Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 22/08/2005 05:13)
JMJ
MIarahaba ê! :) Mba afaka manome vaovao ve izay nanatrika ny JMJ? Misaotra ê! :) ... tohiny
novalian'i Vaillant ny 07/09/2005 13:24
LazaRandri ( 22/08/2005 03:30)
"cimenterie" vaovao
"Le projet de Maloci consiste à la fabrication de ciment à partir de clinker importé, rajouté à du gypse extrait d’une carrière à Antsirabe." Dia maninona no atao etsy Ambohimanambola hand... tohiny
dakoma ( 21/08/2005 21:02)
Pianatra tao Antsirabe fahiny ve ianao?
Za dia pianatra tao aminy CEG,sy lycee taminy taona 1985-1989.Be zatovo tsara tarehy tao fahiny.Mahay mirevy be ny vakinakaratra,mihoatra aminy ankiziny Tana,sy Fianarantso. Teo ankaikiny hotel Diama... tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2005 13:12
xxx ( 21/08/2005 19:47)
Kristiana hatrany ankibondreniny
Fa nahoana no lazaina fa tsy misy kristiana hatrany ankibondreniny izany? na de hoe kristiana i dada ary koa kristiana i neny... tohiny
novalian'i moi ny 06/10/2005 05:54
jentilisa ( 20/08/2005 14:11)
mihatsara ny endri-gazety amin'ny teny malagasy
Hita mivoatra indray ankehitriny ny gazety amin'ny teny malagasy indrindra fa ireo mivoaka isan'andro. Raha nandeha irery ny gazetiko teo aloha dia natao ratsiratsy endrika izany izy sady ny sary dia ... tohiny
zefalah ( 20/08/2005 13:32)
finiavana,sa fitiavana?
maro amin-sika no maniry an'lay fitiavana mba ho lasa mpivady,ary maro koa reo tanteraka t@zany. nefa maro koa reo vehivavy nampanambadiana forise. ka lay fantaniana dia ty. mety ho hisy fiantrekan... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:56
bryant ( 20/08/2005 11:20)
baskety be foana isaky ny Asabotsy hariva eto GENTILLY
Ho an'ireo namana tia manao baskety ka mipetraka eto @ région parisienne na eto paris dia tongava ao Gentilly isaky ny asabotsy hariva manomboka @ efatra ora tolakandro eo ho eo fa maro ny gasy manao... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 19:56
majakely ( 19/08/2005 11:26)
Fitsaboana amin'ny zava-maniry!
Manahoana daholo e! Fahasalamana ??Mba omeo eto daholo hoe ny zava-maniry fantatrareo mahasalama de ahoana no fomba fikarakarana azy ?zavatra tena fantatra ihany no lazaina an!!:) Fanafody kohaka:... tohiny
novalian'i isrine ny 16/09/2005 09:40
xxx ( 19/08/2005 10:51)
ho anareo rehetra ao strasbourg sy ny manodidina
Miarahaba anareo rehetra tompoko Handalo any aminareo ny tenanay ny week end izao ary miangavy anareo rehetra izay tia handefa entana mba hiantso anay ( 0625514511, rrichara@yahoo.fr )mba hahafahana ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 17:25
xxx ( 19/08/2005 09:29)
Jeneraly
Efa nisy nahita an'le solon'i Jeneraly nihira ve? de ahoana ny fahitana azy?... tohiny
novalian'i gasikam ny 30/09/2005 05:33
ainaheri ( 19/08/2005 09:16)
hiverina sa tsy hiverineeee????
araky ny voalazan'ny gazety 1; noho ny fanambaran'ny zanaky deba dia mbola tsy manampikasana ny hiverina any dago izany ideba,dia mivadika ndray ny rasa eto fa hoy ihany ny zanany fa vokatry ny fampia... tohiny
novalian'i pika ny 07/09/2005 04:30
kally ( 19/08/2005 08:43)
Tsunami-Liverpool
Mba mampanontany tena ihany indraindray fa tsy tahotra tsy henatra ny sasany.Ny vahoaka milentika anaty fahasahiranana, ny tranony rava tsy voaorina, ny lehibe tsy te-hahalala izany.Tsaroantsika ny vo... tohiny
novalian'i TMalefaka ny 01/09/2005 05:28
dakoma ( 19/08/2005 08:20)
Zafy be molotra mba menatra,mandiniha tena fa tsy alehany.
Ry le Zafy al. tsy manan-katao afa tsy mitarika olona hikomy,sy manenjika ny zava-bitany filoha.Fa mba nahavita inona hono le rasista lahy io taminy izy teo aminy fitondrana? Raha ny fahankalana meri... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:08
babalahy ( 18/08/2005 16:06)
Ahoana indray ny an-dRavolomaso sy ny namany?
Mba tokony ho fantatra ary ho saziana mafy izay navanon-doza.Sa ahoana ry mpitsara malala isany.... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 21:48
babalahy ( 18/08/2005 15:52)
Mitady sipa tsara constipasion,mba ataoho vady.
Ampio aaaahhhh!... tohiny
booboo ( 18/08/2005 15:46)
graphologie
Mino an'io raha io ve nareo ? Nefa @ zao betsaka mitsy ny raha manakarama lafo(ary tena lafo a !) an'ireny graphologues ireny handinika ny lettre de motivation-na oul iraika ! ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:15
rananou91 ( 18/08/2005 14:53)
1500 ny dakoma maty novonon'ny gasy t@ 1976
Araka ny vaovao nosoratan'ny journaliste komorianina dia voalaza fa 1500 no maty novonoin'ny gasy nandritra ny 3 andro tany majunga,dia mba ahoana ny hevitrareo gasy tsy tia vahiny ireto. NB ny mpan... tohiny
novalian'i pitchou ny 12/09/2005 12:46
zama91 ( 18/08/2005 14:36)
foot aiza ho aiza izao ilay scorpion de madagascar
Tao aorian'ny nihitsananan'ny gasy fifanitsanana mondial 2006 toa tsy henoheno intsony ny foot nefa efa nalaza re tany fa nivoatra be ny foot gasy entre 1999 a 2003.Ny classement fifa aza dia efa nis... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 10:18
hercool ( 18/08/2005 12:20)
kitro
:?::?::?:Salut! fa maninona kay ianareo vehivavy rehefa misy manapezy dia ny kitron'ilay kôf'boay foana no jerena mialoha, any angaha ny fitiavana? ... tohiny
novalian'i selima ny 30/10/2005 11:28
dakoma ( 18/08/2005 11:27)
Betsaka @ bandy gasy no enta-mavestra ho an'ny firenena fots
Firifiry moa ireto tovolahy miseho ho tsara tarehy nomanao akoholahim-bohitra erakin'ny tanàna fotsiny. Tsy mianatra tsy miasa. Ny ankamaroan'izy ireny dia na velomin'ny vadiny na ny RAR-ny. Ny sigar... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 08:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2931