WGA (Windows Genuine Advantage Validation Tool)

1. aristar ( 04/08/2005 10:40)
Nanomboka t@ 26 Jolay dia tsy hafaka mi-télécharger na manao Windows Update any @ Micro$oft (afatsin'ny Security updates( intsony ireo rehetra manana version piratée ny OS Windows XP na XP Pro. Ny antony dia misy programa atao hoe Windows Genuine Advantage Validation Tool mijery raha tsy version piratée ny Windows-nao.
Ho any ireo izay tsy te hampanakarena bebe kokoa an'i Bilou dia ttiy misy linka (tsy tiako ny hoe rohy) http://www.extended64.com/blogs/rafael/archive/2005/07/27/1026.aspx
Hatao @ IE (Windows Update) sy Firefox (téléchargements) ilay izy ary ho any izay maika dia ity misy extrait an'ilay linka.

For Internet Explorer users:

* You'll need to download trixie http://www.bhelpuri.net/Trixie/Trixie.htm and the relevant user script http://www.extended64.com/users/Rafael/wgaworkaround.ie.user.js [Thanks Mark S., MacMonkey]. Simply download the .js file and drop it into trixie's scripts\ folder.
* Fire up Internet Explorer (32-bit) and click Tools > Trixie Options. You should see WGA Workaround. If it's not already checked, check it. Uncheck the others if you don't want to use them (recommended).
* Visit Microsoft Downloads http://www.microsoft.com/downloads or Microsoft Update http://update.microsoft.com/ to test it out!

For Mozilla Suite/Firefox users:

* You'll need to download greasemonkey http://greasemonkey.mozdev.org/ and the relevant user script. Simply download the .js file to a temporary location (like the Desktop), drag it onto a Mozilla Suite/Firefox window and click Tools > Install User Script. Keep the defaults.
* Visit Microsoft Downloads http://www.extended64.com/users/Rafael/wgaworkaround.user.js to test it out! NOTE: Microsoft Update does not support Firefox.

répondu par mikara le 07/08/2005 11:13
2. indih ( 04/08/2005 16:33)
tena vo mijery mintsy a zao! fa bill ko anie tena b fika fa le mitoraka billao ko mande foana e! fa lafo b toko lo le izy e! d votery mitoraka bilao
3. DotMG ( 05/08/2005 12:33)
Io ndray ilay mankahala ny teny gasy mba efa be mpampiasa fa tsy maintsy mamorona vaovao foana.
De nareo ndray koa no mampianatra ny malagasy hangalatra an! Maninona raha amporisihina amin' izay ny vahoaka hampiasa ny rindrankajy sy lohamilina maimaimpoana? Raha vao misy "workaround" izany ny fikafika fiadiana amin' ny pirate ataon' i Billou dia mbola ho andevozin' i Billou eo foana koa ny mpampiasa informatika.

:-D;-)
4. aristar ( 06/08/2005 07:23)
DotMG>Izaho rehefa mandiky voateny vahiny @ teny malagasy (indrindra ny voateny informatika) dia rehefa tsy mahafam-po aho na tsy misy ao @ Foiben\'ny Akademiam-pirenena malagasy, Ofisim-pirenena misahana ny Teny dia halaoko mampiasa ny fomba tamin\'ny andronin\'i Radama sy ny fomba nandikanan\'ny Baiboly (boky = book, printy = print, pensily = pencil, solaitra = slate na Mosesy = Moses, Jiosy = jews Jesosy = Jesus sns sns) noho izay mamorina teniteny (neologisme) feno contre-sens na faux-sens na tsy misy dikany (solosaina = computer ho an\'ny olona tsy ampy saina ka mila solona, bibikely = virus, tsy biby mihintsy na vato na vazamaniry ny virus sns sns). Naha dia be aza ny mpampiasa ka raha diso dia tsy tokony ho solona ve ?. Ary ilay anaran\'ilay CMS nanoratanan\'ity takelaka ity toa hoe solaitra faha tsy hoe vato fanoratana na tsy fantatro ! Maro à itsika malagasy mihevitra faha ny gasy nanorinan\'ny zavatra rehetra nefa aiza no misy antsika @ izao fotaona izao. Tokiny mba hieritreritra faha sy be ambompo fotsiny !!!
Ary ny momban\'i Bilou dia zavatra telo :
- Manana alàlan\'aho mampiasa ireo logiciels novidin\'ny mpampiasa aho aty antranoko nefa rehefa manao update isan\'andro aho dia tsy mety ilay izy fa hoe version Corporate sady tsy tiako ilay mikarokaroka ao @ ordinaterako ilay programa WGA.
- Mankafian\'ny logiciels Open Source aho ary mampiasa Linux sy *nix-like nefa rehefa faran\'ny volana aho dia mila misakafo dia tsy maintsy mbola mampiasa Windows ary ny clients dia mampiasa à 100% Windows sy Mac OS ary ny Linux dia mbola tsy misy programa hahafahana mijery CD Multimedia aohatran\'ny Director ohatra @ izao fotanao izao.
- Ary ireo rehetra mitady asa nefa ilay orinasa tsy mampiasa afatsin\'ny Windows nefa izy mila olona mahay Word na Excel dia avy ianao hoe izaho mahay Writer sy Calc. Dia lazaina fotsiny hoe miverana rehefa mahay Word sy Excel.

Tsara ny Linux faha tsy mbola rahampitso izy noho handresy an\'ny Windows ary tsy informatisianina daholo ange ny mampiasa ordinatera ary ny ankamarony dia tsy manoratra programa faha mijery CD fotsiny
5. mikara ( 07/08/2005 11:13)
Fika tsotra sady mandeha tsara ity vao hitako ity fa dia andramo. Ny olana fotsiny dia tsy maintsy misy resaka teny frantsay ilay izy!!!! fa dia miala tsiny e! ao anaty menu outils misy gerer les modules complementaires.(version xp misy sp2 aloha ilay ampiasaiko fa tsy haiko rah ahafa ny an'ny sasany...)dia desactivé-na ilay module wga dia ok dia vita!! dia andramo fa tonga dia mety!! misy message alerte sns fa aza rarahiana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3021