Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
joda ( 27/07/2005 08:31)
ilaina ve ny mananan sipa maromaro vao manambady!!!
aminareo manokana ilaina ve ny manana sipa maromaro vao manambady !!!... tohiny
novalian'i palince ny 12/09/2005 07:49
bichette ( 27/07/2005 06:46)
Judaisme
Inona avy no fantatrareo momba an'izy io ? ... tohiny
novalian'i bichette ny 29/08/2005 15:54
Oully ( 26/07/2005 21:01)
Sakafom-panambadiana
Inona avy no sakafo maha-malagasy tokony ho hita ao anaty fetim-panambadiana?... tohiny
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:27
fijo ( 26/07/2005 20:18)
chichi tany mada
momba iny resaka fandalovan 'ny filoha frantsay tany mada iny dia gaga aho.satria raha nihaino RFI aho dia fanaratsiana gasy no resaka be tao. mba hitako tamin'ny vaovao TF1 anefa ny alina,toa mba re... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:35
ainaheri ( 26/07/2005 14:30)
Ny kilalao fahiny
Nareo ve mahatsapa fa tsy hita lalaovin'ny ankizy intsony ny kilalao fahiny @ zao fotoana izao noho ny fivoarana eo @ tontolo iainana!!... tohiny
novalian'i 2titi ny 13/05/2013 10:33
johns ( 26/07/2005 13:43)
NY MAHAVOA NY GASY
Voalazan'ireo namana mpiserasera @ vahiny fa ny mahatonga ny malagasy toa izao dia ny toe-tsaina. Ao ny: 1/ Tia kely 2/ Ory hava manana 3/ Be mokony 4/ Tsindrio fa lavo 5/ Miandry tolorana Ka iz... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
isrine ( 26/07/2005 13:38)
Vit B9
Inona no sakafo misy vit B9 e?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:24
booboo ( 26/07/2005 13:33)
Zazakely
Aminao manokana miankina @ inona ny safidinao ho reny na ho ray @ zay ? Hitondra vohoka sy/ hitaiza ny tiako tenenina. ... tohiny
johns ( 26/07/2005 13:33)
PAZZAPA
Miala any indray ny pazzapa. dia mandritra ny 1 volana nareo mpankafy dia hitaintaina amin'ny fanarahana an'io. Tandremo sao dia tapaka lalan-dra eo fotsiny.... tohiny
novalian'i Bocassa ny 26/08/2005 16:09
johns ( 26/07/2005 13:23)
HEVITRY NY PSEUDO
Tairo hoe mba asiana dinika kely ny fandraisan-tsika ny hevitry ny pseudo. Oh: xxx: ve tena mpijery film X be. dia menatra dia tsy sahy mametaka ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
johns ( 26/07/2005 13:16)
FIARAHABANA IZAY NAMANA VAOVAO
Hono ho aho rahalahy HERY, tsy fantatro aloha na zahay no taraiky be na ny maso no mitampina fa raha mba asiana dinika hoe "FANDRAISANA IZAY VAOVAO" sa raha efa misy io dia aiza.... tohiny
choelah ( 26/07/2005 12:36)
ny raiamadreny sy ny zanaka
mamanay si papanai oua tsy mamelana manaou jupe fouhi kéli,akanjou tsisi tanana fa lazainiri zareou fa zadé milatsaka hounou tsi azouko mitsi mdrrrrrr ... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:51
sariaka ( 26/07/2005 12:20)
lalaom-pahazazana
Hono ho'aho ry reto ? Nareo ve mba mahatsiaro ireny lalao fanao tamin'ny fahazazana ireny, ny fiombonam-pifankatiavana tamin'izany,ny fivondronana, ny haditrana kely.. Ohatra ny ahy hilaza iray aho, r... tohiny
novalian'i nanourand ny 04/08/2005 00:48
joda ( 26/07/2005 09:21)
tafakatra 2475 ny 1 euros androany
tena mapalahelo mihintsy 600 fmg ny euros iray niàla tany ny tenanay izao efa avo 3 heny ...... tohiny
novalian'i joda ny 27/07/2005 08:30
ainaheri ( 25/07/2005 23:24)
MBA FETSI2 DIA MBA MAILOMAILO KOA EEE!!!!!
Mpivady vita mariazy izy roa,noho ny asa anefa dia voatery tsy maintsy mandeha lava ingahy rainy mankany @ faritany,hany ka @ alalan'ny tel sy ny internet sisa no ifampiresahana ka tsy nahatandrina ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:03
cielbleu ( 25/07/2005 18:11)
ny asa ho avy
aty France ny asa tena mandeha sy be mpandray ny dia ny mikarakara be antitra ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/08/2005 10:03
cielbleu ( 25/07/2005 18:08)
tsra ny sakafo
fantatro zany indrindra ny sakafo gasy, saingy ny legioma cru sy voankazo koa mahasalama zay izy mantsy tsy mba afaka ny vitamine sy calcium sa aona indrindra fa ho an'ny te hanao regime ... tohiny
novalian'i fasaly ny 26/07/2005 14:56
cielbleu ( 25/07/2005 17:48)
aty le Man za
Zaho mba te ahafantatra raha mba misy gasy mipetraka aty @département le Mans saingy aty La Ferté Bernrd aho no mipetraka mba valio re e! fa tena tsy mba mahita olona gasy mihintsy aho... tohiny
novalian'i sygasyga ny 22/11/2005 11:05
cielbleu ( 25/07/2005 17:44)
ny vehivevy
Manao ahoana daolo, mombantsika vehivavy ihany, inona no mahatongantsika vehivavy mora mandefitra ny ratsy sa ve dia diso tsara fanahy loatra zay tokoa angamba sa aona hoy ianareo... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2005 14:48
Bocassa ( 25/07/2005 13:36)
soso-kevitra ho an' ny mpitia foot
TOURNOI DE FOOTBALL Ity mba misy soso-kevitra kely atsipy ho antsika mpakafy FOOT ato @ namana - serasera : Maninona moa raha mba mivory daholo isika lehilahy mpakafy FOOT ê !!! De mb... tohiny
novalian'i dakoma ny 26/08/2005 21:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.921