Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zefalah
(
05/08/2005 16:58)
SIDA
inona no zavatra atao mba ialana @ sida?
satria efa tsy misy fanafody iany.. de inona no atao mba elana @ io aretina mafaty io?...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/10/2005 09:23
zefalah
(
05/08/2005 16:56)
aza manao an'io
fa inona reto mifampihinana reto e.
refa ny ambany zany no manao affair kely de gajaina
fa refa ny ambony dia tsy gajaina?
zany ve de rariny?
hoy ny lalana zay manao affair maizina dia ho tsaraina...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:30
zefalah
(
05/08/2005 16:52)
rugby
sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby.
zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no o...
tohiny
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 09:29
zefalah
(
05/08/2005 16:47)
ra8
aminareo kay!
mba inona no zavtra hitranga aminy fanalana any io ra8manana io eo?
moa ve hisy ady sy tomany,hilamina iany?
de ra misy zany? le ady zany?
inona no zavatra ataony gasy mba tsy hisin'...
tohiny
novalian'i hps ny 27/08/2005 20:13
zefalah
(
05/08/2005 16:31)
iza
iza no afaka manambara ny tenany fa sambatra eto ambonin'ny tany?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 19/08/2005 13:58
vesta
(
05/08/2005 15:01)
Tokatrano vaovao
Akotran'ny ankajo sy ny momba anao manokana.
Inona daholo ry namana no zavatra tokony ilaina raha anorina tokatrano.
Rmq: Jatovo iray andeha antanilavitra hamonjy toeram-piasana...
tohiny
novalian'i deghany ny 20/09/2005 10:58
DotMG
(
05/08/2005 12:54)
Puissance Catch
Taorian' ny fahombiazana miezinezina azon' ny fandaharana Puissance Catch tao amin' ny fahitalavitra (RTL9 ohatra misy azy io, dia alefan' ny TV Plus aty Mada isaky ny sabotsy hariva),dia nanapa-kevit...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/09/2005 17:41
joda
(
04/08/2005 18:23)
marina ve fa maty ilay viviane mpanolotra vaovao tao @ ma-tv
vaovao henoko vao teo fa maty anikeheo maraina i viviane mpanolotra vaovao tao @ i ma-tv taloha iny raha eny inona no antony....misaotra...
tohiny
novalian'i kally ny 10/08/2005 07:37
ari.malala
(
04/08/2005 13:14)
Ny fahafatesana ve...
Ahoana ilay hoe "Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony, na ny zanany malalany" ireny ê! d raha namono tena le olona d mbola sitrak'Andriamanitra ihany ve no nahafaty anazy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:14
johns
(
04/08/2005 11:55)
AO AORIAN'NY FISONDROTRY NY LASANTSY
Araka ny toe-tsain'ny vahoaka malagasy dia, izao no zavatra hitranga:
- Fisondrotry ny vidin'ny entana tao amin'ny stockn'ny mpivarotra. Na dia mbola tsy nanondrotra aza ny mpamatsy sy ny mpitatitra....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:38
hery
(
04/08/2005 11:36)
xml atolotry ny RVG
Misy xml vitsivitsy atolotry ny RadioVazoGasy.com ireto azonao hampihaingoana ny takelakao
(Ny radiovazogasy.com moa dia mandefa webradio malagasy)
Ny hira handeha : http://jean-marc.talenton.cl...
tohiny
aristar
(
04/08/2005 10:40)
WGA (Windows Genuine Advantage Validation Tool)
Nanomboka t@ 26 Jolay dia tsy hafaka mi-télécharger na manao Windows Update any @ Micro$oft (afatsin'ny Security updates( intsony ireo rehetra manana [i]version piratée[/i] ny OS Windows XP na XP P...
tohiny
novalian'i mikara ny 07/08/2005 11:13
doris
(
04/08/2005 08:53)
cancer du sang
manao ahoana daholo
inona no famantarana miseho amin'ny olona voan'ny cancer du sang, ka mahatonga azy hanantona mpitsabo?
maharitra hafiriana ny andro sisa iainan'ilay olona voany amin'ny ankapoben...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:00
nyeja
(
04/08/2005 05:57)
faniriana sarotra antenaina
tsy mba mitady ny hoe
tsy maintsy ho tiavinao
fa tiako ny eo anilanao
tsy manantena ny hoe
tsy maintsy ho vadianao
fa tiako ny eo anilanao
faniriana sarotra antenaina
nefa tsy az...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 08/09/2005 03:45
zefalah
(
04/08/2005 01:19)
S.O.S
nisy olona nifakatia be .de avy eo tsy nanoratra tsony le sipa,tsy niteny tsy nitelephone.na message ary tsy mba alefany.
le fantaniana?
Inona no antony mahatonga ny vehivavy anao an'reny fietsika a...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02
nanourand
(
04/08/2005 00:57)
ampio katsaka!
efa kapila loaka saingy mampihomehy ihany :
niteraka 3 lahy i Rampanarivo, deban'i tanana, ary efa nanana taranaka daholo ny zanany roa afats'ilay faralahy ihany, efa nanambady efa ela nefa lery fa n...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:41
STONG
(
03/08/2005 22:40)
Reo olo-mangan'ny Madagascar!!
Miarahaba tompoko!
Rehefa nandinika aho dia lasa heritreritra hoe!:
Taorian'ny nahalasanan'ireo olomanga ireo dia mba iza ary ny aty aoriana no mba hahasolo azy reo????
ohatra:Ratsimamanga,Rakot...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 21:20
fasaly
(
03/08/2005 17:27)
Resaka shoping
ahoana ny hevitrareo, isika vehivavy moa izany; amin'ilay lehilahy, (vady , na fiancé, na sipa) -nao
manaraka anao foana toy ny kofehy manara-panjaitra,
rehefa handeha hiantsena ianao hividy ankanj...
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/09/2005 19:08
joda
(
03/08/2005 16:23)
hiverina hilalao @ équipe de France i Zidane....
mieritreritra aho hoe firifiry na mpanao fanatanjahantena sy mpanazatra nahay mpiray tanindrazana amintsika tsy mba voatambitamby toy andry i Zidane itony...ny antsika zara aza lasa vaovao marina az...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 21:00
jentilisa
(
03/08/2005 14:31)
kroazady maoderina!
Hafa indray ity lahatsoratra vao novakiako teo ity. Nantsoin'ny eveka ny mpanao gazety tao la Réunion fa hisy fihetsika hafa kaly hataony!
http://www.clicanoo.com/article.php3?id_article=109672
na...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:44
