08/2005 10:07)
ay moa! soa hiany fa nisy fanazavana ty hitako ity fa gagagaga hiany aho manko kouuuu:D
36. zozefa ( 07/08/2005 13:07)
fa raha jerena ny fanontanian'i krust de angamba tsy ilay hoe fisian'ny mazava sy ny maizina ara-bakiteny no tiany hanontaniana fa ny fisian'ny herin'ny mazava sy ny herin'ny maizina,
fa raha ny hevitro raha mino ianao fa misy Andriamanitra (araka ny voalazan'ny Baiboly) de mino koa ianao fa misy ny herin'ny maizina,
37. Xmarty ( 09/08/2005 17:49)
ny Pute du soir no Satana dia ny sipatsinka no Angely.
Izay no marina
38. fijo ( 15/08/2005 20:59)
io ry zareo tsy misy hery inona izany fa ny saina ihany no mitondra azy an
39. marozevo ( 17/08/2005 21:18)
Ingaviako i dadabe hitady ny referencen'ilay filazan-tsara momba ny voa nafafy. Ilay hoe namafy voa tsara ny mpamafy ary namafy ahi-dratsy tamin'ny alina ny fahavalony.
Raha vakiana io dia hita fa misy tokoa ny miasa amin'ny antoandro satria zanaky ny mazava, fa misy ny miasa amin'ny alina satria zanaky ny haizina. Amin'ny farany anefa dia hatsipy anaty afo ny ahi-dratsy nafafy tao anatin'ny haizina, fa ny voa tsara kosa hampirimina any an-tsopitra.
40. RADOUXE ( 22/09/2005 21:30)
Kust ao tsara marina be mitsy fa mato misy ny marina de misy de misy ny tsara zay Andriamanitra no Lohany de misy ko ny ratsy zay ansatana ka no izany ry havana malala de mivava fa tsy hanenina ianareo zany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918