soso-kevitra ho an' ny mpitia foot

1. Bocassa ( 25/07/2005 13:36)
TOURNOI DE FOOTBALL
Ity mba misy soso-kevitra kely atsipy ho antsika mpakafy FOOT ato @ namana - serasera :
Maninona moa raha mba mivory daholo isika lehilahy mpakafy FOOT ê !!! De mba manomana tournoi kely.
Isika mpikambana ato ihany anefa izany an !!!
-Zarazaraina * isaky ny tanàna ( oh : France / M-car / Italie / sns... )
* arakaraky ny taona ( minimes / cadets / juniors / seniors / sns ..... )
-Samy mifidy izay namany ( mitovy taona )
-Asiana cotisation par équipe
-Tsy maintsy misy champion 'zany isaky ny tanàna
-Tolorana amboara ny mpandresy
Raha azo atao dia ny Webmaster no mandrindra ny lalao.
Soso-kevitra fotsiny io fa anjarantsika ny mieritreritra ê !!!! Mba alefaso ny soso-kevitrareo fa "ny hevitry ny maro, hono, mahataka-davitra".
Mba ataovy am-panajana ny valiteninao azafady. Misaotra mialoha.
novalian'i dakoma ny 26/08/2005 21:21
2. ravatorano ( 26/07/2005 09:02)
raha aty mada aloha sarotra iany ny hahvitana izany nefa moa izahay mbola tsy nanomboka akory ary tsy nieritreritra ny hanangana ekipa foot izany ka aleo hojerena akaiky fa masaka izany kah
misaotra rabocassa nanoro hevitra ah:idea:
3. johns ( 26/07/2005 12:59)
Tsara ilay hevitra fa ny fanatanterahana no sisa eh. Ny tena mety aloha dia atao open le izy eh tsy asiana fetran-taona izany. Fa manahirana be io.
Dia rehefa vita ny amin'ny tanana iray (ligue) dia asiana champion's league kely.
Raiketo ary eh.
ZA NO COACH
4. dakoma ( 26/08/2005 21:21)
De ahoana ny aminay aty Dago?Sa eny Ivato ary nareo andrasanay e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458