Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatsimpanahy ( 11/08/2005 09:01)
dépense any Madagasikara
Manahoana daholo isika namana rehetra. Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ito satria mikasa hody any an-tanindrazana aho ao ariana kely ao. Ohatraninona isam-bolana eo kay ny budget tokony hanana... tohiny
diamondra27 ( 11/08/2005 07:12)
tambitamby, hanta²
manin ny lhl tsy mamboraka oe J t'M refa tafaray @ kala izy. Ny vhv nge mba mila assurance avy @nareo e... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:56
ravatorano ( 11/08/2005 06:40)
tselatra : indray miseho
Hikalo sy hivazo ny hirany indray ny tarika tselatra amin ny 20 ogositra ho avy izao ao antsahamanitra ka iza no hiaraka amiko amin io fa hirefotra sy hipoaka indray ny kianja maitso ao. Efa tonga et... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:01
aalook ( 10/08/2005 22:50)
namana
je cherche des amis qui savent, si poss, parler et ecrire en français. merci beaucoup d'avance PS : j'suis une pers sincere, fidele, tjs a l'ecoute...etc... tohiny
novalian'i vale ny 19/09/2005 08:49
aalook ( 10/08/2005 22:47)
ambondrona
marina ve hoe ny anarany vadin' kix dia malala, ary nenini zanakan', elodie sa tiana? misoatra aloha... tohiny
novalian'i tomgas ny 08/10/2005 09:01
ds ( 10/08/2005 17:39)
Voin-kava-mahatratra
Sent: Wednesday, August 10, 2005 8:02 AM Subject: Grave accident a Madagascar. Une fillette entre vie et mort, une jeune femme décédée, de nombreux blessés. [b]Appel à la solidarité[/b]. ... tohiny
novalian'i ds ny 14/09/2005 11:20
rToukkys ( 10/08/2005 12:59)
Fanorona!
Nataoko izany izay hahafahana milalao ny lalao malagasy tena tiako indrindra dia ny [b]Fanorona[/b]. Efa vitako izao ny voalohan-dohany, mbola ho hohamariniko tsara aloha e! Ny mifanandrina amin'ny so... tohiny
novalian'i rhtovo ny 29/11/2010 18:16
zama91 ( 10/08/2005 10:02)
Ny fanavakavahana any dago
Matetika aho maheno resaka cotiers sy merina,tsy midika ve izany hoe fanavahana tsotra izao ny merina ? satria ny merina dia foko ary ny cotiers tsy foko,ary ny ao anatiny cotiers dia misy merina.Fa... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/10/2005 16:33
nygasy ( 09/08/2005 22:58)
vaovao lehibe 2007
ho avy ny messie hitondra miakatra ho tsara kokoa ara-drafitra sy ara-tsaina ny tanindrazantsika lazao ny havana amantsakaiza fa am-pamendreana sy am-pilaminana no hitondrana ny famindra Izay iray man... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 21:05
vivi ( 09/08/2005 22:17)
inona no mahatonga anireny volo mihitsana be ireny ?
tsy fantako fa efa 2 taona de mihitsana be mihitsy ny voloko fatsy fantako ny mahatonga izany asa ilay manasa volo isanandro na misy aretina za koa rehefa mandeha any @ dokotera de adinoko foana fa mb... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 18:34
Xmarty ( 09/08/2005 18:12)
Menatra be ny vadiko...
Izay efa mivady sy efa manana Zanaka vavy kely nefa ny vadiko dia mboloa menatra miboridana eo masiko. Tsy itako izay atoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:57
fihiaka ( 09/08/2005 08:58)
mail NONO
hono oa e!sô d mba misy manana ny adresy mail an'i NONO mpihira kay ianareo ato fa mba misy ilavako azy urgt b?maztou daoly! ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 19:53
pietro ( 09/08/2005 07:30)
POLITIKA
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto mpanao politika antsika ireto? sokafy ny ady hevitra... tohiny
rojoniaina ( 09/08/2005 00:11)
mandefa entana any dago izahay
0625514511, rrichara@yahoo.fr 6e ny kg andefasany ny entana ary alainay any aminao izanyentana izany. Ao Antananarivo sy Antsirabe ihany aloha no fandefasany eto am-boalohany.Tsy misy vola aloa intso... tohiny
diamondra27 ( 08/08/2005 22:27)
asa ahazombola be
iza no mahita le dinika momba io fa tsy haiko hoe inona moa le sokajy misy azy fa te hahita ny tohiny za satria nampitandrina ny namana za ka mba mila fanampiana raha misy mahita de teneno.fijo angamb... tohiny
bbn ( 08/08/2005 17:30)
aiza i ANDREAS
Za ry zareo de nanana copine zay tsy mety hadinoko hatramizao ary lasa izy faona no ato anatiko ka zay olona rohotra miaraka amiko de tiako ho toa azy daholo na fihetsika na fiteny de lasa tsy mahay m... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:28
bbn ( 08/08/2005 17:01)
omeo sopapa hoe.....
Mitaby ny mombamomban'ny tarika MIANTSA (ohatra hoe iza avy izy ireo, ny asany andavanandro, ny fialamboly ankafiziny, etsetra....)... tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 20:29
flore ( 08/08/2005 16:50)
OMEO HEVITRA RE
DIA HIVERINA ETO AHO REFA AVY EO AN !!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/08/2005 21:08
jentilisa ( 08/08/2005 14:46)
Simba tanteraka Antsirabe 110
Nandalo tany aho vao haingana izay ary dia hitako fa simba tanteraka Antsirabe. Raha vao miainga eto Antananarivo aloha, ny fiara mankany tsy mba mahazatra ahy loatra fa misy resevera tahaka ny taxibe... tohiny
novalian'i vale ny 04/11/2005 15:39
vivi ( 08/08/2005 14:16)
mitady namana mpiara mianatra taloha
misy namana niaraka nianatra t@miko tao amin'aceem seheno diamantine no anarany, ny vadiny de mamy tanguy, aty frantsa izy io, ka mitady azy aho fa namako be mihitsy izy io ,sao de misy mahafantatra a... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0803